Partition Concert 01er Nov

You might also like

Download as docx, pdf, or txt
Download as docx, pdf, or txt
You are on page 1of 2

MAMELA (GO’SPELL) MAMELA (GO’SPELL)

Mamela Mamela
Mamela heloka Izy Ray be fitiavana Mamela heloka Izy Ray be fitiavana
Tsy magnisa ny hadisoanao Izy Tsy magnisa ny hadisoanao Izy
Fa magnavao ny famindrampony isan'andro oh ! Fa magnavao ny famindrampony isan'andro oh !

Refrain Refrain
Mamela Mamela
Mamela heloka Izy Ray be fitiavana Mamela heloka Izy Ray be fitiavana
Tsy magnisa ny hadisoanao Izy Tsy magnisa ny hadisoanao Izy
Fa magnavao ny famindrampony isan'andro Fa magnavao ny famindrampony isan'andro

Ndraindraika anao lavo Ndraindraika anao lavo


Fa mbola hatsangany Fa mbola hatsangany
Maharitra aminao Izy satria zanany anao Maharitra aminao Izy satria zanany anao
Tiany anao, tsy foiny anao Tiany anao, tsy foiny anao
Tsy manameloka anao zany Izy Tsy manameloka anao zany Izy
Sanatria aminanjy zegny Sanatria aminanjy zegny
Fa mitsotra ny tanany mandray anao raha miverina anao Fa mitsotra ny tanany mandray anao raha miverina anao

Refrain Refrain

– Interlude – – Interlude –

Bridge x3 (normal / miakatra clé in-2) Bridge x3 (normal / miakatra clé in-2)
Zanany anao Zanany anao
Adidiny anao (1x unisson / 1x mizara) Adidiny anao (1x unisson / 1x mizara)
Izy mikarakara anao Izy mikarakara anao

Refrain Refrain
Mame… (2 > 3 > 1) …e-e-e-ela Mame… (2 > 3 > 1) …e-e-e-ela
Mamela heloka Izy Ray be fitiavana Mamela heloka Izy Ray be fitiavana
Tsy magnisa ny hadisoanao Izy Tsy magnisa ny hadisoanao Izy
(x2) (x2)
Fa magnavao ny famindrampony isan'andro Fa magnavao ny famindrampony isan'andro
Fa magnavao ny famindrampony isan'andro (solo) Fa magnavao ny famindrampony isan'andro (solo)
Fa magnavao ny famindrampony… Fa magnavao ny famindrampony…
Aminao (Aminao) Aminao (Aminao)

~ CONCERT AFiA Nov. 2023 ~ ~ CONCERT AFiA Nov. 2023 ~

You might also like