Professional Documents
Culture Documents
A11-Modele Demande de Paiement
A11-Modele Demande de Paiement
FANGATAHANA
Voninahitra ho ahy R……………………………………………………………………………………………………………………………
Manambara koa aho fa marina sy tsy misy hosoka ary efa nampadalovina ara-dalàna tamin’ireo
sampan-draharaham-panjakana isan-tsokajiny voakasik’izany ireo antontan-taratasy miaraka amin’ny
fangatahako, ary dia manala ny andraikitry ny “Ordonnateur secondaire” sy ny Sampan-draharaha
misahana ny Expropriation aho raha ny mifanohitra amin’izany no hita amin’izao fandoavana amiko
ny onitra voalaza eo ambony io izao. Raiso tompoko ny haja ambony atolotro anao.
Antananarivo, faha