Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

RAZAFINDRATSIMA Ndremahery

Poety -Mpanoratra
NY SATRINY TSIAZOM PANIRY
" Norohitin ny Tsiazompaniry ny nahin- dRabodoniarivo ...
Ny satriny sy niriny Voatsindron' ilay kirin ny fo
Ho an'ity tany fiaviany ? Ka donendrina hirobo-tsomebika..
Dia ny ho sady hafaliany Tsy ny tany no mihorohoro é…fa ny fony no misamboaravoara,
No ho reharehany 'Mamaky lanitra' e e e hirobo dranomiangola …
Fa izany no tetehiny ! Ny soa no manetriketrika,
Fantany fa ny taniny, Ny fo valahara no naha very ambiroa.
Mbola mila sandry maro Ka tafajoboka… tsy ahita ny ombay lalana.
Mila saina, mila aina. Zary Jenjina …tapi-dala kaleha,
Mila malagasy saro-piaro Lalodalovana tsy ahare izay anjombona fanao Fairano.
Hahay handrombaka sy hikajy, tsy nahare afa tsy ny ritso bato sy fidobo dranon Ambodirihina .
I Rasoherina ko efa nandalo teo fa saingy …
Ilay maraina ho an'ny taniny
jinembiny irak' Ampahitrosy, vahoakan’i Bemihisatra
Ao am-pony sy andrianiny ...
Nitsitsika ny hafatr’ Imboasalama,
Sady tiany no maminy ka nihonona teny Tsiazonangola..
RAZAFINDRATSIMA Ndremahery Fa ny an i Bodonimerina efa ady fitia ady
Alahamady 2004 Anganon dresaka indray ALAHADY,
Ny FO ny azy efa toratorana ny saina tsy te hanadihady ..
Eny ho aho ry Andriambavilanitra ...»
RAZAFINDRATSIMA Ndremahery
Alimizana 1999
GIDRAGIDRA FAHANTRANA
Taingoy ! taingoy ! Amberivatry ny fiaina ny vola-manadina
Tsivaky ny venavena Ny vonto adijady no andro mijadina
Sa tsipaikon’ny tsontsam-paika? Nankaiza ny asombola ? ... ny onjatsin'ny omaly?
Taitain’ny «tsitondroy» No ny adizaoza no mamikotra ny jaly
K’araviravizo ny hena Ambolotaran’angano ny an’i Trimobe
Sa dovin’ny «tsimiraika» Vilian-tsahona tsy hihinanana no natao resabe
Ny joro natsangana efa nopiahina Fa hanin-tsy ho hita no ady eo ry Soafara
Ahakely ambaina, tsy laitra hambara.
Ry ambanilanitra efa somazotsazoka
Ho sompitra gona no ady eo ry Sohitika
Ny ombiasim-bahoaka no misaoma am-bazinna Hiahetry hatrany ny efa kely bilitika
Ny vatan’oron-dambo efa nobilahina? Resin’ny mosary ny ditran’ny mpihary
F’iza no tia bisioka ka manakotra Ditsoky ny havizanana ny kirin’ny mpitady
ny ketriky ny paingo mandainga am-berezina? Vola baoritry ny malahelo tsy nahazo kitay
Tangoy! Andrian-davavero ‘lehiroa, tany adala !!! Zary rano mangatsaka no nameno tsinay.
Seloselo tsy mamoa ny an'ny mpitamby rebika RAZAFINDRATSIMA Ndremahery
Ambezovezoana ny ambanilanitra efa very paika Alahamady 1997

Sangy ratsy no navela handripaka ny ao am-bala


Sarangarangan'ny tsy azo no nahasomebika
Matim-bela ry mananandriantsimahatsangy.....!
RAZAFINDRATSIMA Ndremahery
Alohotsy2014

You might also like