WP MG 202305

You might also like

Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 16

No.

1 2023

34567
Aretin-tsaina
Manampy ve
ny Baiboly?
An-tapitrisany eran-tany no tratran’ny aretin-tsaina.
Misy soritr’aretina mampanahy daholo na ny antitra
34567
na ny tanora, na mahantra na manankarena, na Vol. 144, No. 5 2023 MALAGASY
Isan’ny indray mivoaka: 24400 000
nahita fianarana na tsia, ary na inona na inona foko Amin’ny FITENY 413
niaviany na fivavahana misy azy. Fa inona marina no
NY TILIKAMBO FIAMBENANA dia natao
atao hoe aretin-tsaina, ary inona no vokatr’izany hanomezana voninahitra an’i Jehovah
amin’ny olona? Horesahina ato ireo. Hodinihina ato Andriamanitra, ilay Mpanjakan’izao rehe-
tra izao. Mampahery ny vaovao tsara voa-
koa hoe tena ilaina ny mahazo fitsaboana mety tsara, laza ato, dia ny hoe kely sisa ny Fanjakan’
Andriamanitra any an-danitra dia hana-
ary ahoana avy no anampian’ny Baiboly an’izay foana ny faharatsiana rehetra ary hanova
tratran’io aretina io. ny tany ho paradisa. Mampirisika ny olona
ity gazety ity mba hino an’i Jesosy Kristy,
izay efa Mpanjakan’io Fanjakana io izao.
Nahafoy ny ainy mantsy izy mba hahazoa-
ntsika fiainana mandrakizay. Tamin’ny
1879 ity gazety ity no nanomboka navoa-


L O H A H E V I T R A AT O A N AT I N Y ka, ary tsy momba ny atsy na ny aroa
amin’ny politika. Avy ao amin’ny Baiboly
ny zavatra resahina ato.
Olana Eran-tany ny Aretin-tsaina 3

The Watchtower (ISSN 0043-1087) May/June
2023 is published byWatchtower Bible and Tract
Miahy Anao Andriamanitra 5 Society of New York, Inc.; Harold L. Corkern,
President; Mark L. Questell, Secretary-Treasurer;

1000 Red Mills Road, Wallkill, NY 12589-3299.
1 Vavaka: ‘Apetraho Aminy Izay Rehetra Mampanahy’ 6 Ny Tilikambo Fiambenana dia vokarin’ny
Watchtower Bible and Tract Society of New York,

Inc. ary adikan’ny Fikambanan’ny Mpianatra ny
Baiboly eto Madagasikara, BP 116, 105 Ivato.
2 ‘Mampionona Antsika ny Soratra Masina’ 8
˘ 2023 Watch Tower Bible and

Tract Society of Pennsylvania.
Printed in Japan.
3 Mahasoa Anao ny Tantaran’olona ao Amin’ny Baiboly 10


Ho an’i ETAZONIA:
4 Misy Torohevitra Mahasoa ao Amin’ny Baiboly 12 Jehovah’s Witnesses
 900 Red Mills Rd
Wallkill, NY 12589-5200
Ahoana no Hanampiana An’ireo Tratran’ny Aretin-tsaina? 14
Ho an’i MADAGASIKARA:

Vavolombelon’i Jehovah
BP 116, 105 Ivato
Mampanantena Andriamanitra fa ho Foana
ny Aretin-tsaina 16 Misy ny adiresin’ny biraon’ny sampan’ny
 Vavolombelon’i Jehovah eran-tany ao amin’ny
www.jw.org/mg/adiresy-sy-telefaonina.

s
Te hianatra Baiboly ve ianao,
Midira ao amin’ny na manorata any amin’ny iray
ka tianao raha mitsidika
www.jw.org/mg, amin’ireo adiresy etsy ambony.
anao izahay?

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana
an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org, raha te hanao fanomezana ianao. Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay
dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Olana Eran-tany
ny Aretin-tsaina
“Somary miady saina foana aho,
na dia rehefa mipetra-potsiny
ao an-trano aza.”

“Mahimahina aho raha vao mahatsiaro hoe faly akaiky anao, fa izay tsapanao sy izay tsapan’izy
loatra. Efa azoko an-tsaina mantsy hoe ho kivy be ireo ary ny vokatr’izany eo amin’ny fiainanareo.
aho izao aorian’izay.”
Ny fahasalaman’ny saina:
“Miezaka aho hoe ny androany ihany aloha no
hatrehiko. Tsy vita anefa izany raha eritreretiko Salama saina ny olona iray raha mahazo aina tsa-
daholo koa ny olana efa lasa sy ny mbola hoavy.” ra sy mahavita an’izay tokony hataony. Mahavita
miatrika ny adin-tsaina mpahazo ny ankamaroan’
Azonao ve ny fihetseham-pon’ireo olona tra-
ny olona izy, miasa tsara, ary afa-po amin’ny fiai-
tran’ny aretin-tsaina ireo? Sa izany mihitsy no ma-
nana.
njo anao na ny olona akaiky anao?
Matokia fa tsy ianao irery no hoatr’izany. Be- Ny fikorontanan-tsaina...
tsaka mantsy amin’izao no manana olana ara-tsai- ˙ DIA TSY vokatry ny fahadisoana natao taloha na
na, na misy olona akaiky azy tratran’izany. hoe marefo ilay olona.
Tena miaina amin’ny “fotoan-tsarotra tsy mora ˙ DIA aretina mahatonga ny olona iray hiady saina
atrehina” isika izao, ka betsaka ny adin-tsaina ate- be, tsy hisaina tsara, ary tsy hahafehy ny fihetse-
rak’izany. (2 Timoty 3:1) Noresahin’ny fanadiha- ham-pony sy ny fihetsiny.
diana iray hoe olona iray ao anatin’ny valo eo ho
eo eran-tany no mikorontan-tsaina. Nitombo aza ˙ dia mety hahatonga ny olona iray tsy hifandray
izany vokatry ny COVID-19 tamin’ny 2020. Nia- tsara amin’ny hafa, sy tsy hahavita hiatrika ny
mpy 78 tapitrisa eo ho eo mantsy ireo mitebiteby fiainany andavanandro.
be sy kivy be foana. ˙ dia mety hahazo ny olona rehetra, na firy taona
Tsy ny antontan’isa loatra anefa no mamaritra izy na firy taona, na inona na inona kolontsainy,
hoe salama tsara ve ny sainao sy ny sain’ny olona fiaviany, foko misy azy, fivavahany, fianarana vi-
tany, ary na be karama izy na tsia.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023 3


Fanampiana ho an’izay tratran’ny
aretin-tsaina
Miova tampoka indraindray ny maha izy ny
olona iray, na izy lasa tsy ampy torima-
so na matory be loatra, malain-komana na
mahery misakafo be, na mitebiteby be na
kivy mandritra ny fotoana elaela. Izany ve
no mahazo anao na ny olona akaiky anao?
Raha izany, dia tsara ny manatona manam-
pahaizana mba hamantarana sy hitsaboana
an’izay tena mahatonga an’ilay izy. Aiza ane-
fa no hangataka fanampiana?
Izao no nolazain’i Jesosy Kristy, ilay lehi-
lahy hendry indrindra hatramin’izay: “Tsy ny
olona salama no mila dokotera, fa ny mara-
ry.” (Matio 9:12) Narary mafy ny olona sasa-
ny nefa nahazo fitsaboana sy fanafody mety
` ny soritr’aretiny, ka maha-
tsara. Mihena ary
vita miasa tsara sy faly amin’ny fiainana izy.
Tsy tokony hangataka andro hitsabo tena ny
olona hoatr’izany raha misy soritr’aretina le-
hibe na maharitra.1
Tsy boky momba ny fitsaboana ny Baiboly.
Manampy ny saintsika ho salama anefa izay
`
voalaza ao. Manasa anao amim-pitiavana ary
izahay mba handinika ny lahatsoratra mana-
raka. Horesahina ao amin’izy ireo hoe ahoa-
na no anampian’ny Baiboly antsika hiatrika
ny aretin-tsaina.
1 Tsy mampirisika ny olona hanaraka fitsaboana manokana Ny Ti-
likambo Fiambenana. Ny tsirairay no tokony hanapa-kevitra,
ka handinika tsara rehefa hifidy izay fitsaboana arahiny.

4 NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023


Miahy Anao Andriamanitra
AVYamin’Andriamanitra ny Baiboly, ka ao no misy “Izaho Jehovah Andriamanitrao no
ny torohevitra tsara indrindra. Marina hoe tsy mitazona anao mafy amin’ny tananao
boky momba ny fahasalamana izy io. Afaka mana-
mpy antsika anefa izy io rehefa miatrika olana ma- ankavanana, dia Ilay milaza aminao hoe:
mpitebiteby isika, na miady saina, na mikorontana ‘Aza matahotra fa hanampy anao aho.’ ”
ny fihetseham-pontsika, na isika tsy salama ara- —ISAIA 41:13.
tsaina na ara-batana.
Ahoana anefa no anampian’i Jehovah antsika re-
Izao anefa no tena zava-dehibe: Manome toky hefa tratran’ny aretin-tsaina isika? Ho hitanao ao
antsika ny Baiboly fa i Jehovah Andriamanitra,1 amin’ireo lahatsoratra manaraka fa betsaka ny fo-
ilay Mpamorona antsika, dia mahazo tsara ny mba ampisehoany hoe tena miahy sy manampy
eritreritsika sy ny fihetseham-pontsika mihoatra antsika izy.
noho ny olon-kafa. Te hanampy antsika amin’izay
olana mahazo antsika izy. Ireto, ohatra, misy andi-
nin-teny roa mampahery:

“Akaiky an’izay torotoro fo i Jehovah,


ary mamonjy an’izay kivy.”—SALAMO 34:18.
1 Jehovah no anaran’Andriamanitra.—Salamo 83:18.

5
1
Vavaka
‘Apetraho Aminy
Izay Rehetra
Mampanahy’

H OY N Y BA I B O LY :

“Apetraho [amin’Andriamanitra]
daholo izay rehetra mampanahy
anareo, satria miahy anareo izy.”
—1 PETERA 5:7.

Inona no dikan’izany? ta antsika i Jehovah, ary fantany ny fijaliantsika


sy ny ady mafy ataontsika. Tiany hivavaka aminy
Manasa antsika i Jehovah Andriamanitra mba hi-
momba an’izay rehetra mampanahy antsika isika.
resaka aminy momba an’izay manavesatra ny
—2 Tantara 6:29, 30.
saintsika sy ny fontsika. (Salamo 55:22) Tsy misy
olana lehibe loatra na kely loatra ka hoe tsy azo re- Rehefa mivavaka amin’i Jehovah isika, dia vao
sahina amin’ny vavaka. Raha zava-dehibe amintsi- mainka hatoky hoe miahy antsika izy. Hahatsapa
ka ilay izy, dia zava-dehibe amin’i Jehovah koa. hoatran’ilay mpanao salamo isika amin’izay. Niva-
Anisan’ny tena ilaina ny vavaka mba hahatonga vaka izy hoe: “Hitanao ny fijaliako; fantatrao ny fa-
antsika hiadan-tsaina.—Filipianina 4:6, 7. horiana mafy manjo ahy.” (Salamo 31:7) Na ny
mahafantatra fotsiny aza hoe hitan’i Jehovah izay
Nahoana izany no manampy? mianjady amintsika, dia efa tena manampy antsika
tsy ho kivy rehefa ao anatin’ny sarotra. Tsy hoe
Mety hahatsiaro hoe miady irery tanteraka isi-
mahita ny adin-tsaintsika fotsiny anefa izy. Ma-
ka, rehefa tratran’ny aretin-tsaina. Indraindray
hazo tsara an’izany mihoatra noho ny olon-kafa
mantsy tsy azon’ny olona tsara izay zakaintsika.
koa izy, sady mampionona sy mampahery antsika
(Ohabolana 14:10) Rehefa mivavaka anefa isika ka
amin’ny alalan’ny Baiboly.
mamboraka ny fihetseham-pontsika amin’Andria-
manitra, dia hihaino antsika foana izy sady hango-
raka sy hahazo tsara an’izay manjo antsika. Mahi-

6 NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023


Ny Nanampian’ny Baiboly
An’i JULIAN
Nisy vokany tamiko ny adin-tsaina
“Miady saina be aho sady manao zavatra miveri-
mberina foana (Trouble Obsessionel Compulsif na
TOC). Tsy ahoan-tsy ahoana eo dia miady saina be
aho. Tsy maninona aloha aho, fa tampoka eo tonga
dia mitaintaina be tsy amin’antony. Rehefa misy
olona maromaro manodidina ahy no tena mihetsi-
ka ilay izy. Mampiady saina be ahy izay eritreretin-
dry zareo momba ahy.
“Tena manampy ahy ny olona mahafantatra ny
ady mafy ataoko. Tsoriko aloha hoe tsy zavatra tia-
ko ho heno no lazain-dry zareo indraindray. Ma-
nkasitraka ny ezaka ataony anefa aho ary fantatro
fa tena te hanampy izy.
“Indraindray sarotra amiko ny mivavaka rehefa
miady saina be aho sady manao zavatra miveri-
mberina (TOC). Mila miezaka be aho vao maha-
vita mifantoka sy miresaka amin’i Jehovah. Ma- hitako izay teny hilazana ny fihetseham-poko, dia
milaza fotsiny aho hoe: ‘Jehovah o, ˆ izaho mba
ndehandeha be ny saiko, dia na izaho aza tsy
maharaka intsony matetika. Rehefa tsy voafehiko ampio!’ Na amin’ireny aza, dia tsapako hoe azon’i
ny eritreritro, dia sarotra amiko ny mahita teny ha- Jehovah izay mahazo ahy, ary omeny ahy izay ilai-
nazavana amin’i Jehovah an’izay ao an-tsaiko sy ko amin’iny fotoana iny. Tsy hoe nivavaka fotsiny
ao am-poko.” aho, fa nanatona dokotera koa. Soa ihany aho fa
nanao an’ireo, dia efa mihatsara ny fahasalamako.
Manampy ahy ny Baiboly Na miezaka be aza aho vao mahavita mangataka
fanampiana amin’ilay Raiko any an-danitra, dia
“Rehefa nianatra Baiboly aho, dia lasa haiko hoe
ataoko ihany satria matoky aho hoe tia ahy izy ary
tsy voatery ho lava be na niangaliana be ny vavaka
tena te hanampy ahy.”
vao eken’Andriamanitra. Indraindray rehefa tsy

Fanampiana ho An’ny Tanora


Midira ao amin’ny jw.org/mg fa ho hitanao ao hoe
nahoana ianao no afaka matoky fa mihaino sy
mamaly ny vavaka ataonao i Jehovah.
Jereo ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah:
Mivavaha Foana.

7
2
‘Mampionona Antsika
ny Soratra Masina’

H OY N Y BA I B O LY :

“Izay rehetra voasoratra taloha dia nosoratana


mba hampianarana antsika. Amin’izay isika
dia hanana fanantenana, satria manampy
antsika hiaritra sady manome fampiononana
antsika ny Soratra Masina.”—ROMANINA 15:4.

Inona no dikan’izany? amin’ny hevitra mampionona sy mampitony ny


Baiboly. Hanampy antsika hifehy ny fihetseham-
Misy hevitra mampionona antsika ao amin’ny Bai-
pontsika izany.—Salamo 94:18, 19.
boly. Manome hery izy ireny sady manampy antsi-
ka hiaritra, rehefa misy eritreritra mahakivy ao an- ˙ Manampy antsika ny Baiboly mba tsy hieritreri-
tsaintsika. Manome fanantenana koa ny hafatra ao tra isika hoe tsy misy vidiny.—Lioka 12:6, 7.
amin’ny Baiboly. Resahiny hoe tsy ho ela dia tsy ˙ Maro ny andinin-teny manome toky antsika hoe
hisy hankarary ny fontsika intsony. tsy miady irery isika, ary mahazo tsara an’
izay tsapantsika Andriamanitra, ilay Mpamoro-
Nahoana izany no manampy?
na antsika.—Salamo 34:18; 1 Jaona 3:19, 20.
Miady saina daholo isika indraindray. Rehefa lasa ˙ Mampanantena ny Baiboly fa hataon’Andriama-
aretina anefa ny adin-tsaina na ny hakiviana, dia nitra tsy tsaroantsika intsony izay nampahory
mampijaly anao isan’andro ny fihetseham-ponao. antsika. (Isaia 65:17; Apokalypsy 21:4) Mety ha-
Ahoana no anampian’ny Baiboly anao? nampy antsika hiaritra io fampanantenana io,
˙ Misy hevitra mampahery be dia be ao amin’ny raha mampijaly be antsika ny eritreritsika sy ny
Baiboly. Azontsika saintsainina ireny rehefa mi- fihetseham-pontsika amin’izao.
tady hieritreritra zavatra mahakivy isika. (Fili-
pianina 4:8) Tena afaka mameno ny saintsika

8 NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023


ao mantsy fa Ray be fitiavana sy mangoraka Andri-
Ny Nanampian’ny Baiboly amanitra, ary mikarakara antsika tsirairay. Naha-
` aho, fa tsy
An’i JESSICA vita nifehy tsikelikely ny eritreritro ary
izy io intsony no navelako hifehy ahy. Niezahako
´ nampitovina tamin’ny fomba fiheveran’Andriama-
Nisy vokany tamiko ny hakiviana (depression)
nitra ahy ny fiheverako ny tenako. Izany no anisan’
“Tratran’ny aretin-tsaina aho tamin’izaho 25 tao- ny tena nanampy ahy tsy hieritreritra zavatra ma-
na. Kivy be koa aho, dia nilaza ny dokotera hoe efa hakivy momba ahy intsony.
lasa aretina ilay izy. Tampotampoka teo dia naha-
“Efa tsy andriko ilay hoe tsy hahatsiaro ny zava-
tsiaro ny zava-dratsy nitranga taloha aho, ary tsy
drehetra nampijaly antsika taloha intsony isika,
voafehiko ny eritreritro. Nohazavain’ny dokotera
sady tsy hanana fomba fisainana tsy mety intsony.
hoe ireny zavatra niainako ireny no nahatonga ahy
Fantatro fa ho anisan’ny zavatra taloha ny aretin-
hieritreritra zava-dratsy hoatr’izany, dia lasa kivy
tsaina indray andro any, dia izany no manampy
be aho. Efa nihinana fanafody aho tamin’izany,
ahy hiaritra amin’izao. Lasa mibanjina ny hoavy
nefa mbola nila fitsaboana hafa mba hanampy ahy
koa aho rehefa foana tanteraka ny ady mafy atao-
hamantatra sy hanitsy an’izany fomba fisainana
ko amin’ny hakiviana.”
tsy mety izany.”

Manampy ahy ny Baiboly


“Rehefa ilay tena kivy iny aho, dia natahotra be ta-
mpoka sady nikorontan-saina be ary tsy nahita
tory. Matetika aho no niady saina be rehefa alina,
dia tsy voafehiko mihitsy ilay izy. Manazava ny Sa-
lamo 94:19 hoe afaka mampionona sy mampitony
antsika Andriamanitra, rehefa be dia be ny zavatra
mampitebiteby antsika. Nasiako Baiboly sy kahie
nisy andinin-teny mampahery foana ary ` teo an-
doham-pandrianako. Rehefa tsy nahita tory iny
aho, dia namaky andinin-teny vitsivitsy, amin’izay
mampionona ahy ny hevitr’Andriamanitra.
“Mampirisika antsika ny Baiboly mba hanala ny
eritreritra mifanohitra amin’izay fantatsika mo-
mba an’Andriamanitra. Taloha aho nino hoe tsy
nisy vidiny sy tsy mendrika ny hotiavina aho, ary
tsy nisy nilana ahy. Nianarako anefa hoe tsy mifa-
naraka amin’izay lazain’ny Baiboly izany. Voalaza

Fanampiana Vakio ao amin’ny jw.org/mg ilay hoe “Fanampiana


avy Amin’ilay ‘Andriamanitry ny Fampiononana’ ”
Hafa: ao amin’ny Mifohaza! Jolay 2009.
Vakio ny bokin’ny Salamo.
9
3
Mahasoa Anao ny
Tantaran’olona ao
Amin’ny Baiboly
R E S A H I N ’ N Y BA I B O LY H O E . . .

Misy lehilahy sy vehivavy manam-


pinoana “nanana fihetseham-po
hoatran’ny antsika.”—JAKOBA 5:17.

Inona no dikan’izany? Efa nisy fotoana ve ianao niteny hoe: ‘Tsy vita-
ko intsony ka!’ Efa nanao hoatr’izany i Mosesy
Feno tantarana lehilahy sy vehivavy tena nisy ao
sy Elia ary Davida.—Nomery 11:14; 1 Mpanjaka
amin’ny Baiboly. Nanana fihetseham-po isan-kara-
19:4; Salamo 55:4.
zany izy ireny. Rehefa mamaky ny tantaran-dry za-
reo ianao, dia mety hahita olona mitovy fihetse- ˙ Miresaka momba ny vehivavy iray antsoina hoe
ham-po aminao. Hana ny Baiboly. ‘Nalahelo be’ izy satria tsy mba
nanan-janaka. Ny rafivaviny koa ratsy fanahy be
Nahoana izany no manampy? taminy, dia nanesoeso azy momba an’izany foa-
na.—1 Samoela 1:6, 10.
Tiantsika rehetra raha mba azon’ny olona izay ma-
njo antsika. Ny olona tratran’ny aretin-tsaina no ˙ Miresaka momba an’i Joba koa ny Baiboly. Mito-
tena mahatsapa hoe mila an’izany. Rehefa mama- vy amin’ny azy angamba ny zavatra iainanao. Le-
ky tantaran’olona tena nisy ao amin’ny Baiboly isi- hilahy nanam-pinoana izy, nefa nisy fotoana izy
ka, dia mety ho tsapantsika ny manjo azy, ary lasa kivy be ka niteny hoe: “Maharikoriko ahy ny fiai-
fantatsika hoe hay misy olona manana eritreritra nako. Tsy te ho velona intsony aho.”—Joba 7:16.
sy fihetseham-po mitovy amin’ny antsika koa. To- Nahavita nanitsy ny eritreritra mahakivy nanana-
nga saina isika hoe tsy isika ihany no mitebiteby be ny ireny olona tantaraina ao amin’ny Baiboly ire-
hoatr’izany, dia lasa mahatsapa isika hoe tsy mani- ny. Raha mianatra avy amin’izy ireny isika, dia ha-
rery rehefa miatrika ny adin-tsaina sy ny fihetse- nana hery hiatrehana ny adin-tsaina koa.
ham-po mifamahofaho.
˙ Misy tenin’olona be dia be nahatsiaro ho tapi-
dalan-kaleha sy namoy fo ao amin’ny Baiboly.

10 NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023


eo amin’ny andininy faha-10: ‘Amorony` fo madio
Ny Nanampian’ny Baiboly ˆ
aho, Andriamanitra o, ary omeo toe-tsaina vao-
An’i KEVIN vao tsy miova mihitsy.’ Miangavy an’Andriama-
nitra hoatr’izany koa aho mba hanampy ahy tsy
ho kivy amin’ny tenako. Nampionona ahy koa ny
Nisy vokany tamiko ilay fihetseham-po
andininy faha-17 hoe: ‘Tsy holavinao ny fo toroto-
miovaova (Trouble Bipolaire) ˆ Nanome toky ahy io
ro sy kivy, Andriamanitra o!’
“Niovaova be ny fihetseham-poko tamin’izaho andininy io hoe tia ahy Andriamanitra.
50 taona latsaka kely, dia hitan’ny dokotera hoe
“Be fanantenana kokoa aho izao, rehefa mifa-
efa aretina ilay izy. Misy fotoana aho mahatsapa
ntoka amin’ireny olona tantaraina ao amin’ny Bai-
hoe zakako daholo na inon-kidona na inon-kiha-
boly ireny sy amin’ny zavatra efa omen’Andriama-
tra. Indraindray anefa hoatran’ny hoe tsy misy
nitra ahy. Lasa matoky aho hoe tena ho tanteraka
antony tokony hahavelomako intsony.”
ny fampanantenan’ny Baiboly, dia izany no mana-
mpy ahy hiezaka foana.”
Manampy ahy ny Baiboly
“Ny tantaran’ny apostoly Petera no hitako hoe mi-
tovy amin’ny ahy. Nanao fahadisoana izy, dia na-
hatsiaro ho tsy nisy vidiny. Tsy nifantoka tamin’
izany anefa izy, fa naleony nitady namana afaka
miahy azy. Kivy aho rehefa mihetsika ny aretiko,
ka manamelo-tena be sady mahatsiaro ho tsy misy
vidiny. Naleoko anefa nanao hoatran’i Petera dia
miezaka mifandray akaiky amin’ny namako. Ry za-
reo mantsy no manampy ahy tsy hamoy fo.
“Tena mampahery ahy koa ny tantaran’i Davida
Mpanjaka voaresaka ao amin’ny Baiboly. Matetika
izy no kivy be noho ny zavatra niainany, ary nane-
nenany ny tsy nety nataony tamin’ny lasa. Azoko
tsara ny fihetseham-pony satria misy fotoana aho
manao na milaza zavatra anenenako. Mampahery
ahy ny teniny ao amin’ny Salamo 51:3 hoe: ‘Fanta-
tro tsara ny heloka vitako, ary eo anatrehako foa-
na ny fahotako.’ Izany mihitsy no tsapako rehefa
maizina amiko ny tany aman-danitra. Hoatran’ny
tsy misy mangirana mihitsy mantsy ny fiainako
amin’ireny fotoana ireny. Izao indray no lazainy

Fanampiana Jereo ao amin’ny jw.org/mg ilay lahatsoratra hoe


“Rehefa Tsy Te ho Velona Intsony Ianao” ao amin’ny
Hafa: Tilikambo Fiambenana 2019, No. 2, p. 12-13.

11
4
Misy Torohevitra Mahasoa
ao Amin’ny Baiboly

H OY N Y BA I B O LY :

“Ny Soratra Masina iray manontolo


dia ... mahasoa.”—2 TIMOTY 3:16.

Inona no dikan’izany? ‘Mahasoa ny manao fanatanjahan-tena.’


Tsy boky momba ny fitsaboana ny Baiboly, nefa —1 TIMOTY 4:8, FANAMARIHANA AMBANY
misy torohevitra azo ampiharina sy mahasoa ao. PEJY.
Afaka manampy an’izay tratran’ny aretin-tsaina
izany. Andao isika handinika ohatra vitsivitsy. Mety hanana saina salama kokoa ianao, raha zatra
manokana fotoana sy hery hanaovana zavatra ma-
Nahoana izany no manampy? hasalama. Anisan’izany ny hoe manao fanatanja-
han-tena tsy tapaka, mihinana sakafo mahasala-
“Tsy ny olona salama no mila dokotera, ma, ary manao ampy torimaso.
fa ny marary.”—MATIO 9:12.
“Fanafody tena mandaitra ny fo falifaly,
Milaza ny Baiboly fa mety hila fitsaboana isika. Be- fa mandany hery kosa ny hakiviana.”
tsaka ny olona voan’ny aretin-tsaina nikaroka fa- —OHABOLANA 17:22.
nazavana marina tsara momba ny aretiny, sy nana-
tona dokotera mahay tsara an’ilay izy. Hitan-dry Azo inoana hoe ho falifaly foana ianao raha mama-
zareo hoe tena manampy izany. ky andinin-teny mampahery sy manana tanjona

12 NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023


azo tratrarina tsara. Hahavita hiatrika adin-tsaina
sy hifehy fihetseham-po koa ianao, rehefa mifa-
ntoka amin’ny zavatra mampahery sy matoky hoe
mbola hihatsara ny fiainana.
“Izay manetry tena no hendry.”
—OHABOLANA 11:2.

Mety tsy ho vitanao irery daholo izay tianao hatao.


` ny fanampian’ny olon-kafa. Azo inoana
Ekeo ary
hoe te hanampy anao ny namanao sy ny fianaka-
vianao, saingy tsy fantany hoe inona no hatao.
Ampahafantaro an-dry zareo ary` izay hitanao hoe
tena hanampy anao. Aza mitaky be loatra aminy
anefa. Ankasitraho foana kosa izay fanampiana
omeny.

Ny nanampian’ny torohevitry
ny Baiboly an’ireo marary
“Tsapako hoe nisy zavatra tsy netinety tamiko, dia
nanatona dokotera aho. Hitany hoe inona ilay are-
tiko. Nanampy ahy hanaiky ny tena manjo ahy iza- akaiky izay anefa nahazo tsara an’izay nanjo ahy,
ny, dia lasa haiko hoe inona avy ny fitsaboana sady nahay nipetraka teo amin’ny toerako. Tena
azoko isafidianana.”—Nicole,1 miovaova be ny fihe- nanampy ahy hahatsiaro ho maivamaivana izy, sy
tseham-pony. (Trouble Bipolaire) hahatsapa hoe tsy niady irery aho.”—Ji-yoo, mbe-
tika mahery misakafo be, mbetika malain-komana.
“Niara-namaky Baiboly foana izahay mivady. (Trouble de l’alimentation)
Hitako hoe nanampy ahy hieritreritra zavatra tsa-
ra sy mampahery izany, isaky ny nanomboka ny “Ny Baiboly no nanampy ahy hahay handanjala-
andro tsirairay. Matetika koa no nisy andinin-teny nja sy ho ampy torimaso ary tsy hiasa be loatra. Ni-
nampionona ahy rehefa tena mafy ny nahazo ahy.” jaly be koa aho noho ny olana ara-pihetseham-po,
´
—Peter, kivy be. (Depression) dia nanampy ahy ny torohevitra feno fahendrena
ao anatin’izy io.”—Timothy, nanao zavatra niveri-
“Tsy sahy niresaka momba an’ilay aretiko aho mberina foana. (TOC)
satria nahamenatra be ahy ilay izy. Nisy namako
1 Novana ny anarana sasany.

Fanampiana Hafa:
Jereo ao amin’ny jw.org/mg ilay kisarisary hoe Inona
no Hataoko mba Tsy Halahelo Be Intsony Aho?
13
Ahoana no
Hanampiana
An’ireo Tratran’ny
Aretin-tsaina?

H OY N Y BA I B O LY :

“Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena


namana, sady tena rahalahy natao
hanampy amin’ny fotoan-tsarotra.”
—OHABOLANA 17:17.

Inona no dikan’izany? tsaratsara azy. Tadidio hoe mety hilaza zavatra tsy
vokatry ny fony izy, ka hanenenany izany any ao-
Mety hahatsiaro ho tsy afa-manoatra isika rehefa
riana any.—Joba 6:2, 3.
misy namantsika tratran’ny aretin-tsaina. Afaka
mampiseho anefa isika hoe tena miahy azy, ka ha- Miezaha “hampahery.”
nampy azy hiatrika an’ilay aretina. Inona no azo- —1 TESALONIANINA 5:14.
ntsika atao?
Mety hitebiteby be na hahatsiaro tena ho tsy misy
Nahoana izany no manampy? vidiny ny namanao. Omeo toky ary ` izy hoe miahy
azy ianao. Hampionona sy hampahery azy izany,
“Aoka [ianao] ho vonona hihaino.”
na dia tsy tena hitanao aza izay hotenenina.
—JAKOBA 1:19.
“Tia amin’ny fotoana rehetra ny
Anisan’ny fomba tsara indrindra anampiana ny na- tena namana.”—OHABOLANA 17:17.
manao ny mihaino azy rehefa te hiresaka izy. Aza
mieritreritra hoe tsy maintsy mahita havaly amin’ Manaova zavatra mba hanampiana azy. Aza tonga
izay rehetra lazainy ianao. Henoy tsara izy, ary dia mieritreritra hoe hainao izay ilainy, fa anonta-
miezaha hangoraka foana. Iezaho ho azo izay tsa- nio izy hoe inona no azonao atao. Ahoana ane-
pany, ary aza tonga dia manatsoaka hevitra na mi- fa raha sarotra amin’ilay namanao ny manaza-

14 NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2023


va an’izay ilainy? Maninona raha anontaniana izy nao an’izany, fa tsy izay akory no maha izy azy.
hoe sao dia misy zavatra azonareo iarahana, oha- Manampy ahy tsy ho tezitra sy ho tsara fanahy ko-
tra hoe miara-mandehandeha? Na azonao atao ny koa aminy izany.”—Jacob, kivy be ny vadiny ary efa
miantsena ho azy, manadio ny tranony, na manao aretina ilay izy.
raharaha hafa.—Galatianina 6:2.
“Manohana sy mampionona ahy ny vadiko ary
`
‘Manana faharetana.’ tena miavaka ny fomba anaovany an’izany. Tsy ma-
—1 TESALONIANINA 5:14. nery ahy hanao zavatra tsy tiako hatao izany mihi-
tsy izy rehefa miady saina be aho. Voatery ma-
` izy indraindray ka tsy ataony koa ny
ndefitra ary
Mety tsy te hiresaka ilay namanao indraindray.
Omeo toky anefa izy hoe ho faly hihaino azy foana zavatra iray na dia te hanao an’ilay izy aza izy. Tena
ianao rehefa te hiresaka izy. Mety hilaza na hanao mahafoy tena sy malala-tanana izy, ka tsy hataka-
zavatra mandratra ny fonao izy noho ilay aretiny, loko an’iza na iza.”—Enrico, mikorontan-tsaina be
ohatra hoe lasa kizitina, na tsy tonga tampoka ary efa aretina izany.
amin’ilay fotoananareo. Manana ` faharetana ary
miezaha hahazo an’izay manjo azy rehefa mana-
mpy azy ianao.—Ohabolana 18:24.

Mety hanova zavatra ny fanampianao


“Ataoko tsapany hoe namana azony iantehera-
na aho. Miezaka mihaino an’izay teneniny foana
aho, na dia tsy voavahako aza ny olana mahazo
azy. Olona mihaino azy fotsiny no ilainy indrai-
ndray, dia efa mahatsiaro ho maivamaivana izy.”
—Farrah,1 manana namana mahery misakafo be na
malain-komana, sy miady saina foana ary kivy be.
“Tsara fanahy sy mampahery be izay namako
iray izay. Nasainy nankany an-tranony aho indray
mandeha, ary nanomanany sakafo matsiro. Be fi-
tiavana koa izy, dia mora tamiko ny namboraka an’
izay tsapako. Tena nampahery ahy izany!”—Yun,
kivy be ary efa aretina ilay izy.
“Tena ilaina ny manam-paharetana. Rehefa ma-
hasosotra ahy ny ataon’ny vadiko, dia miezaka mi-
tadidy aho hoe ilay aretina no mahatonga azy ha-
1 Novana ny anarana sasany.

Fanampiana Vakio ao amin’ny jw.org/mg ilay lahatsoratra hoe: “Ahoana Raha Marary
ny Olona Akaiky Anao?”, ao amin’ny Mifohaza! Oktobra 2015.
Hafa:

15
Mampanantena
Andriamanitra
fa ho Foana ny
Aretin-tsaina

Manome tari-dalana sy fampiononana mpalahelo ny fontsika, sy ny adin-tsaintsika, ary


ho an’ny olona tratran’ny aretin-tsaina izay nampijaly antsika taloha.—Isaia 65:17.
Andriamanitra ao amin’ny Baiboly. Ho faly ny Vavolombelon’i Jehovah hanampy
anao hahalala hoe rahoviana ary ahoana no hana-
Tsy izay ihany anefa no ataony. Mampanantena
tanterahan’Andriamanitra an’izany fampanante-
koa izy fa hofoanany tsy hisy intsony mandrakizay
nana tena tsara izany.
ny antony mahatonga ny aretin-tsaina.
Rehefa tanteraka izany, dia ‘tsy hotsaroana
intsony sady tsy handreraka fo’ intsony izay na-

MBA ANDEFASO AN’ITY AHO: FITENY 

Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ANARANA 


ADIRESY 
Mianara Baiboly amin’io bokikely io raha NOMERAON-TELEFAONINA 
tianao ny hahalala an’ilay fampanantenan’
AN K AF I ZO Alefaso any amin’ny adiresy ao amin’ny pejy 2 ity tapakila ity rehefa
MANDRAKIZAY Andriamanitra hoe tsy hisy intsony ny feno. Mameno sy mandefa an’ireo fanazavana ireo aho ka manaiky hoe
NY F IAI NANA!
F A N O M B O H A N A F I A N A R A N A B A I B O LY
aretina. Navoakan’ny Vavolombelon’i azon’ny Vavolombelon’i Jehovah ampiasaina araka izay ilainy ny mo-
Jehovah izy io ary azo alaina ao amin’ny mbamomba ahy mba hanatanterahany ny fangatahako, mifanaraka
amin’izay voalazan’ny Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
www.jw.org/mg ao amin’ny jw.org.

s
n Azo alaina
p Misy Baiboly Midira ao
wp23.1-MG

maimaim-poana amin’ny fiteny amin’ny jw.org


o
221223

ao ity gazety ity sy an-jatony ao na ampiasao


ny gazety taloha ity kaody ity

You might also like