Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

Hadith tsika androany insh’Allah

َّ ُ ُ َ َ َ َ َ َّ ْ َ ْ َ
‫اَّلل ـ صىل اهلل عليه وسلم ـ‬
ِ ‫ قال قال رسول‬،‫اَّلل‬
ِ ‫عن عب ِد‬
ُ ْ َ ُ َ ً َ ُ ُ َ َ َ ً َ َ َ َ َ َ ْ َّ
a
َ َ
" ‫اإلسالم بدأ غ ِريبا وسيعود غ ِريبا فطوَب لِلغربا ِء‬ ِ ‫ِإن‬
َ َ ْ َ ُ َّ ُّ َ َ ُ َ َ ُ ْ َ َ َ َ َ
"‫قال ِقيل وم ِن الغرباء قال الُّناع ِمن القبائِ ِل‬
Tatitra azo avy tamin’I Ibn Mas’oūd (radiyallāhu ‘anhou)

Niteny I Mpaminany Muhammad (sallallāhu ‘alayhi wa sallam) manao hoe:


“Marina tokoa fa ny finoana Islam dia, nanomboka tamin’ny voalohany tahaka ny zavatra hafahafa ary mbola
hiverina ho zavatra hafahafa tokoa izany tahak’izy tamin’ny voalohany ka vaovao mahafaly ho an’ireo olona
hafahafa (mpino islam namerina ny finoana islam tahak’izy tamin’ny voalohany). De nisy Sahaba nanontany hoe:
Iza ireo olona hafahafa ireo ya Rassoulallah? De namaly Izy hoe: Ireo izay miataka ny foko misy azy ireo (ho
famerenana ny finoana Islam tahak’izy nentin’ny mpaminany tamin’ny voalohany)”

Référence :
Sunan Ibn Majah, Hadith numéro 3988, Jami` at-Tirmidhi, Hadith numéro 2629
Nb: Izany hoe: tamin’ny voalohany dia zavabaovao tamin’ireo vahoaka ny finoana islam satria izy ireo nilomano
tao anaty fahotana maro ohatra fanompoantsampy. Voahenjika. De tonga ny finoana islam dia betsaka niditra
finoana islam de aty aoriana dia ho lasa zavabaovao koa ny finoana islam ary henjehina. Sambatra ireo olona izay
miezaka mifikitra amin’ny finoana islam hatramin’ny farany.
ُ ” Ghourabaa’i (olona hafahafa)
Ireo no antsoina hoe: “ِ‫غ َر َباء‬
Hadith N° 007
١٤٤٥ ‫األول‬ 032 04 036 92
ّ ‫ربيع‬

Hadith tsika androany insh’Allah


َّ َ َ َ َ َ َ ْ َ ُ ْ َ
ُّ ‫انل‬
‫ِب صىل اهلل عليه وسلم‬ ِ ‫ قال قال‬،‫عن معا ِذ ب ِن جب ٍل‬
َ َ ُ ُ ُ ْ َ ْ َ َ َ ُ َ ْ َ ُ ُ ُ َ َ ُ َّ َ َ َ ْ َ َ َّ ُّ َ َ ْ ََ ُ َ ُ َ
‫ قال " أن يعبدوه وال‬.‫ قال اَّلل ورسوُل أعلم‬." ‫اَّلل لَع ال ِعبا ِد‬
ِ ‫" يا معاذ أتد ِري ما حق‬
ْ ُ َ ِّ َ ُ َ ْ َ َ َ ُ َ ْ َ ُ ُ ُ َ َ ُ َّ َ َ ْ َ َ ْ ُ ُّ َ َ ْ ََ ًْ َ ُ ُْ
." ‫ قال " أن ال يعذبهم‬.‫ قال اَّلل ورسوُل أعلم‬." ‫ أتد ِري ما حقهم علي ِه‬،‫ْشكوا بِ ِه شيئا‬ ِ ‫ي‬
Tatitra azo avy tamin’I Mou’adh Ibn Jabal radhiyallah ‘Anhou,

Niteny I Mpaminany Malalatsika I Muhammad Salallah ‘Anlayhi wa Salam manao hoe:

“Ry Mou’adh! Mba fantatrao ve ny zon’I Allah eo amin’ny mpanompony?” Namaly aho hoe: Allah sy ny Irakany
ihany no tena mahafantatra izany. Namaly I Mpaminany Salallah ‘Anlayhi wa Salam manao hoe: “Ny mba
hanompo Azy (Allah) irery ihany ary ny tsy hanambarana azy amin’ny zavatra hafa (Shirk). Ary mba fantatrao
koa ny zon’ny mpanompony eo aminy?” Namaly aho hoe: Allah sy ny Irakany ihany no tena mahafantatra izany.
Niteny I Mpaminany Salallah ‘Anlayhi wa Salam manao hoe: “Ny tsy hanasazy azy ireo (raha toa ka
tanterahindreo tsara ny zony).”

Référence : Sahih Bukhari, Hadith numéro 7 373, Jami` at-Tirmidhi, hadith numéro 2643

NB : Raha omenao Allah ny zony (fanompoana azy) dia tsy ho saziany isika. Samia miezaka manome zony Allah
atsika tsirairay.
Hadith N° 008
١٤٤٥ ‫األول‬
ّ ‫ربيع‬ 032 04 036 92

You might also like