Professional Documents
Culture Documents
Pac 11eme
Pac 11eme
Kilasy Taranja
Lohatenin’ny sahan’asa
Tanjona ho tratrarina
Sahanasa
Valin’ireo sahanasa
rehetra hita isaky ny pejy
farany amin’ny fanazaran-
tsaina
Mpampianatra
nanoratra
FIZAHAN-TAKILA
TENY FANOLORANA
TOROLALANA
FIZAHAN-TAKILA
MALAGASY
NY LITERA M 5
NY LITERA M 8
NY FAHASALAMANA 12
NY LITERA F 16
NY LANONANA 19
NY LITERA «G» 23
NY LITERA «G» 22
NY BIBY FIOMPY 27
NY LITERA «P» 31
NY LANONANA 35
FRANCAIS
LES FORMULES DE SALUTATIONS ET DE POLITESSE 38
LE VILLAGE 41
LES DIFFERENTES PARTIES DU CORPS 44
LES NOMS DE COULEURS 48
LA TOILETTE 52
LES DIFFÉRENTES PIÈCES DE LA MAISON 55
LES ANIMAUX DE LA FERME 58
LES TERMES RELATIFS AUX TRAVAUX DU CULTIVATEUR 61
KAJY
FANDAHARANA ISA MIJOTSO SY MISONGA 64
MAMPIHATRA FITSIPIKA VOATETI-DREFY
ARAKA NY VENTY IFANARAHANA 70
FANDAHARANA NY ISA 1 HATRAMIN’NY 20
ARAKA NY : LAHARANA, MARIKITRA, ANKASA SY
TSY ANKASA 74
FANDAHARANA ISA 0 KA HATRAMIN’NY 10 ARAKA NY :
LAHARANA, MARIKITRA, ANKASA SY TSY ANKASA 78
MAMAHA LAZAOLANA AMPIASANA NY MANALA
TSY MISY MANDEHA 83
MAMAHA LAZAOLANA AMPIASANA
NY MANAMPY TSY MISY MANDEHA 87
FAMPIFANDRAISANA ANARANA ISA AMIN’NY
ANGON-JAVATRA SY ZAVATRA AZO KIRAKIRAINA
ISA 1 - 10 91
FANALANA ISA MANANA TAREHIMARIKA ROA TSY
MITAKY FANDALOVANA AMIN’NY AMPOLONY 95
MAMAHA LAZAOLANA AMPIASANA NY MANALA
TSY MISY MANDEHA 100
Aa
Bb
MALAGASY
Dd
FANAZARAN-TSAINA 11ème MALAGASY
NY LITERA «M»
Mahadika an-tsoratra fehezanteny fohy, tsy diso ary mazava sy hay
vakina
Soratako ny litera « m »
Ӽ Arahako ny teboteboka
m
Sahanasa 2 : Fanoratana ny litera « m » miaraka amin’ny litera efa hay
m o ...
m i ...
m a ...
mo a moa
mi ta ...
ma no ...
Sahanasa 3 : Famoronana an-tsoratra
........ ........
........
MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE TSY AZO AMIDY UNESCO
OLGIN Benja Jonharson © Copyright MEN 2021 Page 3
Page 4 © Copyright MEN 2021 OLGIN Benja Jonharson
UNESCO TSY AZO AMIDY MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE
Sahanasa 1: Famakiana ny fehezanteny eo amin’ny sary
Ӽ Vakiko ny soratra eo amin’ny sary : mitana tatamo i mira
Ӽ Vakiko ny teny hoe : mitana
Ӽ Vakiko ny vaninteny : mi – ta – na
Ӽ Avoitrako ny litera « m »
Ӽ Vakiko ny litera « m »
Sahanasa 2 : Fianarana manoratra ny litera « m »
Ӽ Arahako ny teboteboka : m
Ӽ Averiko soratana mazava
▶ mmmmm
Ӽ Arafitro ho vaninteny ary soratako
▶ ma, mo, mi
Ӽ Arafitro ho teny ary adikako :
▶ moa, mita, mano
Sahanasa 3 :Famoronana an-tsoratra
Ӽ Averiko adika ny fehezanteny
▶ mitana tatamo i mira
Ӽ Fenoiko mo, mi, ma ny teboka
▶ tatamo
▶ mitana
▶ namana
Ӽ Soratako ny ataon’ny olona eo amin’ny sary
▶ sary 1: minono
▶ sary 2: mitoto
▶ sary 3: mitaona
MALAGASY ème
11CE VALINY
FANAZARAN-TSAINA 11ème MALAGASY
NY LITERA «M»
Y
AS
MALAG
Sahanasa 1 : Famakiana
famakiana ny
ny fehezanteny
fehezanteny eo
eo amin’ny
amin’ny sary
sary
Dinihiko ny sary
FEHINY :
ny « m » dia anisan’ireo litera mandrafitra ny abidy malagasy
m–m–m–m–m–m
Sahanasa 2
1 : Fianarana
famakianamamaky
ny fehezanteny
teny ahitana
eo amin’ny
ny litera
sary
«m»
Ӽ Dinihiko ny sary
FEHINY :
Ahazoana vaninteny ny litera « m » rehefa ampiarahina amin’ny zana-tsoratra
ma – mi – my – me – mo
Sahanasa 3
1 : Fanehoana
famakiana ny
hamaroan-javatra
fehezanteny eo amin’ny
miisa 1 ka
sary
hatramin’ny 10
NY FAHASALAMANA
Y
AS
MALAG
Sahanasa 1 : Fahazoana
famakiana ny fehezanteny
tian’ny sary hambara
eo amin’ny sary
Dinihiko ny sary
Sahanasa 2
1 : fahafantarana
famakiana ny fehezanteny
ireo karazana
eoaretina
amin’nyhafa
sary
sy ny fisorohana
Lazaiko ny karazana aretina asehon’ny sary.
Dinihiko ny sary.
Ӽ Hazavaiko ny antony :
▶ anasana tanana
▶ ihinana voankazo
▶ anaovana fialamboly
Fehiny :
Anisan’ny fisorohana amin’ny aretina ny fahadiovana, ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana, ny
fialamboly.
Dinihiko ny sary
Fehiny :
Manatona tobim-pahasalamana rehefa marary.
Sahanasa 3
1 : Fahafantarana
famakiana ny fehezanteny
ireo karazana
eoaretina
amin’nyhafa
sarysy ny fisorohana
Fehiny :
Fantatro ny tokony hatao mba hitandrovana ny fahasalamana.
NY LITERA F
Y
AS
MALAG
Sahanasa 1 : Fianarana
fianarana mamaky
famakiana mamaky
ny fehezanteny
ny
ny litera
literaeo
“f”
“ amin’ny
f” sary
Dinihiko ny sary
Fehiny :
Ny litera «f» dia anisan’ireo litera mandrafitra ny abidy malagasy.
Sahanasa 2
1 : fianarana
famakianamamaky
ny fehezanteny
ny litera
teny ahitana
eo
“f”amin’ny
ny litera
sary
“f”
Dinihiko ny sary
Fody Fihogo
Fary Fefy
Fehiny :
Ahazoana vaninteny rehefa atambatra amin’ny zanan-tsoratra ny litera «f»: fo - fi – fa – fe – fy
Sahanasa 3
1 : Famoronana
fianarana mamaky
famakiana nyam-bava
fehezanteny
ny literaeo
“f”amin’ny sary
Vakiko ny lambananteny dia ataoko anaty boribory izay misy litera ‟f”
Ataoko anaty fehezanteny ireo teny manaraka ireto ary vakiko avy eo :
fako – fody - fary – fihogo - folo
NY LANONANA
Y
AS
MALAG
FEHINY :
Anisan’ny fety aman-danonana ny krismasy, ny taom-baovao, ny fetim-pirenena, ny mariazy, ny
hasoavana, ny fetin-tsekoly, ny famadihana.
FEHINY :
Anisan’ny mampiray hina ny fianakaviana sy ny mpiara-monina ny fety aman-danonana.
NY LITERA « G »
Dinihiko ny sary
Fehiny :
Ny litera « g » dia anisan’ireo litera mandrafitra ny abidy malagasy.
Vakiko ny lambananteny dia ataoko anaty boribory izay misy litera «g»
NY LITERA « G »
Ӽ Haiko ny manoratra teny na fehezanteny ahitana ireo litera
rehetra efa nianarana
Ӽ Haiko ny mandrafitra teny na fehezanteny ahitana ny litera «g»
miainga avy amin’ny singa na fanehoana an-tsary
Sahanasa 1 : Famakiana
famakiana ny
ny fehezanteny
fehezanteny eo
eo amin’ny
amin’ny sary
sary
Dinihiko ny sary
g
MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE TSY AZO AMIDY UNESCO
RAKOTOMIHAJA Don Marie Joséphine © Copyright MEN 2021 Page 22
FANAZARAN-TSAINA 11ème MALAGASY
g o g i g i
ga ra
gi na
gi ta ra
Sahanasa 3 : Famoronana an-tsoratra
Adikako soratanana ny teny na fehezanteny:
Ӽ Adikako soratanana ny fehezanteny eo ambanin’ny sary
mamolo gana i neny.
………………………
Ӽ Fenoiko amin’ireto vaninteny ireto ny banga dia adikako soratanana : gi, go, ga
miho ...
maha ... na
... na
MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE TSY AZO AMIDY UNESCO
RAKOTOMIHAJA Don Marie Joséphine © Copyright MEN 2021 Page 23
FANAZARAN-TSAINA 11ème MALAGASY
Dinihiko ny sarihaingo ka :
Ӽ Fenoiko amin’ny alalan’ny sary sy ny toromarika ny banga.
Inona io ?
NY BIBY FIOMPY
Y
AS
MALAG
Dinihiko ny sary
FEHINY:
Ny saka na piso dia anisan’ny biby fiompy.
Sahanasa 2 : fahafantarana
fianarana mamaky
ireo karazana
teny ahitana
bibyny
fiompy
litera sy fikarakarana azy
Dinihiko ny sary
Ӽ Hiresadresaka amin’i dada sy neny ary zoky aho hahafantarako ny soa azo avy amin’ny fiompiana.
Fehiny:
Ireo soa azo avy amin’ny fiompiana : sakafo, laoka, vola, taranaka, zezika,…
NY LITERA « P »
Dinihiko ny sary
Dinihiko ny sary:
Fehiny
Ahazoana vaninteny ny litera p rehefa ampiarahina amin’ireo zanantsoratra ao amin’ny abidy Mala-
gasy po – pi – pa – pe – py
mipasoka mikapa
mipoaka mipelipelika
NY LANONANA
Fehiny :
Anisan’ny fety aman-danonana ny krismasy, ny taom-baovao, ny fetim-pirenena, ny mariazy, ny hasoavana,
ny fetin-tsekoly, ny famadihana.
AIS
FRANC
Activité 1 : Compréhension
Ӽ J’observe l’image.
LE VILLAGE
AIS
FRANC
Activité 1 : Compréhension
Ӽ J’observe l’image.
C’est un village
Les éléments constitutifs du village : les montagnes, la rivière, les rizières, les maisons,
le bureau de Fokontany, l’église, le marché, la rue, l’école, le dispensaire, l’épicerie, ……
Ӽ J’observe l’image.
Activité 3 : Application
Ӽ J’observe les images.
▶ image 1
LA TOILETTE
Je connais les objets nécessaires à la toilette et les actions pendant
et après la toilette
Tous les jours, je brosse mes dents et je prends une douche.
L’élève capable d’énoncer ce qu’il fait pendant et après sa toilette
Ӽ J’observe l’image.
Ӽ J’observe l’image.
Activité 1 : Compréhension
Ӽ J’observe l’image.
▶ Je vais raconter à mon ami les animaux que je connais très bien.
Ӽ Je demande à mes parents, à mes grands sœurs et frères les autres utilités des animaux de la ferme.
MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE TSY AZO AMIDY UNESCO
RAMINOHARILALA Helihirina Hortensia © Copyright MEN 2021 Page 59
Page 60 © Copyright MEN 2021 ANDRIANATOANDRO Mamonjiniaina Rollande
UNESCO TSY AZO AMIDY MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE
Activité 1 : Compréhension
Ӽ J’observe l’image Ӽ
▶ Je cite ce que je vois sur l’image : un animal, des herbes
▶ Je donne le nom de l’animal sur l’image : le bœuf
Activité 2 : Identification des différentes sortes des animaux de la ferme
Ӽ J’observe l’image
▶ Je donne le nom des animaux sur l’image : le mouton, le chèvre, la poule, le dindon et l’oie
▶ Je cite d’autres animaux de la ferme : le cheval, le canard, le coq, le cochon..
Ӽ J’observe les animaux dans la ferme.
▶ Je cite les animaux dans ferme en utilisant « il y a » : dans la ferme, des cochons, des canards, des
chevaux,…
▶ Je donne le nombre de chaque type d’animal :
ӹ Il y a deux chevaux
ӹ Il y a trois cochons
ӹ Il y a deux canards
Ӽ J’observe les images (utilités)
▶ Je cite ce que vois sur l’image : viande, lait, beurre, fromage, poulet de chair, œuf
Activité 3: Production orale
Ӽ Je donne le nom de chaque animal sur l’image.
▶ Il y a un boeuf, il y a un cochon, il a une poule, il y a un canard
▶ Exemple : je vais raconter à mon ami les animaux que je connais tres bien.
ӹ Je donne le nom des animaux que je vais raconter : des cochons, des canards
ӹ Je compte le nombre des animaux : il y a trois cochons et deux canards
ӹ Je cite l’utilité de ces animaux.
FRANCAIS 11ème CORRIGE
FICHE D’ENTRAINEMENT 11ème FRANCAIS
1- ....................................... 2- .......................................
3- ....................................... 4- .......................................
Ӽ Je mets en ordre les travaux du cultivateur : il sème la graine, il récolte, il plante, il retourne la terre, il
arrose les plantes
▶ ……………………………………….
▶ ………………………………………..
▶ ………………………………………..
▶ ………………………………………..
▶ ………………………………………..
Ӽ Je complète les phrases avec les mots qui conviennent : la charrette, la bêche, la faucille, l’arrosoir, la
charrue
▶ Le cultivateur laboure la terre avec …………… ou ……………..
▶ Le cultivateur arrose les plantes avec ……………
▶ Le cultivateur transporte la récolte avec ……………..
▶ Le cultivateur coupe la tige de riz ………………….
+
24
15
____
39
9
FANAZARAN-TSAINA 11ème KAJY
............................. .............................
FEHINY :
Mariky ny fampitahana habetsahan-javatra « vitsy kokoa noho ny » : « < »
............................. .............................
FEHINY :
Mariky ny fampitahana habetsahan-javatra « maro kokoa noho ny » ny : « > »
Sahanasa 3 : Fampiharana
Ӽ Fenoiko « > » na « < » ny banga hanehoako izay maro kokoa sy vitsy kokoa.
......................................
......................................
............... ...............
FEHINY :
▶ « manisa misonga » : mandahatra isa kely mankany amin’ny isa lehibe.
▶ « manisa mijotso » : mandahatra isa lehibe mankany amin’ny isa kely.
▶ Dinihiko ny sary
vaniny iray
FALY
LAVAKA
JAO
FEHINY :
Anisan’ny fitaovana fandrefesana halavana araka ny venty ifanarahana ny fitsipika
voateti-drefy.
Sahanasa 3 : Fampiharana
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17 18 19 20
......... 50 .........
▶ Omeko ny isa marikitra ampolony ny 80
......... 80 .........
FEHINY :
Rehefa mitady ny isa marikitra ampolony ny isa iray dia analana folo sy ampiana folo ilay
isa.
Sahanasa 3 : Fampiharana
▶ Ampihariko ny fahalalana azoko.
Ӽ Fenoiko isa marikitra ampolony ny banga.
50
…..
......... .........
......... .........
......... .........
......... .........
16 14
15 13
16 14 12
14 12
17 15
15 13
127 16 14
15 13
Ӽ Dinihiko ny sary.
.... .... .... .... .... .... .... .... .... ....
▶ Fenoiko isa mifanaraka amin’ny sary ny banga eo ambony.
▶ Vakiko ny isa avy eo.
Ӽ Vakiko ny isa eto ambany.
1 2 3 4 ... 6 ... 8 9 10
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10
FEHINY :
Ny isa eo aloha sy ao aorian’ny isa iray no atao hoe “isa marikitra”
.... .... .... .... .... .... .... .... .... ....
▶ Ataoko anaty boribory ny voankazo tsy misy ambiny rehefa zaraina roa.
▶ Ataoko anaty mahitsizoro ny isan’ny voankazo misy ambiny rehefa zaraina roa.
▶ Soratako eo ambanin’ny sary ny isa mifanaraka amin’ny isan’ny voankazo.
▶ Vakiko ireo isa voasoratro.
Manavaka ny isa ankasa amin’ny isa 1 ka hatramin’ny 10.
Nosoloiko bokotra ny voankazo.
FEHINY :
ӹ Isa ankasa no ilazana ireo isa azo zaraina roa mitovy.
ӹ Isa ankasa ny isa : 2 ; 4 ; 6 ; 8 ; 10.
.... 8 ....
.... 5 ....
▶ Soratako ny isa marikitry 5.
▶ Lazaiko na isa ankasa na tsy ankasa ny 5.
▶ Lazaiko na isa ankasa na tsy ankasa ny isa marikitry ny 5.
FEHINY :
ӹ Ny isa marikitry ny isa ankasa dia isa tsy ankasa.
ӹ Ny isa marikitry ny isa tsy ankasa dia isa ankasa.
Sahanasa 3: Fampiharana
Ӽ Isaiko ny sary.
……………………… ………………………
……… 7 ………
▶ Fenoiko sary paoma araka ny isa tokony ho eo alohan’ny paoma 7 ny banga.
▶ Fenoiko sary paoma araka ny isa tokony ho eo aorian’ny paoma 7 ny banga
▶ Soratako eo ambany ny isa mifanandrify amin’ny sary izay nataoko.
▶ Omeko ny isa marikitry ny 7.
▶ Lazaiko na isa ankasa na tsy ankasa ny 7.
▶ Ataoko anaty boribory raha isa ankasa ny isa marikitry ny 7.
Ӽ Isaiko ny sary isaky ny kiefitrefitra.
7
2 8 10
5
Ӽ Vakiko ny lazaolana
Lazaolana :
“Nahavita mofomamy miisa 26 ry Mora. Nataon’izy ireo sakafo maraina ny 14. Tadiaviko ny isan’ny
mofomamy sisa.”
▶ Lazaiko izay resahana eto.
▶ Omeko ny isan’ny mofomamy vita.
▶ Fantariko ny ilana ny mofomamy.
▶ Omeko ny isan’ny mofomamy natao sakafo.
▶ Lazaiko izay asaina tadiaviko.
▶ Fantariko na nitombo na nihena ny isan’ny mofomamy rehefa nanalana natao sakafo.
▶ Lazaiko izay maro kokoa : ny isan’ny mofomamy rehetra sa ny isan’ny mofomany natao sakafo
maraina?
FEHINY :
Sehatr’olana iray hovahana ny lazaolana.
FEHINY :
Rehefa mampiasa ny tabilao famahana lazaolana dia :
- Ny tsanganana voalohany lazaolana, ametrahana izay tadiavina sy ny asamarika mandry
araka izay mifanindrify amin’izay ilaina
- Ny tsanganana faharoa no fenoina farany ametrahana ny valiny.
- Ny tsanganana fahatelo no anaovana ny asamarika mijoro, fenoina manaraka.
Sahanasa 3 : Fampiharana
▶ Lazaolana 1 :
“Nahazo penina miisa 38 ny sekolin-dry Mira. Nozaraina ho an’ny mpianatra ny 27”. Firy ny isan’ny penina
sisa?
▶ Lazaolana 2 :
Misy mpianatra 48 ao amin’ny T1.Vehivavy ny 25. Firy ny isan’ny lehilahy?
▶ Lazaolana 3 :
Nahazo zezika 87 gony Raleva. Namidiny ny 30 gony ary nataony tamin’ny tanimboly ny ambiny.
Firy gony ny zezika nataony amin’ny tanimboly?
FEHINY :
Sehatra olana iray hovahana ny lazaolana. Ny manampy dia anisan’ny hanatontosana izany.
Sahanasa 3 : fampiharana
FEHINY :
manisa misosa ny 1 – 2 – 3 – 4 – 5 – 6 – 7 – 8 – 9 – 10
FEHINY :
Manisa misosa ny 1 – 2 – 3 – 4 – 5 – 6 – 7 – 8 – 9 – 10
1 2 3 4 5
6 7 8 9 10
FEHINY :
Maneho angon-javatra 1 ka hatramin’ny 10
FEHINY :
- Ny manala tsy misy isa mandeha dia ny manala tsy mitaky fandalovana amin’ny 10.
- Mihena ny angon-javatra rehefa nanalana.
- Ny maro kokoa no analana ny vitsy kokoa raha hitady ny sisa.
Rehefa manao ny fanalana isa manana tarehimarika roa tsy misy isa mandeha dia :
▶ vahavahana ho ampolony sy ambiny ny isa.
▶ ampitahaina izay maro kokoa sy vitsy kokoa.
▶ ny ambiny maro kokoa analana ny ambiny vitsy kokoa sady kajina voalohany.
▶ ny ampolony maro kokoa analana ny ampolony vitsy kokoa, kajina manaraka.
Sahanasa 3 : Fampiharana
Ӽ Soratako ny isan’ny voninkazo rehetra: ...
F A
…… ……
…… ……
…… ……
FEHINY :
Rehefa mampiasa ny tabilao famahana lazaolana dia :
Ӽ Ny tsanganana voalohany vahaolana, ametrahana izay tadiavina sy ny asamarika mandry araka izay
mifanindrify amin’izay ilaina
Ӽ Ny tsanganana faharoa no fenoina farany ametrahana ny valiny.
Ӽ Ny tsanganana fahatelo no anaovana ny asamarika mijoro, fenoina manaraka.
Sahanasa 3 : Fampiharana
Ӽ Ampiasaiko ny tetika rehetra efa haiko hanaovako ny lazaolana.
▶ Lazaolana 1 :
“ Nahazo penina miisa 38 ny sekolin-dry Mira. Nozaraina ho an’ny mpianatra ny 27 ”. Firy ny isan’ny penina
sisa?
▶ Lazaolana 2 :
Misy mpianatra 48 ao amin’ny T1. Vehivavy ny 25. Firy ny isan’ny lehilahy ?
▶ Lazaolana 3 :
Nahazo zezika 87 gony Raleva. Namidiny ny 30 gony ary nataony tamin’ny tanimboly ny ambiny.
Firy gony ny zezika nataony amin’ny tanimboly ?
MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE TSY AZO AMIDY UNESCO
HARISOA VOLOLOMBOAHANGY Ravao Hanitriniony © Copyright MEN 2021 Page 101
Page 102 © Copyright MEN 2021 HARISOA VOLOLOMBOAHANGY Ravao Hanitriniony
UNESCO TSY AZO AMIDY MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE
Sahanasa 1: fahazoana ny hevitry ny lazaolana
Ӽ Lazaolana :
“ Nahavita mofomamy miisa 26 i Mora. Nataon’izy ireo sakafo maraina ny 14. Tadiaviko ny isan’ny mofomamy
sisa. ”
▶ Inona no resahana eto? Mofomamy
▶ Firy ny mofomamy ? 26
▶ Atao inona ny mofomamy ? Atao sakafo
▶ Firy ny mofomamy natao sakafo ? 14
▶ Inona no asaina tadiavina ? Ny isan’ny mofomamy sisa
▶ Mitombo sa mihena ny isan’ny mofomamy? Mihena satria natao sakafo ny 14
▶ Maro kokoa ny mofomamy rehetra miisa 26 noho ny mofomamy natao sakafo maraina 14
Sahanasa 2 : famahana lazaolana
Ӽ Tadiaviko ny isan’ny mofomamy sisa.
▶ Averiko soratana ny isan’ny mofomamy rehetra : 26
▶ Vahavahako ho ambiny sy ampolony aloha ny isan’ny mofomamy rehetra : 26
ӹ Omeko ny ampolony sy ny ambiny : 2 ampolony ary 6 ambiny
▶ Vahavahako ho ambiny sy ampolony ny isan’ny mofomamy natao sakafo maraina : 14
ӹ Omeko ny ampolony sy ny ambiny : 1 ampolony ary 4 ambiny
▶ Ampitahaiko ny isa : 26 ˃14
▶ Soratako ny asamarika maneho ny isan’ny mofo sisa : 26 – 14
Ӽ Asehoko ny fomba fanaovana lazaolana.
▶ Fantariko izay asehon’ny tarehimarika rehetra sy izay tadivina amiko :
ӹ Firy ny isan’ny mofomamy rehetra ? 26
ӹ Firy ny mofomamy natao sakafo ? 14
ӹ Inona no hotadiavina? Ny isan’ny mofomamy sisa
ӹ Ahoana no ahitana ny isan’ny mofomamy sisa? Ny isan’ny mofomamy rehetra analana ny isan’ny
mofomamy natao sakafo
ӹ Inona ny asamarika ampiasaina? Asamarika manala
ӹ Soratako ny asamrika : 26 – 14 =
▶ Ampiasaiko ny tabilao eto ambany hanehoako ny famahana ilay lazaolana.
▶ Ataoko ny asamarika araka ny toerany avy ary fenoiko ny banga.
KAJY 11ème VALINY
Page 103 © Copyright MEN 2021 HARISOA VOLOLOMBOAHANGY Ravao Hanitriniony
UNESCO TSY AZO AMIDY MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE
Vahaolana Valiny Asamarika
Ny isan’ny mofomamy sisa dia : F(Ampolony) A(Ambiny)
2 6
1 4
26 – 14 = 12 1 2
Sahanasa 3 : fampiharana
Ӽ Lazaolana 1:
“Nahazo penina miisa 38 ny sekolin-dry Mira. Nozaraina ho an’ny mpianatra ny 27”. Firy ny isan’ny penina
sisa?
▶ Omeko ny isan’ny penina rehetra : 38
▶ Omeko ny isan’ny penina nozaraina tamin’ny mpianatra : 27
▶ Tadiaviko ny isan’ny penina sisa : ny isan’ny penina rehetra analana ny penina nozaraina tamin’ny
mpianatra
▶ Ampiasaiko ny asamarika manala.
▶ Ampiasaiko ny kitranotrano rehefa hamaha ny lazaolana.
Vahaolana Valiny Asamarika
Ny isan’ny mofomamy sisa dia : F(Ampolony) A(Ambiny)
3 8
2 7
38 – 27 = 11 1 1
Ӽ Lazaolana 2:
Misy ankizy 48 ao amin’ny T1. Vehivavy ny 25. Firy ny isan’ny lehilahy?
Vahaolana Valiny Asamarika
Ny isan’ny mofomamy sisa dia : F(Ampolony) A(Ambiny)
4 8
2 5
48 – 25 = 23 2 3
Ӽ Lazaolana 3:
Nahazo zezika 87 gony Raleva. Namidiny ny 30 gony ary nataony tamin’ny tanimboly ny ambiny.
Firy gony ny zezika nataony amin’ny tanimboly?
Vahaolana Valiny Asamarika
Ny isan’ny mofomamy sisa dia : F(Ampolony) A(Ambiny)
8 7
3 0
87 – 30 = 57 5 7
KAJY 11ème VALINY
© Copyright MEN