Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

Fikambanana:

Fokontany
Kaomina
Distrika

Fitanana an-tsoratra fivoriam-be fananganana Fikambanana


(Procès-verbal AG constitutive)
Anio ___/___/____ dia nanatanteraka fivoriam-be ho fananganana (AG Constitutive) teto
__________________, Fokontany: ____________________, Kaomina: _________________ Distrika:
_______________________, ireo mpikambana mpanorina ny fikambanana. R/Atoa
________________________________________________________ no nitarika sy nanamora ny
fivoriana, ary ireto avy no laha-dinika:
• Fanazavàna ny antony hananganana ny Fikambanana ;
• Fanolorana sy famoaboasana ary fankatoavana ny sata mifehy sy fitsipika anatiny ;
• Famaritana ny latsakemboka ;
• Fifidianana ireo mpikambana handrafitra ny birao mpitantana ;
Ireto avy no fanapahan-kevitra noraisina:
1. Fankatoavana ny sata mifehy sy fitsipika anatiny – Ny mpikambana rehetra nanatrika dia
nankato ireo andininy rehetra ao amin’ny “sata mifehy” (“statuts”) novolavolaina. Niaraha-
nanapaka kosa ireo andinindininy mandrafitra ny fitsipika ifampifehezana (“règlement intérieur).
2. Famaritana ny latsakemboka – Niaraha-namaritra fa ny latsakemboka dia ___________ariary
____________________.
3. Fifidianana ireo mambra ao amin’ny birao mpitantana:
Filoha
Lefitra
Mpitan-tsoratra
Mpitahiry vola
Mpanamarim-bola
Mpanolo-tsaina

Rehefa tapitra novoaboasana avokoa ireo lohahevitra nandrafitra ny lahadinika dia nofaranana ny fivoriana,
rehefa avy novakiana ampahi-bemaso, ka nankatoavin’ny rehetra ity fitanana an-tsoratra ity.
Ny Filoha, Ny mpitan-tsoratra
Fankatoavan’ny vondrona
mahefa

You might also like