Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

FANAMBARANA FANANGANANA FIKAMBANANA

Voninahitra ho any ………………………………………………………………………………., filohan’ny Fikambanana no


manambara fa najoro anio ……………………………………… ny Fikambanana antsoina hoe
…………………………………………………., ka toy izao no mombamomba azy:

Foiben-toerany
Tanàna
Fokontany
Kaomina
Distrika
Faritra

Ny zava-kendren’io Fikambana io dia:

• Fanatsaràna ny farim-piainan’ireo tantsaha mivondrona ao anatiny amin’ny alalan’ny fampiroboroboana ny


asa famokarana;
• Fampandraisana anjara ny sokajin’olona rehetra amin’ny fampandrosoana, indrindra ny vehivavy sy ireo
sokajy marefo samihafa;
• Fandraisana anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana;

Ireto avy ireo mpikambana ao amin’ny birao mpitantana, voafidy nandritra ny fivoriam-be fananganana:

Filoha • .
Filoha lefitra • .
Mpitan-tsoratra • .
Mpitahiry vola: • .
Mpanamarim-bola: • .
Mpanolo-tsaina: • .
• .
• .
• .
• .
• .

Natao teto ………………………………………………… anio ……………………………..

Ny filoha, Ny mpitan-tsoratra
Ny vondrona mahefa,

You might also like