Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 2

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA

SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ANDREFANA

FITANDREMANA ISOTRY FITIAVANA
SAMPANA MPANAZAVA SY TILY

“Aoka hirehitra ny jironareo “ Lioka 12:35

Ho an’ny Filohan’ny Lasy Fiofanana 1-6 Aprily,

Antony : Fangatahana fahazoan-dalana hodian’ny Mpiandraikitra mialoha

Ny fiadanan’ny Tompo ho amin’ise

Arakin’ny fandaminan’ny Fiangonana dia ho tanterahina ny 6 Aprily 2024 izao ny Fifidianana

Birao sy Komitim-pivondronana eto amin’ny fivondronana faha 112 FJKM Isotry Fitiavana amin’ny
10 ora maraina.

Ataonay ary izao taratasy izao mba ho fangatahana fahazoan-dalana hodian’ny

Mpiandraikitra miofana ny Sabotsy 6 aprily maraina mba afahan’izy ireo mandray anjara amin’izany
fifidianana izany amin’ny maha-Mpikambana Mpanabe azy.

Ireto avy ireo Mpiofana angatahanay izay Fahazoan-dalana izany :

- RAZAFIMAHATRATRA Fanomezantsoa (Sampana Maitso Fanomanana)

- RAKOTOSATA Manoa Ray (LANGARAKA Mietry) (Sampana Maitso Fananterana)

Misaotra sahady ny amin’ny valiny omen’ise, sy ny amin’ny Lasy ho tarihin’ise.

Mahavità soa, Tanana havia.

Ny Komitim-pivondronana

You might also like