Professional Documents
Culture Documents
Nalain'Ny Mpahary Ity Zaza Ity: Dodiag
Nalain'Ny Mpahary Ity Zaza Ity: Dodiag
(1)
l, : t, | d : r m : l | s : f m : m | r : d r : –.r | d : –
l, : si, | l, : t, d : d | t, : r m : m | t : d d : t, | d : –
d : m | m : s s : f | r : s s : s | s : m l : s.f | m : –
l, : m, | l, : s, d : f, | s, : t, d : m,.f, | s, : l, f, : s, | d : –
Izay na- mi- ndra ny ma- la- la Mba ho ao an- da- ni- tra;
m : m | l, : t, d : r | m : f m : m | s : d r : –.r | m : –
d : s, | l, : f, l, : t, | d : d d : d | t, : d l, : t,.l, | si, : –
m : m | f : r m : s | s : f s : d | r : d f : l, | t, : –
d : d | f, : r, l, : s, | d : l, d : l, | s, : l, f, : f, | m, : –
Mba fa- fao ny ra- no- ma- so; A- ndra- ndrao ny la- ni- tra.
l, : t, | d : r m : l | s : f m : m | r : d t, : –.t, | l, : –
l, : si, | l, : t, d : d | r : r d : d | t, : l, l, : si, | l, : –
m : r | m : s m : m | s : s s : s | s : m f : m.r | d : –
d : t, | l, : s, d : l, | t, : t, d : d | s, : l, r, : m, | l, : –
Mi- tsa- ha- ra, ry mpi- se- nto, Ka de- rao ny To- mpo- nao!
2. Sento no anjarantsika, 3. Nofo no aterintsika
Izy kosa faly izao, Ao am-pasana anio;
Afa-jaly, afaka ota, Ny fanahiny anefa
Tapitra ady izy ao; Tsy mba ao anatin'io.
Tsy mba misy ranomaso Jeso no namindra azy,
Na izay mahory ao, Lasany ny havanao,
Koa aza mitomany, Fa navotany ho Azy,
Fa derao ny Tomponao! Ka derao ny Tomponao.
4. Mangataha fahendrena,
Ka isao ny andronao;
Mikatsaha famonjena
Sy fiainana vaovao,
Mba horaisiny tokoa
Honina any aminy,
Ka ekeny ho sakaiza,
Mba ho ao an-tranony.
FAHAFATESANA - FITSANGANANA AMIN'NY MATY
(2)
Hira anglikana. 8.7.8.7.D.
Do dia Ab 4/4 Milamina P=82
s, : m | m : –.r d : l, | l, : r t,.t, : l,.s, | f : m r : – | – : –
m, : s, | s, : –.s, l, : f, | f, : l, f,.f, : f,.s, | s, : s, s, : – | – : –
d : d | d : –.d d : d | d : r r.r : d.t, | r : d t, : – | – : –
d, : d, | d, : –.m, f, : f, | f, : f, s,.s, : s,.s, | t, : d s, : – | – : –
Ry mpi- sao- na ma- la- he- lo, Mije -reny To- mpo- nao,
d : – : –
d : – : –
m : – : –
d : – : –
nao.
P=66 P=86
r.d,r : m.r,m : f.m,r d :
s,.s,,s, : s,.s,,s, : l,.s,,f, m, :
t,.l,,t, : d.t,,d : d.d,t, d :
s,.s,,s, : s,.s,,s, : f,.s,,s, d, :
fo-ko ho sambatra mandraki- zay.
2. Tadiavinao tokoa
Va ny zavatra izay?
Mba hevero fa ny soa
Momba ny mandrakizay;
Ka aza fatoran'ny eto intsony,
Katsaho tokoa ny any ambony,
Fa any no misy ny zavatra iray
Izay hifalianao mandrakizay.
3. Ry Fanahy ô, ampio
Ny finoako izao!
Ry Mpamonjy ô, tahio
Ny mpangataka aminao.
Tariho ny foko hitady tokoa
Ny any ambony izay mahasoa;
Jesosy ihany no zavatra iray,
Izay ho anjarako mandrakizay.
P=66
s, .s, r.r,r : r.d,r : m.m,m
m, .s, s,.s,,s, : s,.s,,s, : s,.s,,s,
d .d t,.t,,t, : t,,l,,t, : d.d,d
d, .m, s,.s,,s, : s,.s,,s, : d,.d,,d,
ny, Sa- tri-a ho lo ao a- na-tin'ny
P=86 P=66 P=86
m : r .d d.d,d : m.r,d : d.t,,d r : – .r
s, : s, .m, m,.m,,m, : s,.s,,s, : s,.s,,s, s, : – .s,
d : t, .d d.d,d : d.t,,d : d.r,d t, : – .t,
d, : s, .d, d,.d,,d, : d,.r,,m, : m,.f,,m, s, : – .s,
ta- ny; Raha a-zo-ko ko-sa ny zavatrai- ray,
–
–
–
–