Professional Documents
Culture Documents
Torolalana Momban'ny Cryptomonnaies
Torolalana Momban'ny Cryptomonnaies
IREO CRYPTOMONNAIES
Miarahaba anao mamaky ity taridalalana ity. Natao ho an’ireo liana amin’ny sehatry ny
cryptomonnaies. Lavalava fa misy fanoroana takila ka tonga dia jereo ao izay tena
tadiavinao :
Ity boky ity dia zaraina maimaimpoana ka tsy azo hitakiana vola ny manome azy.
Lien referrals no betsaka ato. Ny fampiasana ireo rohy (liens referral) dia azo
hanohananao ny mpanoratra.
Ireo sites zaraina ato dia ireo tsy mitaky investissement ary koa kelikely ny vola azo.
Tsara marihana fa mbola tsy asa mahavelona ny mikirakira cryptos saingy tsara raha
be any aoriana.
Ireo sary ato dia saika tamin’ny ordi no nampiasana azy saingy tsy dia mifanalavitra ny
amin’ny téléphone.
Edisiona voalohany ity, mbola tsy hay raha misy tohiny fa izay manana fanamarihana,
dia afaka miresaka amin’ny pejy.
1
3.2. Ny wallet hafa ................................................................................................................................... 16
2
6.2.3. Ny Videos Ads .......................................................................................................................... 36
50
3
12. SITE MANOME LISITRA IREO FAUCETS SY IREO SITES SCAM ................................... 52
13. FAMERENANA SY FAMINTINANA IREO SITES VOATONONA ATO ARY SITES HAFA
53
4
1. NY BITCOIN SY CRYPTOMONNAIES
1.1. Inona ny Bitcoin sy ny crytomonnaies ?
Ny atao hoe cryptomonnaie dia karazam-bola izay ampiasaina eo amin'ny tambazotra internet. Olona
nampiasa ny pseudonyme hoe Satoshi Nakamoto no namorona ny cryptomonnaie voalohany tamin'ny
taona 2009: ny bitcoin (BTC). Taty aoriana dia maro ireo cryptomonnaie hafa niforona toy ny
Ethereum (ETH), ny Litecoin (LTC), ny BCH, XRP, ny EOS sy maro hafa...
Monnaie virtuelle izy io: tsy hita maso, tsy vita taratasy na vy. Ny sandany dia tsy miankina amin'ny
volamena na ny vola hafa ary tsy misy banque centrale misahana ny famokarana azy. Ny famokarana
azy dia ifandrimbonan’ny solosaina maromaro anaty tambajotra iray ary atao hoe minage.
Ny sandany dia miova haingana fa matetika mitombo foana: ny BTC ohatra dia niainga tamin'ny
1 $ tamin'ny 2011 ary nahatakatra 19 000 $ tamin'ny décembre 2017. Ankehitriny dia 11500 $ eo ny
sandany. Ny BTC dia mizara ho 100 000 000 satoshis. Maro arak’izany no mividy sy mivarotra azy
hakana tombony, io ilay antsoina hoe trading na spéculation.
Be ireo site (antsoina hoe Faucet) izay hahazoana cryptomonnaie ho valin'ny asa madinika
(microtravail na microworking) toy ny mijery pub, mamaly captcha, milalao jeux, mijery vidéo,
manao shortlink(SL) mi-click sy mijery site web (PTC). Misy manome tsotr'izao (Claim) saingy vola
kely (3 - 6 satoshis matetika - 1 à 3 Ar eo). Raha ny vola azo anaty site iray amin’ny faucet dia mety
200 satoshis eo ny site iray, raha méga no ampiasainao mety ho pertes raha tsy mikajy tsara.
Fa raha manana connexion illimitée, manana stratégie sy vonona ianao mety hahazo be dia
be. Ny antony mampisy ireo faucet ireo na site "manome fotsiny" dia mba hampalaza ny
cryptomonnaie sy hahatonga ny olona hampiasa azy.
5
Tsotra ny mampiasa cryptomonnaie: manokatra wallet (gratuit) ianao dia mahazo adresse amin'ny
cryptomonnaies iray na maro. Ohatra amin'ny wallet: Coinbase, Trust Wallet, Binance, Jaxx... misy
koa ny Wallet physique (Ledger Nano S) ary ny Wallet Papier. Rehefa manana wallet ianao dia afaka
mandray na mandefa cryptomonnaie arak'izay tianao (mety hisy frais sy limite de retrait, envoi).
Efa tonga ao amin'ny Wallet ny cryptomonnaies dia afaka atakalo koa: eto Madagasikara dia efa maro
ireo olona sy site manakalo cryptomonnaies ho ariary. Anisan’izany BTC of Madagascar sy
Supermarché.mg izay manakalo cryptos koa.
• Tsy misy frais de tenue de compte, raha manana wallet ianao dia tsy misy miala isam-
bolana ny vola ao. Raha 10 BTC no eo dia 10 BTC foana raha tsy kitihanao. Ny sandany
no mety hiova.
• Tsy arakaraky ny vola afindra ny frais. Tsy hoatran’ny Mvola hoe miakatra ny vola alefa
dia miakatra ny frais de transaction. Na 100 na 1000 $ no afindranao dia tsy miova fa
arakaraky ny Wallet. Tombony be io raha handefa vola avy any ivelany na mankany
ivelany.
• Sady haingana ny mandefa azy. Raha handefa vola avy any Frantsa mankaty
Madagasikara ohatra dia tsy mila mandalo banky ary miandry andro maromaro fa
avadika BTC dia alefa amin’ny adresse BTC an’ilay mpandray. « Frais » sy « cours » no
kajiana dia izay. Ny frais arakaraky ny wallet, ny cours arakaraky ny mpanakalo. Raha
BTC mety ora iray na 30 minitra dia tonga. Raha crypto hafa toa XRP aza dia segondra
Lemurpay : https://lemurpay.com/
Supermarché.mg : https://supermarche.mg/produit/vendre-bitcoin-mvola-madagascar/
6
Btcofmadagascar : https://www.btcofmadagascar.net/
1.4.2. Pejy
Madapay : https://www.facebook.com/MadaPayCash
(Nindramina, lisitra nataon’i Natacha Leader ny 03 Aprily tao amin’ny vondrona Affiliate
Marketing Madagascar)
7
2. ZAVATRA TSARA HO FANTATRA RAHA HIROSO AMIN’NY SEHATRY NY
CRYPTOMONNAIES
anglais, tsy tokony atao sakana anefa raha tsy mahay mihitsy fa afaka mampiasa
google trad, manontany olona. Sady fotoana hianarana sy hanatsarana azy io.
Coinbase irery no wallet na portefeuille, ao koa Binance, Jaxx, Exodus, Trust Wallet...
4. Efa mitady dia mampiasa sites maromaro, bots maromaro. Ireto mots-clés raha hitady
site amin'ny google : faucet, earn, claim + cryptos na bitcoin
5. Tsy bitcoin ihany no crypto fa be dia be, ary tsara manana sy mitady maro satria raha
midina ny iray, mety hiakatra ny iray (oh : sady manao freeethereum no litecoinads
no AdBtc)
6. Crytpo 1 Dollar androany mety 10 dollar rahampitso (na 0,1 dollar koa). Ilaina ny tia
7. Vao volabe no ampanantenainy, na izy indray no mangataka nefa tsy site d'invest izy,
mety scam izy zay (0,5 BTC e, 1 ETH e...)
8. Mila mahay mikajy connexion lany\vola azo, cyber sy wifi tsara nohon'ny méga. Mety
ho pertes efa tena atao ny calcul ka mila mitady fika (amboarina ny conso données
applis hafa, mampiasa forfait lafo saingy be kokoa ny méga par ariary..). Raha manana
connexion illimitée tsy ho pertes izany. Ataovy calcul satoshis na crytpos azo isan’ora
10. Mila ordi na phone matanjaka raha hanao minage ankoatran'ny minage Cloud izay
mila mandoa vola
8
11. Misy Publicités tsy maintsy jerena miaraka amin'ny chrono (PTC Ads FaucetCrypto),
misy chrono fotsiny no avela mandeha (Coinpayu), mila mahay milalao an'ireny
12. Tsy resa-bola ihany ny crypto fa révolution technologique mihitsy, koa tsara
manangona dieny izao (fantaro ny resaka DEFI na Finance décentralisée, DApps na
applications décentralisées)
13. Tsy Wallet Faucetpay fa processeur de paiement, zan hoe tsy ho afaka ampiasainao
3. IREO WALLET
Raha mila fanazavana bebe kokoa momban’ny Wallet dia misy ato :
https://web.facebook.com/cryptosmalagasy/posts/575221916492048 fa ny tena tsara ho
fantatra no ho resa-dresahina.
Coinbase dia wallet portefeuille en ligne azo handraisana cryptomonnaies. Mandray crypto amam-
polony eo : BTC, ETH, LTC, BCH, ZEC… Site izy io saingy misy application amin’ny finday
Android koa.
9
Vita izay dia mila « vérification » ka jerena ny mail efa milaza izy fa mila verifiena. Mail tahaky ny
eto ambany no ho azo.
Rehefa vita izay dia ny mitady adresse amin’izay no mila hay. Ny adresse dia karazana laharana
kaonty ka io no omena olana rehefa handray vola, ary aseho olana hahalalana hoe avy aminao ny
vola.
Ity menu kely eto ambany eto no fizaran’i Coinbase dimy raha Android no ampiasaina :
10
• Ny Accueil : ato amin’ny accueil no ahitana ny Liste de surveillance (Crypto arahinao
maso, nataonao suivre tao amin’ny Prix) ; ny Actifs les plus performants (cryptos
hoe solde ny vola ananao. En dollar (eto 0,42 $) fa afaka ovainao ho Ariary (MGA) ao
amin’ny paramètres. Ny sary eo ambany, ny fivoaran’ny sandany, afaka jerenao ny
fivoarany tao anatin’ny iray ora, iray andro, iray herinandro, iray volana, hatrizay.
11
Ny Bouton central : ireo flèches fotsy mifono manga ireo dia ahafahana misafidy
haingana ny tiana hatao. Raha eto Madagasikara aloha dia ny envoyer sy recevoir
ihany no ilaina fa any ivelany no afaka mividy\mivarotra cryptos amin’ny vola Fiat
(dollar, euro…) na manakalo crypto ho crypto hafa (ETH atakalo BTC)
Ny Prix : ito fizarana ito no ahitan’ny sandan’ny crypto sy fivoarany. Raha en hausse
dia miakatra izany ny vidin’ny crypto rehetra amin’ny ankapobeny, raha en baisse dia
midina. Ato dia ahitana ny sandan’ny crypto tsirairay sy ny fivoarany tao anatin’ny 24
ora. Raha misy crypto mahaliana anao ny fivoarany afaka ataonao « suivre » ao.
12
Ireo pourcentage maintso na mena no ahitana hoe nitombo firy isan-jato. Raha
maintso dia niakatra, raha mena dia nidina. Ilaina be ity prix ity raha hikasa hamadika
crypto ho ariary ianao. Eto no andinihanao hoe oviana ianao no tokony hivarotra,
izany hoe hamadika azy ho ariary. Dia oviana koa ny tokony hividy raha hikasa hividy.
Ny lojikam-barotra moa dia efa lafo izy no amidy ary efa mora no vidina. Ka
raha ohatra miakatra mihalafo foana ny crypto iray dia andraso tsara aloha izy hoe
anaty 24 ora.
safidiana ny crypto tiana hampiasaina, kitihana eo amin'ny hoe portefeuille zao (eto Band)
d tonga ao @ portefeuille band. Kitihana amin'izay ny QR code ambony havanana. Dia
mipoitra ilay QR code miaraka amin'ny adresse. Io no copiena efa misy mitady adresse.
13
14
3.1.4. Fitadiavana adresse amin’ny Coinbase fomba faharoa.
Tsotra kokoa: kitihana ireo flèches manga ampovoany ambany dia kitihana ny recevoir any
15
3.2. Ny wallet hafa
Ny mahatsara an’i Coinbase dia izy azo ampiasaina amin’ny Supermarché.mg – Kanefa be
dia be ireo Wallet hafa isan-karazany. Misy ireo hot wallet (wallet en ligne). Misy ireo cold
wallet (hors ligne). Misy ireo wallet taratasy ary wallet materialy toy Nano Ledger S. Anisan’ny
tena fampiasa ireto : Trust Wallet, Binance (izay afaka hanaovana takalo izay crypto tianao),
Binance no anisan’ny portefeuille tsara indrindra, aman-jatony ny crypto afaka raisina ao. Raha
voafetra crypto ny an’ny Coinbase, (26 eo) ny an’i Binance dia maro dia maro sady afaka
atakalo (Exchange\Trade)
Raha hanao dépôt amin’ny Binance dia toy izao no atao. Kitihana ao amin’ny portefeuille, dia
Tonga ao amin’ny page Dépôt BTC ianao. Eo ihany dia efa mahita ny adresse sy Code QR
raha hanao dépôt BTC. (Ataovy zoom raha tsy mazava) Fanamarihana : ny hoe fiat dia
monnaie fiduciaire tahaky ny euro sy dollar, ary BEP2 dia blockchain an’i Binance.
16
ADRESSE
17
Fa raha hanokatra portefeuille hafa dia kithana eo amin’ilay BTC dia misy liste mipoitra. Eo
ianao afaka manokatra portefeuille ETH, BNB, EOS… Afaka manao recherche aza.
Binance dia afaka ampiasaina ho portefeuille handraisana cryptos tanaty site faucet
tahakan’i Coinbase. Saingy ny tena mahatsara azy dia noho izy afaka hanaovana Exchange
sy Trading na eto Madagasikara aza. Raha ohatra ary ianao te hanana cryptos tsy dia fahita
anaty site Faucet tahak’i Band, Compound, Kava, Tezos… dia ato anatin’i Binance no afaka
mahazo ireo.
Binance dia afaka manakalo BTC ho crytpo hafa, ka ilaina aloha manana BTC misimisy
(10 $ eo ohatra vidina any amin’ny mpanakalo aloa Mvola).
18
Raha te hanakalo crypto amin’ny Binance dia miditra amin’ny hoe Trade aloha. Misy
hoe Basique, Fondamental ao… Basique no tsotra indrindra. Saingy mila mahalala cours tsara
Rehefa tonga ao amin’ny Basique dia eo ambony amin’ny Convertir (ohatra : BTC) ny
aloha dia Spot Market ihany no tsara, ary mitovy @ Basique ihany io. Mila misafidy paire. Eto
izao dia LINK/BTC ny paire. Zany hoe LINK mivadika BTC na BTC mivadika LINK.
Tahaky ny tao amin’ny Basique fa eto dia ny LINK tiana ho azo (acheter) na amidy (vendre)
no soratana. Raha hividy na hivarotra LINK 10 $ ohatra ka 16 $ ny taux dia 10/16 = 0,62
LINK no soratana. Io dia ahazoanao 10 $ en BTC : 0,0008 BTC raha 12 000 $ ny cours.
20
5. IREO PREUVES DE PAIEMENT
Takio foana ny preuve de paiement indrindra raha vao site misy investissement
(deposit). Matetika dia miseho tahaky ity ny preuve de paiement. Mail avy amin’ny
Coinbase ohatra ity :
21
Misy koa ny preuve de paiement an’i Payeer :
22
6. SITE AHAZOANA CRYPTOMONNAIES SY FAMPIASANA AZY
6.1. FAUCET CRYPTO SY FAUCETPAY
Faucetcrypto no site anisan’ny tsotra fampiasa indrindra raha vao manomboka amin’ny
resaka cryptomonnaies. Isaky ny mahavita zavatra ao ianao dia mahazo ny atao hoe
Asa madinika karazany 2 roa no azo atao ao : manao shortlinks sy manao PTC Ads. Isaky ny
40 minitra koa dia misy fanomezana alaina amin’ny hoe Ready to claim
achivement, Ready to claim ohatra dia efa misy chrono 11 s foana hita aty ambany. Mila
faharetana arak’izany mampiasa azy.
23
6.1.2. Fijerena balance
Isaky ny 40 minutes mahazo bonus 24 coins eo (5 Satoshis eo) . Kitihana ready to claim,
misy chrono 11s d kitihana ny Get Reward.
24
6.1.4. Shortlinks
Samy manana ny fombany ny shortlink fa ny règle générale dia mikitika ny next na continue
ary mahazo ny getlink. Ity Ohatra no atao raha vao reto no atao : Sh.faucetcrypto.com /
Sh.faucet.gold ary Sh.Claim4fun. Ny dikan’ny hoe views aloha dia hoe im-piry azo averina
ilay izy . Dia rehefa hanomboka dia complete link no kitihana. Avy eo miandry chrono.
Dia tonga amin’ny page misy hoe shower timer – click here. Io no kitihana = Misy chrono
25
6.1.5. PTC Ads
Ny atao amin’ny PTC dia mijery site ary tsy maintsy mijanona mijery eo. Misy ny site jerena
40s ary misy ny 16s. Ny tsara rah tsy te ho lany fotoana dia ampiarahina amin’ireo sites tsy
mila jerena raikitra (Coinpayu, AdBTC). Misafidy ianao hoe 40s na 16 dia kitihana Visit
website. Ny PTC 40 secondes 6 satoshis, ny 16 secondes 3 satoshis.
26
Misy chrono 11 s dia kitihana ndray Visit website.
Mandeha ny chrono ety amin’ny ilany droite ambony. Raha vao tsy mijery dia lasa an’io hoe
Waiting focus. Tapitra ny chrono eo dia mipoitra visit website dia kitihana dia azo ny vola.
27
6.1.6. Achievements (Réussites)
Faucet crypto dia misy niveaux sy bonus izay azo raisina isaky ny mahavita ireo takiana.
Vao miditra amin’ilay site isan’andro dia efa misy 7 satoshis eo. Io no (Daily Visit) Rehfa
misy 1 maintso mipoitra akaikin’ny achievements dia azo jerena io. Dia avy amin’ny
« Others « avy eo dia « Claim. » Dia misy chrono dia « Claim achievements). Ny mety
ahazoana koa : mahavita PTC 5, PTC 10…
28
6.1.7. Fanalana na Withdraw mankany amin’i Faucetpay
Voalohany, tandremana ireto : raha loko volomboasary ilay hoe Withdraw dia mbola tsy
misy an’ilay crypto izany ao amin’ilay site. Sady misy mena hoe « empty » eo ambony. Fa
raha ohatra kosa manga sy « filled » izy dia izay no misy sy afaka atao retrait.
Raha hanao withdraw dia misy ny direct dia misy mankany amin’i Faucetpay. Raha direct
Withdraw dia ny adresse no copiena.
29
Raha ohatra hoe mankany @Faucetpay kosa dia ny mail no adika. Raha BTC dia 450 coins
(100 satoshis eo) no minimum de retrait. Eo amin’ny coins amount no adika ny Coins alefa,
eo ankavanana (tsy mila kitihana) ny équivalent BTC. Eto ambany ohatra 583 coins dia 130
satoshis na 50 Ar mahery eo. Misy captcha eo ambany dia adika alahatra arak’izay tadiaviny
30
Mipoitra ity dia kitihana ny Confirm Withdraw dia tontosa ny retrait anao. (Misy hoe
31
6.1.8. Fanalana vola avy @Faucetpay mankany amin’ny Wallet
Raha hanao retrait amin’I Faucetpay dia ao amin’ny Dashboard no aleha ary mila lié aloha
ny Wallet sy Faucetpay. Mankao ao amin’ny hoe Linked adresse dia copiena ao ny
adressenao. Raha BTC ohatra dia copiena ny adresse dia tsy asiana n’inon’inona ny hoe Label
dia kitihana ny Link. Raha ETH na LTC dia eo amin’ny le hoe coin déroulena dia safidiana.
Efa hanao retrait @zay, misy normal dia misy priority, ny fees sy hafainganany no tsy
mampitovy azy : ny normal withdrawl 4 ora fa kely ny frais (fees). Ny Priority indray lafo.
Raha hanao retrait BTC dia 0,00001400 eo no ilaina : 0,00000400 lasa fees (frais) dia ny
0.00001000 tonga ao amin’ny Wallet. Kitihana ny Place withdrawal efa milamina izay.
32
6.2. COINPAYU
Ao amin’ny Coinpayu dia misy tâches 3 azo atao : Surf Ads, Window Ads ary Video Ads. Ny
Dashboard no ahitana ny vola azo (Main Balance)
Tsotra ny manao Surf Ads, kitihana fotsiny ilay lien dia misokatra ilay site. Tsy voatery
jerena toy amin’ny faucetcrypto saingy tsy azo idina fotsiny raha mbola tsy vita ilay chrono.
33
6.2.2. Ny Windows Ads
Ny Windows Ads dia mitovy @ Surf Ads ihany saingy tsy maintsy jerena ilay site nisokatra
mandritry ny chrono omeny vao mahazo.
34
Raha windows ads dia barre kely eo ambony no jerena mandra-pahatapitra azy dia
azo ny satoshis.
35
6.2.3. Ny Videos Ads
Ny videos ads indray dia vidéo mila jerena mandrity ny 30 secondes eo ahazoana vola.
Tandremana fa mandany connexion be ka raha méga no ampiasainao dia kajio sao very
fotsiny. Raha manana connexion illimitée ianao na anaty cyber tsy maninona (mila
36
6.3. ADBTC
Ny ADBTC dia mora ampiasaina koa ary tsy voatery jerena raikitra ny surf ads tahaky
Coinpayu. 4000 satoshis ny retrait raha alefa faucetpay ary 30 000 ny direct wallet.
Rehefa hanomboka dia kitihana ny hoe Submit Query ary ilay captcha i’m not a robot.
Misy hoe open kitihana dia mandeha ny chrono afaka mandefa surf ads coinpayu na
manao tâches hafa koa. Hiverenana fotsiny efa tapitra ny chrono dia azo ny satoshis
37
6.4. LTC MINER
Ny fampiasana ltcminer dia tsotra : ampidirina ny adresse LTC ao amin’ny wallet dia cochena
le captcha hoe I’m not a robot dia kithina ilay start mining dia tafiditra. Mety hangataka mail
izy dia omena ary confirmena anaty mail. Minage no ataony zany hoe tsy misy zavatra hafa
ataonao fa efa feno 0,0001 LTC (20 Ar) eo dia kitihana ny wihdraw dia confirm. Misy limite
isan’andro. Ary tsy afaka ampiasaina intsony rehefa nahavita retrait 1000 Ar eo fa mila miova
adresseLTC.
38
6.5. DROPZ
Rohy : https://freecrypto.site/304829
Site tsotra fampiasa. Maka adresse sy label (na tag) ao amin’ny Coinbase aloha
ampifandraisaina amin’ilay site, manao verification mail dia izay. Visit sites no atao ao,
clickena le visit site d miandry 5 secondes, dia mahazo 300 drops ianao.
Tsy misy minimum de retrait fa na in-dray manao dia ampy ary voaray ao amin’ny Coinbase.
39
7. SANDAN’IREO CRYPTOMONNAIES TENA LAFO
40
Tsara ho fantatra momban’ny cryptos vitsivitsy (02 Septembre).
satoshis Millions
Gwei
drops
Bitcoin Cash Bitcoin Cash BCH 100 000 000 283,90 1,1 Million
BCH satoshis
litoshis
Your withdraw is confirmed na Your withdraw has been sent : lasa ny retrait anao
Your withdraw is pending : efa lasa ny retrait anao fa mbola miandry fanamarinana avy
amin’ny tambajotra (confirmation réseau)
41
9. BOTS TELEGRAM AHAZOANA CRYPTOMONNAIES
Telegram dia fifandefasana hafatra toy Messenger. Kanefa misy ireo bots ao, izay mety
hahazoana cryptomonnaies. Ny bots moa dia « robot » afaka hiresahana anaty fitaovana
fandefasana hafatra toy itony ; Efa mety nahita bot ianao tamin’ny facebook (Alfred Bot…).
Fa ao amin’ny Telegram kosa manome asa madinika handraisana cryptomonnaies. Toy izany
ireto Clickbot ireto, mifandray amin’i Doge Click ka isakin’izay mijery site ianao dia manome
Maro karazana ireo bots telegram fa ny fampiasana ireo Clickbot no ho aseho eto. Kitihana
aloha ny lien dia misy hoe démarrer @Telegram dia alefa. Ny bots sasany mety mangataka
hidirany anaty canal « Channel » ka tsy afaka ampiasainy ilay bots raha tsy nidiranao
« joined » ireo « channel ». Ny momban’y Click bot kosa dia izao :
42
Ny Balance dia ny volanao, referrals, ireo olona natoronaa ity bot ity ka ahazoanao
pourcentage, my ads, pubs noforoninao, settings paramètres, join chats : miditra anaty
Ny zavatra atao dia ilay hoe Visit sites, kitihana ny hoe go to website. Manokatra site izy io
Ireo 20 secondes misy chrono dia mila andrasana eo mihitsy. Dia efa tapitra ny chrono
mipoitra ny hoe : You earned ……. ZEC (na BTC na BCH). Ny hoe you earned dia midika
« nahazo ianao »
43
Eto ny chrono no
mipoitra
44
9.2. Fanaovana withdraw amin’ny bot telegram
Voalohany aloha mila tratra ny minimum de retrait (minimum to withdraw) Iny dia jerena
ao amin’ny balance. Ito dia ohatra ho an’i BCH Click bot.
45
Aorian’izay ny retrait ho atao (amount to withdraw). Arakaraky ny Balance anao io, raha
manana 0,0002 BCH dia afaka maka 0,0002 BCH fa 0,0001 no minimum. Soratana ilay vola
Mahazo soratra avy eo hoe : your withdraw has been requested : izany hoe « voaray ilay
fangatahana retrait »
46
10. VOAMBOLANA TOKONY HO FANTATRA MOMBAN’NY
CRYPTOMONNAIES
Ho an'ireo sahirana amin'ny teny anglisy na voambolana sasany, ireto no tena tsara ho fantatra:
47
10.2. Voambolana momban'ireo asa atao
10.5. Referrals
▪ Referral = référence, aleo tsy handainga fa filleul no azo andikana azy amin'ny teny frantsay,
izany hoe ianao no ampahalala ilay site ilay olona; saingy mila manavaka avahana amin'ny
Ponzi izay pyramide sady mangala vola aminao andoavana ny eo ambony. Ny referral tokony
tsy hisy vola aloanao fa pourcentagen'ny azonao no omena ny nahita anao (commissions de
vente).
48
▪ Referral program = programme d'affilitation, mitovy amin'ny eo amin'ny ambony, somary
manahirana ny olona sasany. Parainnage ny dikany saingy ho an'ireo matahotra na mahita
zavatra ratsy amin'io dia tsara ho fantatra fa ny affiliation dia marketing fampiasa matetika
amin'ny internet, Amazon ohatra mampiasa.
49
11. OHATRA STRATEGIES RAHA TE HAHAZO TOMBONY AMIN’NY
CRYPTOMONNAIES
Voalohany aloha fantaro ny sandany. Ankehitriny izao dia manodidina ny 11 000 – 12 000 $
eo ny BTC izany hoe 44 000 000 Ar eo (4000Ar par $). Satria moa ny BTC mizara ho 100
millions de satoshis ary satoshis no tena omen’ireo site faucet dia 1 satoshi = 0,44 Ar.
Arak’izany : raha méga no ampiasainao, ohatra : yellow 100 Ar (10 Mo) dia tokony hahazo
227 satoshis mahery amin’io 100 Ar io vao miverina ny mason-karena ary mahazo tombony.
Azo atao ihany no manangona satoshis à perte ka miandry ny sandan’ny BTC hiakatra vao
amidy.
Ohatra : 11 500 $ izao ny BTC, nahazo 180 satoshis (83 Ar) ianao tamin’ny 100 Ar. Afaka roa
volana lasa 15 000$ ny BTC (0,60 par satoshi) izany hoe le 180 satoshis 83 Ar lasa 108 Ar.
Zany hoe raha 10 000 Ar nolanianao ahazoana 1800 satoshis, 8300 Ar izy aloha fa afaka roa
Raha manana connexion indray ianao dia kajio amin’ny FUP ilay izy. Raha blueline 4G ohatra
100 Go ny FUP .
Raha ordinateur no ampiasainao fa tsy téléphone dia ity ohatra stratégie mahomby raha
anaty cyber no mampiasa. Fantatry ny rehetra fa 20Ar/minute eo zao ny vidin’ny connexion
amin’ny cyber. Ny satoshi dia 0,45 Ariary eo izao. Ka raha te hahazo tombony amin’ny crypto
dia mikendry 43 satoshis mahery/minute. Ity ohatra teknika mahomby : Mampiasa PTC Ads
40s Faucetcrypto (afaka clickena hidirana ao amin’ny site) ; Surfs Ads Coinpayu ary Surf Ads
AdBTC.
50
Ohatra eto ambany : nalefa ny Surf Ads 45 secondes ahazoana 15 satoshis amin’ny Coinpayu,
Surfs Ads 30 secondes ahazoana 25 satohis tamin’ny AdBTC niampy PTC 40 secondes (6
satoshis eo). Eo amin’le PTC no mijanona mijery. Tapitra ny chrono rehetra, nahazo 46
satoshis eo ianao tanatin’ny iray minitra latsaka. Raha tanaty cyber 20Ar/mn zany dia efa
nahazo tombony.
Misy aza ny cyber izao manao 600 Ar ny adin’iray toy ny cyber eny amin’ny Campus Ankatso,
na koa 500 Ar ny adin’iray Wifi. Ka kajio tsara ny vola laninao sy azonao raha te hahazo
tombony, dia miaritra sisa fa tsy na ho 20 000 Ar indray ny BTC afaka volana vitsivitsy ka raha
nanana 100 000 satoshis ianao, 44 000 Ar io izao lasa 73000 Ar. Tombony 29 000 Ar.
51
12. SITE MANOME LISITRA IREO FAUCETS SY IREO SITES SCAM
Ity site ity dia manome lisitra ireo site faucet izay tena mandoa amin’izao fotoana izao :
https://bestfaucetsites.com/
Ity site ity kosa dia afaka hijerena hoe iza no site scam ary iza no tena mandoa vola :
https://maniabook.argentmania.com Raha ohatra te hijery ianao hoe scam ve LTCminer dia
52
13. FAMERENANA SY FAMINTINANA IREO SITES VOATONONA ATO ARY
SITES HAFA
13.1. Sites ahitana faucet sy hoe iza no scam
Coinbase : https://www.coinbase.com/join/ravain_q?src=android-link
Binance : https://www.binance.com/fr/register?ref=UQB89430
Coinpayu : https://www.coinpayu.com/?r=Rakotonandra
AdBTC : https://r.adbtc.top/1789388
Claimbits : https://claimbits.net/?ref=32510
Freeethereum.com : https://freeethereum.com/?ref=18686
Free-ethereum.io : https://free-ethereum.io/?referer=714125
Litecoinads : https://litecoinads.com/register.aspx?u=159831
53
Ltcminer : https://ltcminer.com/1235147
Dropz : https://freecrypto.site/304829
Faucetcrypto : https://www.faucetcrypto.com/ref/342732
Faucetpay : https://faucetpay.io/?r=446186
Althub : https://althub.club/r/72552
Earncrypto : https://www.earncrypto.com/earn-free-chainlink/?r=478955
BCH : https://t.me/BCH_clickbot?start=FEzN
BTC : https://t.me/BitcoinClick_bot?start=Qk4b
ZEC : https://t.me/Zcash_click_bot?start=7Kh9
DOGECOIN : https://t.me/Dogecoin_click_bot?start=Waye
54