Download as docx, pdf, or txt
Download as docx, pdf, or txt
You are on page 1of 1

Sharing Box

Alaivo izay ilainao.


Omeo izay azonao Zaraina.
Ambonin'ny zava-drehetra,
aoka Hotahiana ianao!

TOROMARIKA:
 Ento ary zarao ato izay zavatra tsy ilaina ho fanampiana ny Hafa:
o Sakafo (tsy mora samba )
o Boky
o Ankanjo
o Kilalao
o Fitaovam-pianarana
o Fitaovam-pidiovana, kojakoja isan-karazany
o …
 Raiso izay ilainao ao anatin’ny BOX
 Aza mitondrana na mandray zavatra mety handratra
 Manamora ny fiarahamoninao ny fifanampiana ary ampio ireo
izay mila izany.
 Laza ami’ny hafa ny tombon-tsoa azo avy amin’ny Sharing BOX
 Fa indrindra, Ankafizo ny Sharing CENTER 😊

You might also like