Depliant PDF

You might also like

Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 2

PROCESSION: Indro hirahiko anao Voninahitra : Voninahitra ho E fanahy sy fianana Na ny hita maso na ny tsy hita

an’Andriamanitra Fa indro ny tany voalazan’ ny tompo Mino teña mino ô ia ! Mino ô ia a a a


Indro hirahiko ianao hitondra ny hafatro Zay manan-tsofina aoka hihaino 2- Zaho mino an’i Krity e ia !
Ho an’ny vahoaka eran’ny vazan-tany Rf: Voninahitra ho an’Andriamanitra Talañolon-Janaka Zañahary e ia
Ambarao azy ireo ny fitiavako, Any amin’ny avo indrindra ia e e 2- Ny teniny tokana re no nampisy e ! Nateraka izy fa tsy natao ô ia
Ataovy mpianatro ny olon-drehetra. Fiadanana ho antsika olombelona E fanahy sy fianana Iray fomba amin’ny Baba a
Nanehoany ny hatsaram-pony e e Ny teniny koa no handrava ny misy e ! Mino teña mino ô ia ! mino ô ia a a a
Rf: Homba anao hatrany ilay fanahy Voninahitra anie ho Anao e E fanahy sy fianana
mpankahery voninahitra e Izany no herin’ny tenin’ny tompo 3- I Jesoa Zanak’i Maria e ia !
Hanitatra ny fanjakan’izy tompo miaina daholo ny voary rehetra Nijaly sy maty ho antsika e ia
Fa izy no niantso sy nifidy anao 1- Midera Anao izahay ry Tompo ô Kanefa nitsangaña tamin’ny maty e ia
Ho tonga fanasin’ny tany tontolo. Mankalaza ny anaranao o o ia 3- Alefany an-tany ary ny onjan’ny teniny e ! Mipetraka ankavanan’ny Ray e
Miankohoka Aminao o o (x2) E fanahy sy fianana Mino teña mino ô ia ! mino ô ia a a a
1- Ianao no voafidy tao anatin’ny maro Misaotra Anao izahay ry Ray ô Aingam-panidina sy mafy ny heriny
Hitondra ny Teniko eran-tany tontolo Mankalaza Anao izahay e e ia E fanahy sy fianana 4- Zaho mino Fanahy masiñy e ia !
Nasandratry ny Fiangonana ianao Mihoby ny hasinao o o (x2) Fa toa ranon’orana latsaka an-tany Ny Eglizy masiñy katôlika e ia
Ho tonga mpanompo mahatoky azy ireo Tsy mba miverina raha tsy mamokatra Zaho mankato ny Batemy tôkaña e ia
2- Mitsaoka Anao izahay ry Tompo ô Sy ny fiaina-mandrakizay e
2- Nantsoiko ho mpisoron’ny Avo indrindra Ry Tompo Zanak’Andriamanitra e e ia VAKITENY I: Amosy 7, 12-15 Mino teña mino ô ia ! mino ô ia a a a
ianao Zanaky ny Ray e e ia (x2)
Nanaiky am-pitiavana ny Teniko Manala ny fahotana rehetra Setrin’ny Vakiteny : Salamo 84 ; Ranombavaka : Mangataka ny meva
Handray ny madinika, hanampy ny ory Aza arianao izahay e e ia Izao no hafantarantsika ny tena fitiavana (Antsao ny Tompo 297)
Tsy tonga hotompoina fa tonga hanompo Ka mamindrà fo aminay eee (x2) (Dera 237)
Rakitra : Raisnay fa fiainanay
Fifonana : Tsy mendrika aho Tompo ô 3- Mipetraka anilan’ny Ray Ianao VAKITENY II : Efezianina 1, 3-10
1- Tsy mendrika aho Tompo ô! Mipetraka any an-danitra any eee ia Rf : Raisinay fa fiainay e ! (bis)
Ny hiray latabatra aminao. Raiso ny fifonanay eee ia (x2) Fihobiana : Aleloia
Satria olon’izao tontolo izao Anao araiky ny tena masigny Tompo Rf : Aleloia (x4) 1- Ry fahendrena o ! ry fahatsorana
Mifona aho, mihanta aminao Ambonin’ny raha jiaby eee ia Mpiara-dalana ianareo
Ianao irery no avo indrindra eee ia (x2) Tongasoa eto amintsika anie ny Teny Mpihavana mpiray tam-po
Ref : Tompo ô ! Mamindrafo Ilay Zanany, ilay tokana nomeny
Fa tsy mendrika ny lanitr(a) izahay 4- Ry Jesoa Kristy ‘zay Tompo Tongasoa eto aminay ianao Jesoa o 2- Ry fanetren-tena ô ; r’Fanekena
Hadinioy ny ratsy vitanay Miaraka amin’ny Fanahy Masina ee ia Sokafy re ny fonay Handray Anao Mpiara-dalana ianareo
Mitalaho mba avelao ny helokay (x2) Omeo voninahitra eee Sokafy re ny masonay ahita Anao Mpihavana mpiray tam-po
Omeo voninahitra eee Aleloia !
2- Marobe ny anjara adidiko 3- Ry fitiavana ô, r’Fanekena
Tsy vitako eo amin’ny fiainako Fiekem-pinoana : Mpiara-dalana ianareo
Fa naleoko nanalavitra Anao Fitondrana tenin’Andriamanita : Zaho mino Andriamanitra Ray mahefa Mpihavana mpiray tam-po
Mifona aho, mibaboka aminao. Eny e, ny tenin’ny tompo
Zaho mino Andriamanitra Ray mahefa 4- Hatsaram-panahy ô, r ‘Fahasoavana
3-Matahotra ny endrikao aho Tompo ô Rf: Eny e, ny tenin’ny tompo Ray, Zanaka sy Fanahy Mpiara-dalana ianareo
Noho ny fitiavan-tenako Dia mandrakizay e Zañahary tôkaña olo telo Mpihavana mpiray tam-po
Koa adosoa hiala amin’ny ratsy aho Fanahy sy fianana Zaho mino ô !
Mifona aho, mibaboka aminao.
1- Fa indro ny teny naloaky ny vavany e ! 1- Zaho mino an’Andriamanitra e ia ! Fanatitra : Yaveh Sabaoth
E fanahy sy fiainana Ray mahefa ny raha jiaby e ia
Navy ‘zahay nayy eto Baba e ia
Sokafy ny sofina ry ambanilanitra e ! Nanao ny lanitra sy ny tany e ia
Navy mañatoño Anao ô ! Yaveh Sabaoth ! Ao koa ny kintana, masoandro, amam- Hanavotra anay amin’ny farany e !
Sañatria tsy habezan-kariaña Baba e ia ! Kominio : bolana Fanahy Masina o !
Fa nasesiky ny fitiavaña, Yaveh Sabaoth !  Babonao ny fo amam-panahiko Ny lanitra hanazava ny tany
Sañatria tsy fahamendrehaña Baba e ia ! Nagnamboatra ny olo karaha Izy Makasitraka anao baba @ Baba zagnahary
Na hatsarañan’ny toetry e, Yaveh Sabaoth ! Rf: Babonao ny fo amam-panahiko, ry Nasainy manjaka amin’ny raha jiaby Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy
Sosoko famangiaña tsy mahatokaña Baba e Tompo ! Avy takeo Izy nitso-drano Masina
‘zahay mitondra fañatitry e, Yaveh Sabaoth ! Ny saiko migaga ny asanao ! (misaotra zagnahary eh) Misaotra Zagnahary e
Ny fañatitray e ! Mba ovay ho soron’i Jesoa ô Sitrako sy teliko Miteraha maro mamenoa ny tany Misaotra Anao Tomponay e
Ny safidy nomenao ahy, Jesoa ô Oa baba ee… Misaotra Fanahy e
1- Mofo ndraiky divaiñy e, mba ovao soron’i Dia fianana fitiavan-tsy ho lo !
Jesoa ô Rf : Tsy hainay Baba tsy hisaotra
Ny fiainanay jiaby, mba ovao soron’i Jesoa ô 1- Fony mbola mpanonta aho ry Tompo ô Anao zagnahary Fanirahana: Tsy volamena tsy volafotsy
Ireñy tebitebinay, mba ovao soron’i Jesoa ô Tsy nahalala anao akory Nagnano izao tontolo izao,
O à Baba e e mila rady aminao ô ! (x2) Kanjo tampoka voazava Raha jiaby voa tso-drano 1- Tsy volamena tsy volafotsy
Ny tsela-phazavanao Ilay Andriamanitra Ray, zanaka, No nankatoavanao ny tenin’ny anjely
2- Ny fonay feno alahelo, mba ovao soron’i Fanahy masina Fa fanhy masina avy amin’ i Ray
Jesoa ô 2- Toy ny fanilo manazava No nampamiratra ny endrikao marioooo
Ny fonay feno hafaliaña, mba ovao soron’i Ny fahasoavanao nitosaka 2- Misoatra anao i Kristy Soa noho ny vehivavy rehetr’Ianao
Jesoa ô Ny mangidy niova mamy Kristy zokinay Tsy tratrany sain’ny hatsaranao ooo
Ny asa kely mba vitanay, mba ovao soron’i Nolalaiko satria lova soa Misaotra anao i Kristy Tompo Reniny virjiny rehetr’Ianao Marie ooo
Jesoa ô Jesoa zokinay i ! Madio indrindra ny toetranao
O à Baba e e mila rady aminao ô ! (x2) 3- Endrey ! ity haben’ny indrafonao, ry Nahavita nanolotena,
Tompo Nangala zahay tamin’ny fahotana (x2) Rf: Marie ooo
Masina : Masiñe Andriamanitra Tompo Fa naneho zava-mahagaga Ianao, Tamin’alalan’ny Hazofijaliana a ! Feno hasoavan’i Ray Ianao ooo
Ka hidera hisaotra Anao nahary Zokinay tsy manary izahay Fa lehibe loatra ny fitiavany Anao
Rf: Masiñy e Andriamanitra Tompo ô Tianay ary tsy arainay i ! Marie ooo
Noho ny hasoa sy ny harevaky ny voaary
Masiñy e Andriamanitra Tompon’ny hery Nitafy nofo aman-drà famekem-pihavanana Jereo re fa mitalao zahay eee
Masiñy e Andriamanitrao Tompo ô vaovao o ! Sombin’ny ainao manko ny aigninay eee
4- Ny fanomezanao ireo Rahalahy
Masiñy e Andriamanitra Tompon’ny hery Araka nivolagny mpaminany
Dia lasa harem-panahy
Koa raisiko an-kafaliana Tsy nisaraka t@ fanahy masina 2- Virijiny reny nazahoana famonjena
1- Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra Ho santatr’ilay any aoriana Tateraka tsara ny raha jiaby e ‘lay virjiny voatokany ray
(x2) Voasoratra anatin’ny Baiboly e ! Ambony noho ny zavabohary ianao
Hozana hozana (x3) Oa ! Zoky e ! Avy aminao i Kristy Marie ooo
 Fahanonarô ny vahoaka
Any amin’ny avo indrindra Ny hozon’i Eva nosolonao tsodrano soa ho
(Karine Dera 442)
3- Misaotra anao Fanahy, Fanahy masina o anay eee
2- Osoavina anie ‘lay avy @ anaran’ny Tompo Fisaorana : Misaotra (KANA) Misoatra anao Fanahy Masina, Fanahy Nanamaivana ny fahorianay
(x2) mpankahery ! Noresenao koa ny fahotan-drazanao ooo
Hozana hozana (x3) 1- Misaotra anao Zagnahary Anao Fanahy mpandavorary ny zavan- Mba iraisana amin’ny zanakao
Any amin’ny avo indrindra Zagnahary Baba drehetra a !
Misaotra anao zahay Zagnahary Anao Fanahy mpamelon’olo ary niaviana a !
Rainay any an-danitra : Raisinay ô ry Ray , zagnahary Baba Ambony ny avo indrindra nampitambatra
ô Tamin’ny voaloahany nahary ny lanitra sy ny Zanakao aminay !
ny tany Ny teny tonga nofo tamin’alalan’ny Fanahy
Fiadanana : Mihavana tsara Nisaraka ny andro sy ny alina Masina a !
Niavaka ny rano sy ny tany Nagnamia tsara tsy mety lany amin’ny
Zanak’ondry : Ny zava-maniry, ny tany jiaby fiainanay mandrikizy
Ry zanak’ondrin’Andriamanitra Ary biby sy rano isan-karazany Anao fanatenagnanay e !

You might also like