Download as doc, pdf, or txt
Download as doc, pdf, or txt
You are on page 1of 28

Fampianarani Shri Mataji Nirmala Devi,

nadika ny Desambra 2014

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 1

SYSTEME SUBTIL na VATANA MASINA FENO HERY MASINA na TEMPOLY

Ao antin'ny vatan-tsika olombelona dia misy hery masina zay miara-miasa amin'ireo :
"7chakras "na toerana masina mandray hery masina
Ratsabatana 3 mandray energy na hery masina "trois canaux d'nergies"
Kundalini na Reny masina "Mre Divine na nergie vital "
Koa amin'ny fanaovana mditation ara-dalana isan'andro no hafahan-tsika manatsara hatrany
hatrany ireo toetra Masina na " qualits divine" ao amin'ireo toerana masina 7 na chakras 7
ao anati-tsika izany.
IREO CHAKRAS na ireo TOERANA MASINA MANDRAY HERY MASINA
Ao anatin'ny vatan'olona dia misy toerana masina zay mandray energy na hery masina na
"vibration". Ireo Chakras ireo izay mipetraka manaraka ny halavan'ny hazon-damosina sy ny
ati-doha. Ka ny fahazoana an'io vibration no manampy ny olombelona amin'ny fivoharana
ara-panahy, manome fiainana masina, milamina, mirindra ary feno fifaliana.
Toetra hananany:

Miendrika boribory toy ny diska CD ireny ny endrikany.


Iasaky ny chakra dia samy manana ny lokony (jereo sary ireo ratsa-batana 3
mandray energy na Hery masina,pejy 5).
Isaky ny chakra dia mifandray amin'ny "plexus " (jereo sary ireo ratsa-batana 3
mandray energy na Hery masina, pejy 5), izay miendrika vona hafahany mapiditra
ilay energy ao chakras amin'ny ratsambatana 3. Io plexus ireo koa manaramaso
amin'ny fahasalaman'ireo chakras sy misahana ny fahasalaman'ny vatana, saina ,
fietse-po ary ara-panahy eo amin'ny fiainantsika.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 2

Isaky ny chakra dia samy manana ny isany ny "ptale" na felambonikazo Ka isaky


ireo ptal ireo dia samy manana toetra masina na " qualits divine". (jereo pejy 10)

Ka mandritra ny fiakaran'ny kundalini dia misokatra ny chakra ,ka isaky ny felambonikazo dia samy mandray ilay energy masina avokoa ary manadio sy mametraka
amin'ny laoniny ireo chakra misy problema.

Fiasany:
Miodina ilay chakra mamotika ireo negativa, ireo hery ratsy, ireo loto rehetra . Miodina
boribory mankany amin'ny havy -havanana ( toy ny fiodinan'ny famataranandro ny
fiodinany).
Ka mandeha manarak'izany ihany koa ilay energy masina. Ka io vibration io no manampy
antsika amin'ny fahasalamana( ara-batana , ara-tsaina ary ara-panahy), manala ny olona
amin'ireo olana rehetra tao aminy.
Zavatra hita anatin'ny chakra: Dits
Isaky ny chakra dia misy "Dits" na olona Masina,ireo olon'Andriamanitra zay mitondra
ny toetra an'Andriamanitra sy ny Fanahiny ary momba Azy ( jereo tabilao toetry ireo chakra).
Hery velona ao anati-tsika Izy ireo.
Ka nomen'Andriamnitra antsika ireo Dites ireo mba hanampy ny olona makany amin'ny
fivoharana ara-panahy, manome fifaliana sy mitaha antsika mba tsy hijaly ary miaro antsika
ihany koa. Koa rehefa miova tsara fitondran-tena isika dia tonga ireo Dits ireo manampy
be antsika sady maha-mora miakatra ny fiakaran'ny Kundalini koa izany. Ka lasa misokatra
ireo chakras ao anatin-tsika zay feno ny hatsaran'Andriamanitra sy ny toetrany Masina zay
homeny antsika.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 3

FIFANDRAISAN''IREO CHAKRAS
AMIN'NY LOHA SY NY TANANA ARY NY TONGOTRA
Mandritra ny fanaovana mditation, ny ralisation du soi dia ampifantarin'ny kundalini
ireo zavatra tsy mety ( blokazy) ao anaty, ao amin'ny chakras ao aminao dia tsapa aty amin'ny
tanana na tongotra na loha. Mety ho vibration mafana, manindrona, mibitiky, volivoly no
tsapanao amin'ny tanana na tongotra na amin'ny loha (mifanaraka ireo sary ambany ireo) dia
midika izay fa mila ny sainao " attention" apetraka eo amin'ny chakra marary. Ka ny
vibration mangatsika no mamerina no sady manasitrana izany sy mamerina amin'ny laoniny
ilay chakra mikorontana. Koa rehefa miseho izany fambara izany, dia midira mangina ao
anaty ary hapetraka ampanetre-tena any amin'i Mre izany blokazy izany.

L:havy
R: havanana
Samy manana ny lokony ireo chakra ireo:

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 4

"Amin'izay fotona izay, apetra-tsika painsa eo amin'ny vavan'izy ireo, fa ny tanan'izy


ireo dia hiteny ary ny tongotr'izy ireo handeha hanao vavolombelona hanatanteraka".
(Ya Sin 65)

IREO RATSAMBATANA 3 MANDRAY ENERGY NA HERY MASINA


(Trois canaux d'nergies)

RATSAMBATANA 3

TOERANA
misy azy
amin'ny
tanana

TOETRA

Ida Nadi,
Tamo Guna

Ilany tanana
havy rehetra

Loko manga
Mifandray ny lasa na
subconcient
Ratsa-batana
mifandray amin'ny
volana

ASANY ARA-BATANA,
sy ARA-PANAHY

Ambanin'ny kundalini
ny fanombohany ida
nadi ka miafara
amin'ny faritra ati-doha
havanana
Miasa miaraka ny
hoza-pandrenesna

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 5

(Ratsambatana
havy)

Sushumna Nadi,
Sattwa Guna

Tanana ankiroa

(Ratsambatana
anivo)

Ratsambatana
mangatsika
Yin (amin'ny
filozofian'ny
Taoisme)
Maneho ny toetra
vehivavy
Mifandray amin'ny
elementa tany sy rano

Fivoharana
Fihaonana
Fahaterana vaovao
Mifandray amin'ny
anivo (prsent) na
superconcient

amin'ilany havy io
Manara-maso ny fietsepo io ida nadi io
Mianga avy ao avokoa
ny hetaheta madio
Miasa ao koa ny hery
masina an'i Anjely
Michel sy ny Mana
Shakti

Pingala Nadi,
Raja Guna
(Ratsambatana
havanana)

Ilany tanana
havanana
rehetra iny

Loko mavo
Mifandray ny ho avy
na supraconsient
Ratsa-batana
mifandray amin'ny
masoandro
Ratsambatana mafana
Yang
Maneho ny toetra
lehilahy
Mifandray amin'ny
elementa afo, ether
ary rivotra

amin'ny ilany havy iny


sy ny ati-doha na"
systme nerveux
sympathique gauche "
Shri Mahakali ny
energy masina miasa ao

Sushumna nadi io dia


manomboka amin'ny
taolana masina (os
sacrum) , miakatra
manaraka ny halavan'ny
hazon-damosina iny ary
miafara amin'ny
tendron'ny loha ny
fiakarany.
Io ratsambatana io dia
tompon'andraikitra
amin'ny fiakarana
"systme nerveux
parasympathique "no
energy misahana ny
ratsambatna anivo
Shri Mahalaxmi ny
energy masina miasa ao
Ilay energy masina io
manampy amin'ny
fivoarana spirituel, sy
ny ekilibra arabatana,ara-tsaina sy arafietsehampo
Ambonin'ny kundalini
ny fanombohany
pingala nadi ka
miafara amin'ny faritra
ati-doha havy
Ratsa-batana manaramaso ny zavatra hatao
ara-batana sy ara-tsaina
Miasa miaraka ny
hoza-pandrenesana
amin'ny ilany havanana
iny sy ny ati-doha na"
systme nerveux
sympathique droite"
Shri Mahasaraswati
ny energy masina miasa

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 6

ao amin'ilany havanana
io
Miasa ao koa ny hery
masina an'i Anjely
Gabriel sy ny Prana
Shakti zay
manantateraka ny action

ANTONY MAMPIKOROTANA IREO HERY MASINA , IREO RATSAMBATANA


AMIN''IREO RATSAMBATANA 3 IREO sy MANTRAS (vavaka) FANATSARANA

TOERANA

RATSAMBATANA
3

Ida Nadi,
Tamo Guna

misy azy amin'ny


tanana
Ilany tanana havy
rehetra iny

(Ratsambatana
havy)

Sushumna Nadi,
Sattwa Guna

Tanana an-kiroa

(Ratsambatana
anivo)

Pingala Nadi,
Raja Guna
(Ratsambatana
havanana

Ilany tanana havanana


rehetra iny

ANTONY
MAMPIKOROTANA
Finono-pona (minomino
fahatany), Fanompoantsampy, fomban-drazana,
olana miaraka amin'ny
Reny,Fahazaran-dratsy,
kamo, fanatika
fivavahana, tahotra,
alahelo, manaiky ny
fanaintainana, mampijaly
tena ho an'Andriamanitra

Fisalasalana, tsy ampy


hetaheta amin'ny
ralisation du soi sy ny
fanajana ny rlisation
du soi

Manitsakitsaka ny
hafa, fitiavantena,tebiteby, olana
miaraka amin'ny Ray,
miasa tsy aki-janona,
miasa be, tsy ampy
fangalan'aina,
mampiasa saina sy
vatana lotra

MANTRAS
(vavaka)

Mre, ra sitrakao
mba diovy sy
hamasino ity ilako
havy ity

Mre, za dia
manana chance
iray amin'ny Adi
Shakti, iray
amin'ny Fanahy
Masina

Mre, ny attention-ko,
ny saiko dia mifantoka
ao amin'ny kundalini
ako ary Ianao ilay
Kundalini miasa ato
amiko ra sitrakao

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 7

Mre, Ianao ilay


Reny Masina zay
manadio sy
manamasina ity
ilako havanana
Mre, Ianao ilay
Adi shakti, ilay
fanahy masina
miasa ato amiko

Fanamarihana: Ny fampiasana be lotra na fandehanana be lotra mankany amin'iny ilany Ida Nadi ,
na Pingala Nadi iny no mitarika fikorontanana ao amin'ny vatana , saina ary fanahy. Mikorontana
manaraka izany ihany koa ny vibration. Ka lasa miteraka ego, fizahozahona , miteraka toetra ratsy tsy
voalanjalanja super-ego.
Fampisaina : vatana be+ saina be= korontana tanteraka (ao anaty +ara-batana, ara-panahy).
Ilaina maka sasatra kely rehefa vizana , arahina mditation kely , dia andramo tazomina mijanona
tsy mieritreritra fonafona , mitazona ny ao anaty.

SYSTEME SUBSTIL( vatana masina) - KUNDALINI ( Reny masina)

Os Sacrum ,taolana Masina


Ao antin'ny Os Sacrum ,taolana Masina , miendrika telo zoro, izay mipetraka amin'ny fototra
ny hazon-damosina no misy an'i Kundalini ao anatin-tsika.
Ra vao mifoha Izy ( kundalini), misy energy na
hery masina tsara be ,mahafinaritra be, miakatra
manaraka ny halavan'ny hazon-damosina iny
izay ao anatin'ny tsokan-damosina, ary
mandeha manapaka amin'ireo chakras rehetra ao
anatin'ilay vatan-tsika masina zay farany izy vao
manokatra ilay toerana masina farany ( chakra
faha 7) eo amin'ny tendron'ny loha-tsika, eo
amin'ny sahasrara chakra. Io no hafahan-tsika
ihany koa mahazo ny YOGA na fiombonan'ny
kundalini antsika amin'ny fanahy, dia ilay
herin'Andriamanitra be fitiavana, tsy manapahatamperana ( pouvoir omniscient) zay manapahahefana ny zavatra rehetra.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 8

Mangataha an'ity vavaka ity, atovy


amin'ny fo:
" Shri Mataji, ra sitrakao,
ampianaro za hifantoka amin'ny
Kundalini-ko,
dia avelao za mba haheno, hatsapa
ny hatsarany ato amiko"

HERIN 'ILAY KUNDALINI ao amin'ny vatan'ny olombelona


Arak'izany ny fanahy dia tara-pahazavana, toerana masina zay hiasan'Andriamanitra
manapahefana ny zavatra rehetra. Ka ny kundalini dia ilay herin'Andriamanitra,manatanteraka
ny hetahatan' ny fanahi-tsika (Atma). Mre primordial na Adi Shakti ny fiantsoan'ny Indianina
Azy. Izany hoe, ny Adi , dia loharano nipohirany ary ny Shakti dia , ilay herin'Andriamanitra.
Esprit Saint na hoe Fanahy Masina non iantsoan'ny mpino Andriamanitra azy. Koa ny
fandalovan'ny Kundalini zay mahazo ny dongona kely, tendro amin'ny loha no hafahantsika mahazo ilay fahaterahana vaovao ( teraka ho fanahy) na ralisation du soi na
Batemy n'ny Fanahy Masina. Amin'izany fotoana izany, no hafahanao mandray ary
manavaka ny "brise frache" na ilay Rivotra manintsy na mangatsiaka eo amin'ny felatanana
na eo amin'ny tendron'ny loha. Izany ilay herin'ny Fanahy Masina na ily rivotry ny
Fanahy Masina na "souffle du saint -esprit " , mitovy ohatra ny nilahatsahan'ny rivotra
nifofofofo nilatsaka tamin'ny Apostoly mpianatr'i Kristy tamin'ny pantekonty. Alohan'ny
traik'efa na "experiance", dia mbola matory ny kundalini. Fa rehefa mifoha Izy, zay tsika vao
afaka maheno ilay fitiavan'Andriamanitra na " souffle Divin", zay tena tsapa, ary heno, ka iny
Fitiavan' Andriamanitra iny no hafahana ihany koa mametraka amin'ny laoniny ny
fahaterahana vaovao.
"Pneuma": no anarana iantsoan'ny Grika ilay Hery Masina.
"Rh": no iantsoan'ny Silamo Azy.
"Souffle de l'esprit" na Herin'ny Fanahy Masina no ilazan'i Kristy Azy.
"Shekkina" no ilazn'ireo jiosy Azy. Ka ny Reny Desse no manome antsika ny fahaterahana
ara-panahy. Ny maha sahaja Yoga ny Sahaja Yoga dia ny fahenoana ilay vibration masina sy
mahalala ny zavatra hambarany amin'ny alalan'ny fitiavan'Andriamanitra. Chaintanya no
ilazan'ny Indianina Azy ihany koa.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 9

IREO TEOTRAN' IREO CHAKRAS sy IREO MANTRAS mifandraika aminy


CHAKRAS
1-MOOLADHARA
Marika famantarana:
swastika
Isan'ny ptal na
felambonikazo: 4
Plexus: pelvien
Planeta: Mars
Elemanta: tany,
karbonina
Andro:Talata
Loko: mena, mitara-vo
Firenena:inde(Ganapati
pul),suisse
Vato: coreil

Fiasany arabatana sy ireo


Dits
Taova-pananahana,
taova-pamokarana,
Taova -pamoahana,
Prostaty

Shri Ganesh

Shri Kartikeya

TOETRY
Havy:
Fahendrena,Fahadiovan
a
Anivo: Fahendrenatsy manan-tsiny, filana
masina,
Fifalina,Fanetre-tena

Havanana:
Fahendrena,
fahaizana
manavaka ny tsara
sy ny ratsy amin'ny
alalan'ny vibration,
ekilibra, tokapo( fidle),
fahaizana
mandanjalanja

MANTRAS (vavaka)
Mre, za dia olona hendry ra
sitrakao

Mre, ra sitrakao, avereno


amiko ny fahendreko
Mre, ra sitrakao, apetrao
amin'ny laoniny ny
fahendreko, ny fanetretena ato amiko

Mre, Ianao lay


mpamotika ny negativa
rehetra

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 10

2-SWADISTHAN
Marika
famantarana:kitana an'i
David
Isan'ny ptal na
felambonikazo: 6
Plexus: aortique
Planeta: Mercure
Elemanta: Afo,
Andro:Alarobia
Loko:mavo
Firenena:
Madagasikara
,Afrika(havia),
Allemand( havanana)
Vato: Topaze, Amethiste

Aty, voa, taovapamokarana,


pancras na sarakaty

Shri Nirmala Vidya

Havy: Fahalalana
masina

Mre, ra sitrakao, mba omeo ahy


ny fahalalana masina

Anivo: Famoronana

Mre, ra sitrakao, apetraho amin'ny


laoniny ny fahaiza-mamorina

Shri Brahmadeva
Saraswati

Havanana:

Fisainana madio
Shri Nirmala Chitta

3a- NABHI
Marika
famantarana:Yin-Yang
Isan'ny ptal na
felambonikazo: 10
Plexus: solaire
Planeta:Jupitier
Elemanta: Rano
Andro:Alakamisy
Loko: maintso
Firenena:
Grec(Anivo),belgika,
hollande, italy, Autriche
(havia),frantsay(havana
na)
Vato: Rubis

Aty, tsinay, vavony,


taovapandevonankanina;
hoditra

Havy:fahafahampo,fil
aminana anaty, fanajana
ny vady sy ny tokantrano

Anivo: ekilibra,
fivoarana ara-panahy

Havanana:

Fisainana,
fahamendrehana,
fahaizana mandrindra
ny vola sy ny asa,
Fahasambarana

Shri Gruha Lakshmi

Mre, ra sitrakao, diovy


ary hamasino ny fisainako
Mre, ny tena marina dia
tsy misy zavatra hataoko
fa Ianao no manao ny
zavatra rehetra.
Mre, ra sitrakao, mba
omeo ahy ny filaminanana
anaty
Mre, ra sitrakao, mba
omeo ahy ny fahaham-po
Mre, ra sitrakao,
apetraho amin'ny laoniny
ny filaminana ato anatiko
Mre, ra sitrakao, avelao
zaho mba hivotra arapanahy
Mre, ra sitrakao,
apetraho amin'ny laoniny
ny fahamendreko
Mre, ra sitrakao,
apetraho amin'ny laoniny
ny saiko

Shri Lakshmi Vishnu

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 11

3b-VIDE( faritra
pokaty manodidina
ny fotra), (chakra
miafina)

Taovampandevonakanina

Shri Adi Guru


Datattreya

4- ANAHATA(fo)
Marika famantarana:
miseho amin'ny endrika
lelan'afo
Isan'ny ptal na
felambonikazo: 12
Plexus: cardiaque
Planeta: venus
Elemanta: rivotra
Andro:zoma
Loko: mena
Firenena:angletera( fo
havia),Bengal,
Irlande( fo anivo), japon
(fo havanana)
Vato:Rubis

Fo, avokavoka,
taovam-pisefona

Havy, Anivo,
Havanana:
DHARMA,fanajana ny
lalana amin'ny socit
sy ny fitsipika fomba
fitondran-tena mendrika
sy masina
Olona milamina, mahay
mandanjalanja ny
zavatra hatao
rehetra,olona malefaka,
tsy mora kivy, manapaharetana, manaja tena

Mre, za dia tompon'ny


tenako
Mre, ra sitrakao, avelao
za mba ho lasa Guru, dia
manana pouvoir hanova
ny hafa ho Guru
Havanana:
Mre, Ianao lay mpampianatra
tsara indrindra, ka ataovy
tsapako ilay
avan'Andriamantra ao Aminao

Havy: fitiavana

Mre, za dia Fanahy (esprit)

madio, Fangorahana ,
fifalina,fitahiana,
fifandraisana tsara
amin'ny Reny sy ny
zanaka

Mre, ra sitrakao, avelao

za mba hatsapa ilay


fitiavana madio n'ny
fanahiko
Mre, ra sitrakao, atovy
olona tsy matahotra za
Mre, ra sitrakao, midira
ato amiko mba hiaro ahy
Mre, atovy olona matoky
tena za
Mre, ra sitrakao , Ianao
no tomponandraikitra
amiko no tena marina
Mre, Ianao no fitondrantena masina ato amiko

Shri Shiva Parvati

Anivo: fiarovan-tena,
fahatokisan-tena

Havanana:
Shri Jangadamba

fandraisana andraikitra,
fifandraisana tsara
amin'ny Ray sy ny
zanaka

Shri Sita Rama


5a-VISHUDDHI
Marika famantarana:
: roue de temp,
sudarchana Chakra
Isan'ny ptal na
felambonikazo: 16
Plexus: cervical
Planeta: saturne
Elemanta:ether
Andro:Sabotsy
Loko: manga
Firenena: Amerika
atsimo( havia), amerika
anivo( anivo), Amerika
Avaratra( havanana)
Vato: safira

Tenda, kiho tanana,


vava, nify, molitra,
orona,tarehy,
sofina,taova
fitsapana, taova ,
vanin-taolana na
articulation,Fahenona
tsirokanina

Havy:fanajana tena,
fifandraisana amin'ny
rahalahy/rahavavy

Mre, za dia tsy meloka,


tsy manota
Mre, ra sitrakao,
apetraho amin'ny laoniny
ny fifandraisako amin'ny
rahalahy , rahavavy

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 12

Shri Vishnumaya

Anivo: fitambarana

(sudarchana Chakra)

Shri Raddha
Krishna

iray amin'ny rehetra,


amin'ny kolektiva,
mametraka problema
rehetra am-panetre-tena
eo
ampelatan'Andriamanitr
a(tmoin), tsy vofatopatotra amin'ny
materialy,fianakaviana..
........( na dtachement)
Fahaizanamiresaka,teny
masina na diplomatie
divine

Havanana: olona

malefaka (doux),
hatsaram-panahy

Marika famantarana:
cygne na vorondrano

Firenena: new york,


Danemark

6-AGNYA
Marika famantarana:
lakroa

Sinus na vatakorona
Shri Hamsa
chakra swamini

Shri Yeshoda Mata

5b-HAMSA

Fahaizana manavaka ny
tsara sy ny ratsy ary ny
mety sy ny tsy mety
(amin'ny vibration),
Fahaizana manitsy ny
tsy nety natao

Fijery, ati-doha,
fitadidina, taova
misahana ny lalandra mifandray
amin'ny maso

Havy: ego, manaja


ny tena, manaja ny
fanahy ( na ny esprit)

Mre, ra sitrakao,
apetraho amin'ny laoniny
ny kolektiva, sy ny
kolektiva ato amiko
Mre, atovy mitambatra
amin'ny rehetra za
Mre, apetrako aminao
ireo fato-patotra rehetra
(ara-materialy,arapianakaviana....) zay
manakana ahy hanao ny
asan'ny Raiko
Mre, ra sitrakao, atovy
olona mahay miresaka
teny masina ,teny
madio,teny feno fanajana
za

Mre, ra sitrakao atovy


olona malefaka za
Mre, ra sitrakao, Ianao
no tompon'andraikitra
amin'ny teniko, amin'ny
fihetsiko.kay izany dia
mitondra filaminana ho
an'ny hafa , ary hanaja
ahy izy ireo
Mre, ra sitrakao atovy
olona tsara fanahy za
Mre, ra sitrakao, mba
omeo ahy ny fahaiza
manavaka
Mre, ra sitrakao dia
esory amiko ireo toetrako
ratsy tsy nety nataoko

Mre, ra sitrakao avelao


ny ego ako hitady ny
marina
Mre, ra sitrakao dia mba
atovy fitaovana masina ho
an'ny fanahinao masina za
Mre, ra sitrakao, za dia
mamela ny olona rehetra
satry izy ireo tsara
indrindra noho izaho

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 13

Isan'ny ptal na
felambonikazo: 2
Mifandray amin'ny
chiasma optika
Planeta:astre masondro
Elemanta: Fahazavana
Andro:Lahady
Loko: fotsy, lokobolamena
Firenena:Egypta,Israely
,palestinina,Betilehem(a
nivo),
Russie(havia),chine(hav
anana)
Vato: diamant

Shri Bouddha

Anivo:

Shri Jsus Marie

tsy mieritreritra na
conscience sans
penses, Fahaizana
mamela,mandefitra, tsy
miavona

Back agnya na
loha ao arina :

Fijery madio
Shri Mahaganesh

Havanana: manaja
ny hafa( tsy mahery
setra amin'nyhafa),
Fanetre-tena

Mre, ra sitrakao atovy


olona tsy be eritreritra za
Atao lay vavaka " Rainay
any andanitra"
Mre, ra sitrakao, za dia
mela ny olona rehetra ,
eny na dia ny tenako aza
Mre, ra sitrakao, dia mba
omeo ahy ilay fijery
madio
Mre, ra sitrakao, dia
melaha ahy amin'ireo
zavatra tsy mety rehetra
vitako, dia mba mba
ampio za tsy hamerina
intsony
Mre, ra sitrakao, mba
ampio za hiala amin'ny
toetrako ratsy rehetra, sy
ireo fahazaran-dratsy

Shri Mahavira
7-SAHASRARA
Marika
famantarana:bandhan
Isan'ny ptal na
felambonikazo: 1000
Planeta: Pluton
Elemanta:vibration
Andro:latsinainy
Loko: havana
Firenena: nepal,
Himalaya

Faritra eo amin'ny
ati-doha

Vato: perla

Shri kalki ,Shri


Mataji

Havy, Anivo,
Havanana:
Finoana,
fahatsapana
vibration,
fihaonana,
fahanginana anaty,
Fahaterahana
vaovao

Mre, ra sitrakao za dia


mandresy amin'ireo olana
rehetra izay manakana
ahy hiakatra, manakana
ahy hivotra(HAVY)
Mre, ra sitrakao, dia mba
omeo ahy ny fahaterana
vaovao na ralisation du
soi (ANIVO)
Mre, ra sitrakao dia
avelao za mba ho lasa
sahaja yogi (ANIVO)
Mre,ny tena marina dia
Ianao ilay mpandresy
amin'ireo olana rehetra
izay manakana ahy
hiakatra, manakana ahy
hivotra (HAVANANA)

IREO ANTONY MAMPIKORONTANA IREO CHAKRAS

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 14

CHAKRA S
1-MOOLADHARA

2-SWADISTHAN

ENDRIKA

ANTONY MAPIKORONTANA
Miaingitraingitra (luxure), mandray
fanampahan-kevitra diso zay mifanohitra
amin'ny vibration, firaisana ara-nofo be
loatra, fijangajangana, miray amin'ny taovapananahana tsy mitovy, tantrisme,
fanompoan-tsampy, fitiavan-tena, mitsikera
olona na zavatra, mitsara olona na zavatra,
manao ratsy amin'ny tena sy amin'ny hafa.
Hatezerana, fisainana maloto,fampiasana
saina be lotra sy vatana be lotra, be fandaharana
( be programa sy be kajikajy eo amin'ny
fiainana), fanaovana magy, secta, karatra,
ombiasa , manadro, ody gasy sy ny
fifaneraserana ary ny finanamana amin'ireo
olona negativa ireo), toka, paraky, sakafo mavesatra
saro-devonina,be episy ary masiaka. Fahadiasoankevitra, fahalalana diso, ny tsy fahafantarana,
fampianarana diso.

3- NABHI

4- ANAHATA

5-VISHUDDHI

Mahiatra, maika lava, tsy mety hafa-po


amin'ny zavatra rehetra na miseho
rehetra, betebiteby sy miady saina
amin'ireo olana ao atokan-trano,
fianakaviana,ara-bola sy ara-kasa...,saina
mandehandeha, materialista, manao risoriso,
tsy misy afa-tsy ny filana ihany no masaka
ao antsaina, ratsy saina, ratsy toetra,ratsy
fitondran-tena, fanatika (manao zavatra tsy
ampisainana zay mifanohitra amin'ny
vibration). Hataka na filana amin'ny tsy
tokony ho izy, tsy volanjalanja na dsir
unitil). Tsy manaja vady, tsy manja
vehivavy. Tsy milamina, mikorontana lava,
kitakita fona, mihetsikesika be lotra tsy akijanona.
Vofatopatotra ara-bola, ara-materialy, arapianakaviana, ara-pitiavana,namana, sakafo....na
attachement, manalavitra ny fo sy saina ny fanahy (
tsy ampy fifantohana amin'ny esprit, kundalini ny
saina) ,Masiaka, fitondra-tena miho-pefy, be
andraikitra be lotra na tsy mandray andraikitra
mihintsy
( ao amin'ny kolektiva, tokatrano, fiasana....), tsy
manaja vady, fanana olana amin'ny Ray /Reny. Tsy
ampy fahatokisana (an'Andriamanitra, an' i Mre,
ny vibration, ny tena, ny namana), matahotra ny ho
avy, mitebiteby ny hoavy, sarotahotra. Manana
hetaheta ratsy, mamisavisa ny zavatra ho ratsy ny
saina, manao tsinotsinona ny hafa, manambany ny
hafa, manao zavtra mandreraka (vatana be, saina be)
tsy akijanona.
Fifamalina, fifandiran-kevitra, fifanolan-kevitra,

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 15

Fialonana, fanamelohan-tena, ny fifandraisan'ny


lahy sy ny vavy tsy misy fanajana sy
fahamamontinana ( tsy ampy fahamasinana) , fiteny
tsy mendrika ,teny ratsy sy, teny tsy manaja ,
manitsakitsaka ny hafa, manao tsinotsinona ny hafa
na mipoerapora, fifohana, miteny teny fona ny
anaran'Andriamanitra, be resaka na tsy miteny
mihintsy, mandainga, fetsifetsy, tsy ampy fahaiza
manavaka ny mety sy ny tsy mety ny tsara sy ny
ratsy; mitokatokamonina, tsy ampy colktiva,
manome tsiny, te-hisehoseho,

6-AGNYA

7-SAHASRARA

3b-VIDE

5b-HAMSA

Mitsaratsara ny hafa , fijery maloto


mandehandeha be ny maso) , tsy mandefitra, tsy
mamela ny hafa, fisehosehoana, fanamboniantena,hevitra diso momba Andriamanitra.

Miahiahy an'Andriamanitra, an' i Shri Mataji,


tsy matoky ny fiasan'ny vibration, fisalasalana,
manaraka ambokiny fotsiny

Mifanerasera sy manaraka ary miheno ny fampianaran'ireo faux


guru (mpanao magy,mpanao ody gasy, secta, ombiasy,
mpanandro,mpanao karatra, hypnotisma). Tsy mahay
mandanjalanja sy mifehy tena, teny, zavatra hatao.
Manao finoana maro (mapirafy ny mditation Sahaja yoga
amin'ny mditation hafa na spirituel hafa) " betsaka ny
finoana fa iray dia ampy , ary tadiavo ny fahamarinanany: Shri
SainNath"). Fanatika, Adharma( tsy misy moraly, fitodra-tena
ratsy, tsy mendrika mifanohitra ny dharma. Tenda-kanina, kamo,
tsy mahafantatra na iray akory ireo Guru folo. Mirenireny.
Fifadian-kanina.

Tsy mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy ary ny mety sy ny


tsy mety izay eken'ny vibration, tsy manana kouragy
mametraka ny tsy nety natao, ireo toetra ratsy.

AHOANA NY FOMBA FANATSARANA, FAMETRAHANA AMIN'NY LAONINY


IREO CHAKRAS?

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 16

NY FOMBA FANATSARANA ( ekilibra ny saina, esprit, chakra )

Ny tena tsara ary tsotra indrindra dia ny fialana an'ireo antony mampikorontana ireo
chakras ireo.
Andramo tazomy anivo (prsent) fona ny saina( tazomy ny saina eo amin'ny esprit ,
kundalini/Shri Mataji)
Andramo tazomy mijery natiora , zava-maniry maintso, vorona, voni-kazo , lanitra ,
tany ny maso sy ny saina (zavatra misy vibration )
Andramo miheno zavatra misy vibration ny zavatra henona (mozika sahaja....vido
misy ny fampianaran'i Shri Mataji)
Mamaky boky misy teny masina zay misy vibration ny esprit (baiboly, boky
nosoratan'i Shri Matji, coran, no nosoratan'ireo incarnation be , ireo olo-masina
"Kabir,Gita ,William Blake.....")
Apetrao ampela-tanan'Andriamanitra amin' i Shri Sadashiva (ny zavatra rehetra, ny
tebiteby rehetra (jereo pejy 27) ary mangataha fanampiana amin'i Mre ny
fitazomana ny konektion tsara fona)

"Mre, ra sitrakao, dia mba hampianaro za hitazona ny saiko any


amin'Andriamanitra fona. "Dia ataovy tsara fona ny finamanako sy ny
fifandraisako Aminy"

Manao zavatra mandeha ho azy (spontan)


Mantra na vavaka ( ireo teny na vavaka ireo dia hatao tsara amin'ny fo mba handaitra
ilay energy masina , ilay herin'Andriamanitra. Ka apetraho tsara ny konektion dia izay
vao hatao ny hataka. Verifeo, henoy fa henonao amin'ny tanana ny vibration)
Manontany tena fona (mandini-tena fona, mampitaha ireo toetra Masina na ireo
qualit Divine amin'ny tenanao ) .
"Ny zavatra tena tsara hatao-nao dia manadio. Manadio ianao amin'ny alalan'ny
fanontanian-tena na introspection, tena zava-dehibe izany. Izany tsy midika hoe
mieritreritra. Fanontanian-tena midika Mditation, mila manao mditation ianareo
rehetra". Shri Mataji Nirmala Devi, 25 May 1997, tao Cambella-Italy

Anontaniana fona koa hoe: " Mre, aiza ny saiko?"


Mre, ny saiko ve colektiva ?
" Mre, aiza ny esprit, ny fanahiko?"
"Mre, aiza ny Kundalini -ko?"
"Mre, za ve maheno vibration? ",
"Mre, za ve miaina ao anatin'ny fitiavan'Andriamanitra?

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 17

Dia mijanona mangina tanteraka ao anaty, tsy mieritreritra !


Fonafon a araka izay tratra !

NY FOMBA FITSABOANA FIKARAKARANA AMIN 'NY FAMETRAHANA


AMIN' NY LAONINY IREO CHAKAS/ RATSAMBATANA

Bain de pied isan'andro tsy tapaka amin'ny rano masina na rano mamy , rano - tsira
matimaty na mangatsika na mafana miankina ny koronatana eo amin'ny vatana.
Bandhan ( havia mankany havanana ny fiodiny ny tanana dia sady mieritreritra an'i
Mre, ka ny tanana ilany no mivelatra mangataka vibration fa ny tanana ilany no
manodina manao bandhan ilay chakra mikorontana na marary)
Ametrahana saina ireo chakra marary na mikorontana (mafana na voly na
manindrona....)
Afo (labozy): iny ilany havia iny rery ihany no azo tsaboina amin'ny afo
Fitsaboana amin'ny labozy 3 (hatao io rehefa tena voly be na mavesatra be iny ilany
havia iny)
Kanfra (ilany havy)
Fandorona ireo olana amin'ny taratasy
Lagilasy (ilany havanana ihany no mila peta-gilasy)
Tany (manao mditation amin'ny tany)

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 18

Shoebeat (rehefa mafana be na mikorontana be ny ilany havanana dia afaka manao


an'io,rehefa ngeza be ny ego)

Fanamarihana: Ireo teknika fanatsarana, fikolokoana sy fitsabona ireo rehetra amin'ny


fampianaran'ny sahaja yoga dia mila konekion ambony tsara amin'ny sahasrara, any
amin'i Mre. Mba hafahn'i Mre miasa manampy ny sahaja yogis dia mba hafahan'ilay
Herin'Andriamanitra , ilay vibration manampy antsika no manitsy , manatsara sy
manasitrana ary mametraka amin'ny loniny Chakras an'izay tsy mety rehetra sy izay olana
rehetra ao amin-tsika. .

FIFANDRAISAN IREO CHAKRAS SY NY MOZIKA

Shri Saraswati
(Dit manome antsika ny hatsaran'ny famoronana: boky, trano, asa Tanana , mozika...)
Isaky ny chakra dia mifandraika amin'ny noty mozika. Manampy be amin'ny fanadiovana ny
chakra sy ireo ratsa-batana 3. Manome fifaliana ho an'ny fanahy(Atma) ihany koa ny fihenoana hira
Saja Yoga zay misy vibration sady manome filamina tanteraka ao anaty .
Afaka misafidy mozika iray amin'ireo izay mifandraika amin'ireo chakras 7 na hira mifandraika
amin'ireo ratsa-batana 3 ianao. Miankina amin'ny olana misy ao anaty , ka afantoka tsara any amin'i
Shri Mataji tsara any antapon'ny loha tsara amin'ny sahasrara tsara ny cokektion, ny saina. Henona
tsara, tsy mieritreritra ianao fa Mre fona no eritreritra , dia henoy ny hatsar'ilay "Amour Divin,
vibration" ilay fitiavan'Andriamanitra tonga ao aminao.
Koa ilay "Amour Divin, vibration" iny no mandrava ny olana rehetra ao aminao sady manampy
ny manodidina.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 19

Ampina ny kundalini hiakatra . Fa raha tsy fantarao hoe ahoana ny fanaovana mditation
tsara, dia tsy mety, tsy mandeha amin'ny laoniny izany. Arak'izany, dia tsy maintsy manadio

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 20

ianao ny maraina sy ny hariva, tsy maintsy mila mandeha mihaona amin'ny kolektiva
ianao.
Ka raha tsy manantona ny kolekiva ianao, dia ny blokazinao ( ny problemanao) taloha tao
ihany no ao. Fantatro tsara ny fomba fanasitranana, mandeha tsara izy ireo , mandeha tsara ny
mditation an'izy ireo any amin'izy ireo ary mahazo problema hafa koa izy ireo.
Tsy maintsy tonga manantona ny kolektiva ianao, tsy maintsy mihaona amin'ny rehetra ianao,
tsy ampy fotsiny ny mipetraka eto sy miteny hoe: "ao tsara za, hijanona ato antranoko aho, tsy
te-hivoka za". Zany zavatra rehetra izany toy ny fitsoahana". Ary tsarovinao, fa ny
fitsoahana an'Andriamanitra ve zavatra tsara? Fa inona no antony tsy maintsy
hitsoahantsika an'Andriamanitra? Isika dia tsy maintsy tokony eo
akaikin'Andriamanitra fona, eo anilany , izay tokony ho hararaotina.
Ary ny kolektiva dia tena zava-dehibe, kanefa betsaka ny olona indraindray, tsy tehanantona kolektiva. Milaza aminao Aho fa tena sarotra izany. Ary azo lazaina fa manankarena izany olona manantona Ahy izany, manana foto-mpivelomana sy asa ambony, ohatra
izany sy izany, tonga aty Amiko zareo , ary sitrana zareo. Miverina indray ry zareo ny taona
manaraka, miverina mipetraka manatrika confrence na fampianarana. Dia nilazaiko zareo
hoe:
-fa maninona, fa misy inona , fa inona ny zavatra niseho? Nositraniko ianareo?
- Amin'izao fotona, za manana problema hafa.
Arak'izany, Za ve tsy mitsahatra manasitrana anao isan-taona? Zay ny teniko
- Za ve tsy mitsahatra ny manasitrana anao isan-taona? Koa ahoana ny fomba
hahazoanao problema fona fona? Tsia.
Ianao tsy afaka miteny azy ireo :" Ianao tsy maintsy manao mditation, ianao tsy maintsy
mitombo".
Ny asanao, ny volanao dia hijanona eto daholo( amin'ny fotona ny fahafatesana). Ny
mandeha any amin'Andriamanitra dia ny fanahinao madio. Izany fanihanao madio izany no
lasa miditra mandeha any amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Tsy misy zavatra hafa
akotr'izany miditra any. Koa aza adino, ianao tsy maintsy miditra any amin'ny fanajakan'
Andriamanitra miaraka amin'ny fanahinao masina,madio, tsy misy afa-tsy izay.
Ka raha tsapanao, tsaroanao zany, koa ny zavatra tokony tsy maintsy ho azonao
voalohany sy ny tena zava-dehibe indrindra dia: ny fiankaranan-tsika mila apetraka
amin'ny laoniny . Kanefa ny fototra amin'izany fivoharana, fihakarana izany, dia ao
anatin'ny atidoha-tsika, izay tsy misy afatsy amin'ny alalan'ny Kundalini no mamelona
antsika an'ilay atidoha . Mba hafahan'ny Kundalini mamelona izany ati-doha izany amin'ny
, ny Kundalini dia tsy maintsy miakatra. Mba hampiakatra tsara ny Kundalini, dia tsy
maintsy manao fampiharana na pratika an'izany fampiakarana kundalini izany isika sy ny
fisokafan'ireo chakras.
Koa rehefa ao anatin'ny kolektiva isika, ny Kundalini mihangeza, mitombo amin'ny
fanampian'ny hafa. Satria isika dia vatana kolektiva.Midika iza? Ny Virata. Iza ilay virata?
Ny faritra amin'ilany ati-doha (teboka anivo eo amin'ny amin'ny handrina, manomboka eo
amin'ny fanombohan'ny volo).
Ao amin'ny vatan'ny Virata (vatana kolektiva), ny ny ati-doha dia ilay Virata, ny fo dia
Sadashiva, ary ny aty dia Brahmadeva na Hiranyagarbha, Hiranyagarbha. Koa manana isika
loha Virata, manana isika Sadashiva ao anatin'ny fo ary manana isika Shri Krishna ao amin'ny
atidohan-tsika izay azo lazaina Virata. Manana ianao Shiva ao amin'ny fonao ary manana
ianao Brahmadeva ao antin'ny atinao. Sahala amin'izany. Arak'izany rehefa ao amin-tsika ao
Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 21

ny rehetra, maninona isika no mivarahotrana amin'ny ny hafa ? Ekena? Izany ny zavatra tsy
maintsy tsaroana.
Sahaja yoga dia tsy natokana ho an'ireo olona mpirenireny. Tsy natao ho an'ny olona izay tsy
manana fo madio. Tsy natao ho an'ireo olona tia-tena tsotra izao. Fa natao nomena ireo
olona izay mapiakatra ny hafa. Alohan'ny hametrahana ny fanontaniana, anontanio ny
tenanao : " inona ny zava-bitako ho an'ny sahaja yoga?"
" firy ireo olona nomeko ralisation du soi?"
Fa raha tena fahazavana ianao, dia tsy maintsy manome fahazavana. Izany no zavatra tena
tsara ,avo indrindra, tena zavatra lehibe indrindra zay hatao fona, kanefa tsy tsampan-tsika.
Koa ny fivondronana , fiombonan-tsika ao anaty groupy irery ihany no mampitambatra,
mampitambatra afatsy iray amin'Andriamanitra. Ka izany groupy izany no manampy
antsika, tsy misy akoatr'izany.
Shri Mataji Nirmala Devi, fampianarana ho an'ny Madras yogi, tao Inde , 27 janoary 1986

Dika-teny nalaina tamin'ny


fampianaran'i Shri Mataji

Iray ianao amin'ny tenanao, miaraka amin'ny


Fanahi-nao ( Atma). Voaro tanteraka ianao.
Fa raha ny sainao mivily mandehandeha, na
dia fotoana kely ihany aza, tonga dia
tsapanao fa very ianao, simba ianao. Voaharo
tanteraka ianao , ny tenananao. Ka raha vao
manana olana ara-batana ianao, tsapanao
izany ,ka fantatrao ny fanasitranana izany.
Fa averiko eto indray, tsy mainsty manao
Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 22

ekilibra. Fa ra tsy ekilibr ianao ( raha tsy


mipetraka amin'ny laoniny ny ao anatinao) ,
tsy maha tsapa vibration mihintsy ianao,
tsy ho fantatrao mihintsy ny tena maha izy
anao, voamarika fa lasa mihazakazaka any
amin'ny fanampotehana ianao.
Izany ekilibra izany dia mila apetraka
amin'ny laoniny amin'ny sahaja Yogis
rehetra.
Tonga amintsika ireo korontana satria isika
mieritreritra ny ny lasa-tsika na ny hoavitsika. Mitaintaina, mitebiteby isika
amin'izany zavatra izany. Inona no tokony
hampitaitaina , hampitebiteby ra ny anjely
rehetra sy ireo Ganas rehetra miasa
amintsika. Mila antsika mangataka fotsiny.
Fa isika dia mangataka sahala mangataka
amin'ny mpanjaka: mangataka ampanetretena izay miankohoka eo anatrehany !
Atao hoe efa lasa Fanahy avokoa ianareo ary
ny ireo hery Masina efa ao aminareo avokoa.
Fa ny zavatra tena lehibe indrindra dia
ianareo ekilibr.

Shri Mataji Nirmala Devi


04 jolay 1993,
Cabella-Italy

Ra diamant maloto ianao, tsy mamirapiratra


tsara izany satry ny loto tsy ahitana ny
famirapiratan'ilay diamant. Fa ra esorinao
izany, dia manjelanjetra ilay diamant.
Mba hatongavana amin'izany, fantatrao ny
zavatra tsy maintsy tokony hatao: manadio
ianao, manadio ao anaty ny tenanao.
Fa ra mbola mankany amin'ny ratsabatana havy
( Ida Nadi) na ratsambtana havanana
( Pingala Nadi), jereo ny tenanao ka tadiavo
inona no tsy mety amin'ireo. (jereo pejy 7)

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 23

Diovy fotsiny ilay tsy mety, aza manaiky


izany loto izany tsotra izao, aza manaiky
izany loto izany,satry zany loto izany
mandrakotra ny diamant nao.Izany ny
zavatra tsy maintsy tsapanao amin'ny Sahaja
Yoga.
Raha vao manjelanjelatra aminao izany
fahazavana izany(....), tsy misy olona hiahiahy
aminao fa ianao dia fahazavana. Tsy misy
olona hakasitraka ny olona diso, tsy madio na tsy
mendrika milaza an' Andriamanitra.

Shri Mataji Nirmala Devi 21 May 1988,


Barcelonina - Espainina

Ny olona rehetra manam-panirina ho amin'ny


marina. Ny tanjona dia mahita ny
fahamarinana ao aminao izy ireo, ianao tsy
maintsy maneho ny marina ety ivelany nao.

Ny tanjona voalohany dia tsy maneho ny


maha anao anao fa: mampaha-tsapa azy
ireo ny marina. Ny tanjona faharoa,
maneho ny marina -izao ny marina.

Ny Kundalini anisany manamasina ny maha


izy azy ny Mahalaxmi ao aminao.
Mila fantatrao izany hoe, ahoana ny
fahasalaman'ny chakras -nao, inona avy
ireo mampikorontana azy , maha-blok
azy ireo (jereo pejy 14-16) toy izay hitsoka.,
vahao ny olana ao aminao, hiatreo izany
olana izany ( jereo pejy 16-19). Fa ra vao
vatany voavaha ny olana dia ho gaga
ianao: ra vao maniry anao miditra anaty ,
kundlini ihany mandeha mitsabo ny
chakras -nao. Sahala amin'ny lazaiko
taminao , tsy fantarao ny herinao

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 24

(ny pouvoir-nao).Zavatra iray ihany no


ataonao: maniry (mangetaheta).
Tsy maintsy maniry ianao :

" ny vibration dia marina,


ireo chakras -ko dia madio,
izaho mijanona anivo, ekilibr"
Tsy maintsy maniry fotsiny ianao:
"Ataovy sahaja Yogi madio,
Sahaja Yogi Matanjaka za"
(...............)
Shri Mataji Nirmala Devi
20 May 1992
tany Brisbane

Io pouvoir sagesse io na fahendrena io dia tsy maintsy apetraka amin'ny loniny ao


anatinao ao.koa hitanao, afaka hitanao izany, tsotra izany, tsotra indrindra dia mila
mifantonka , miditra amin'ny tenanao ihany ianao, amin'ny Fanahinao ( Atma).
Anontanio ny tenanao:
Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 25

"Inona ny olana ato amiko?, " inona no mahazo ahy?"


"Fa maninona za no tahaka izao?". Ireo introspection na fanontaniana ny tena ireo
hanampy anao bebekokoa, hanampy anao ho lasa anao ho tonga amin'ny tena
fahendrena faratampony.

Misy ihany koa metody na fomba tena tsotra, tena mora hafahanao mahazo an'izany
herin'ny fahendrena aminao izany.
(....) ny voalohany indrindra, dia mila miaina ny anio . izany ihany koa no fahendrena.
Isika rehetra dia mila miaina ny anio. Hadinoy ny lasa ary. Koa anontanio ary ZA ( Mre)
hoe: " Ahoana ny hanadinoana ny lasa?" Ny Mditation ihany no tena fomba iray
tsotra .
Apetraho Amiko ny ilany havanana, ny ilany ratsambatana havy (jereo pegy.7, vavaka
fanatsarana). Dia mijanona "anivo" ao no hafahanao mankafy ny hafalian'ny Fanahy
-nao anatinao.
(.....) miasaho azy ilay Fahendrena. Hery izany.
Ny fahendrena no tena Hery ngeza indrindra. Ny olona mitondra ny herin'ny
fahendrena no tena handairan'ny Fahalalana masina. Io ilay Hery be an'Andriamanitra!
Andramo hampitomboy tsara ary, ary avelao ho ngeza ao aminao izany hery nomeny
izany.

Shri Mataji Nirmala Devi, 1991.

"Miaraka amin'ny Sahaja yoga no hazoanao


ny metody na fomba, teknika hafahanao lasa
hendry: izany dia vokatry ny
firoboroboan'ny " conscience sans penses"
na tsy mieritreritra (ny lasa, hoavy), koa
inona ary no miseho?
Tsy mila manao ezaka ianao, tsy mila
mitebiteby na mandeha ery sy ery. Tsy mila
mampiasa heri-batana na heri-tsaina. Fa
mijanona Anivo. Koa rehefa tafajanona anivo
anao dia tsy handray zavatra diso.
Ary hatonga anao ihany koa tsy tafiditra
amin'ny fifamaliana rehetra isan-karazany.
Fa mijery fotsiny ianao (tmoin) ny tsotra
Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 26

indrindra. Koa arak'izany ary, dia ilay


herin'ny fahendrena ao anatinao no miasa
tsara mahafinaritra ohatra ny vonikazao
"lotus" na vohirana.", 2000

Shri Mataji Nirmala Devi,

"Avy tamin'ny Sahaja Yoga, no nahafahanao


mametraka, mampirindra izay rehetra very.
Ao aminao, ao anatinao, ananao avokoa ireo
toetra masina tsara. Ianao dia natao
hitondra, natao hasiana ilay hery
"chastet" na fidely. Zay hery ao aminao.
Ny hery rehetra efa tao anatinao avokoa. Tsy
misy very. Ireo hatsarany efa tao aminao
avokoa.Arovy !
(.........) Ka ianao dia tsy maintsy miova, izay
no tena voalohany indrindra amin'izao. Ra
ho hentinao daolo ny sainao amin'ny esprit
na amin'ny fanahy, ho hitanao, ho gaga
ianao fa hahazo ireo fiovana rehetra. ",1985.

OM Twameva Sakshat Shri


Sahasrara swamini Shri
Mataji Nirmala Devi (X2)

Premettez nos Mre ador


d'tre au Nirvichara
d'abandonner toute nos
soucis au Sahasrara (X2)

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 27

Avelao zahay Reny Masina Mate-hotia ,ra sitrakao, mba


handeha amin'ny Nirvichara (ao amin'i Shri Jsus, mba
hijanona tsy mieritreritra),
mba hametraka ireo tebitebiko,tebitebinay rehetra, ireo olana
rehetra
any amin'ny Sahasrara ( any amin'ny Ray, any amin'i Shri
Sadashiva,
any amin'ny fanjakan'ny lanitra)!

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 28

You might also like