Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

FAMPITAM-BAOVAO

Izahay filoha rezionaly rehetra misahana ny fanatanjahantenanireo mpiasam-


panjakana manerana anI Madagasikara, sy ireo komity rezionaly eto Toliara , izay mpandray
sy mpanomana ny fifaninanana dia manao fanambarana iombonana toy izao manaraka
izao;

Manoloana ny zava-misy iainanireo athlete aty an-toerana toy ny;

- Fahadisoam-panantenana nohonny tsy fandraisan andraikitrireo milaza azy ho


tomponandraikitra izay azo adika ho fanaovana tsinontsinona anireo mpiasam-
panjakana.

-Aloa ny droit dengagement nefa tsy fantatra mazava ny antony hampiasana azy.

-Tsy fahalavorarianny trano fandraisana izay tsy misy kidoro na tsihy hatoriana.

- Tsy fisianny rano fidiovana sy jiro

- Tsy zarizary ny toera-pilalaovana.

Noho ireo antony ireo dia mahatsapa izahay fa ity eto Toliara ity no fihaonana ratsy
indrindra teo aminny lafiny fikarakarana hatraminizay nisianity fifaninanana ity.
Koa takianay tsy misy fepetra ny hanatanterahana ireo zavatra tapaka tany aminny
A.G ny 9 aogositra 2017 lasa teo dia NY HANATANTERAHANA NY FIFIDIANANA FILOHA
VAOVAO ETO TOLIARA AO ANATINNY 24 ORA.

Raha tsy tanteraka izany dia mitsahatra tanteraka ny lalao rehetra.

You might also like