Download as docx, pdf, or txt
Download as docx, pdf, or txt
You are on page 1of 1

TONONKIRA

Mahaleo

Ianao no nofidiako re rahavana

Omeko fitiavana

Jereo ka mba raiso re ty Tanana

Mitoloko izy ireo k’aza lavina

Réf: Atolotro ho anao, ho anao irery

Hataka ihany anefa fa tsy an-tery

Aza atositosikao raha tsy anjara

Adinoy fotsiny fa tantara

You might also like