Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

Hadith tsika androany insh’Allah

a ّ ّ ّ َّ ّ َّ َّّ ّ ُ ْ ّ ُ ّ ّ َّ َّّ ْ ّ ْ ّ ّ َّّ ّ ُ ّ ْ ّ


:‫ار ِي ر ِِض اهلل عنه أن ال ِب صىل اهلل عليه وسلم قال‬ ِ ‫يم ب ِن أو ٍس ال‬
ِ ‫عن أ ِِب رقية ت ِم‬
َّ ّ ّ ّ ْ ُ ْ َّّ ّ ّ
ّ ُ ّ ّ ّ ّ َّّ ّ ّ ْ ّ ّ ْ ُ ُ ّ َّّ ُ َّ
‫ و ِِلئِم ِة المس ِل ِمني وَعم ِت ِه‬،‫وِل‬
ِ ِ ‫ ولِرس‬،‫كتابِ ِه‬ِ ‫ و ِل‬،‫َلل‬
ِ ِ :‫ لِمن؟ قال‬:‫ قلنا‬.‫ا ِلين ال ِصيحة‬
Tatitra azo tamin’I Tamiim ibn Aous Ad Darii Radhiyallah ‘anhou,
Niteny I Mpaminany Mouhammad ( ‫ )ﷺ‬Salallah ‘Anlayhi wa salam manao hoe:
‘Ny Dine (finoana) dia Nasiiha (fananarana, fahatsoram-po). Niteny izahay hoe: Amin’iza? Niteny izy (salallah
‘Anlayhi wa salam ) hoe: amin’I Allah, amin’ny bokiny, Amin’ny Mpaminaniny ary amin’ny lehibe ny mpino islam
sy ireo vahoaka hentiny’

Référence : Nawawi, Hadith numéro 07, Sahih Mouslim, Hadith numéro 55. Houkm (fitsarana azy): Sahih
(marina).
Fanazavana:
- Ny teny hoe: ‫َة‬ ُ ‫النَّ ِصيح‬
dia midika ho : fananarana tsara, fahatsoram-po, fahadiovam-po,…sns. Iray amin’reo fanazavana ny tian’ity
hadith ity resahina dia ny hoe: Tsy ho feno tanteraka ny finoan’ny olona iray mpino islam afa tsy hoe:
tanterahan’io olona io ny ‘Nasiiha’ amin’I Allah (fananarana avy amin’I Allah), amin’ny bokiny (ao anaty Kour’any)
ary amin’ny mpitondra islamika (manaraka lalana islamika).
Raha fehezina amin’ny teny fohy ny finoana islam dia ‘nasiiha’.
Hadith N° 011
١٤٤٥ُ‫ربيعُاألول‬ 032 04 036 92
ّ

Hadith tsika androany insh’Allah

ُ ُ ّ َّّ ْ ّ ّ ّ ُ ْ ّ ّ ّ ّ ّ ْ ّ ّ َّ َّّ ْ ْ ّ ّ
:َ‫َّللا صلى هللا عليه وسلم قَال‬ ُ ‫ ع َْن َر‬،‫ع ْن ُه َما‬
ِ َّ ‫سو ِل‬ َ ُ‫َّللا‬
َّ ‫الرحْ َم ِن ُمعَا ِذ ب ِْن َجبَ ٍل َر ِض َي‬ َ ‫ َوأَ ِبي‬،َ‫ب ب ِْن ُجنَا َدة‬
َّ ‫ع ْب ِد‬ ِ ‫ع َْن أَ ِبي ذَ ٍ ٍّر ُج ْن َد‬
ْ ُ ُ ْ ّ َّّ َّّ
‫ وخا ِلق الاس ِِبل ٍق حس ٍن‬،‫ وأت ِبع الس ِيئة اْلسنة تمحها‬،‫اَلل ّحيث ّما كنت‬
ّ ّ ‫ات ِق‬
Tatitra azo avy tamin’I Abou Dharr Joundoub Ibn Jounadah sy I Abou Abdour Rahman

Mouadh ibn Jabal Radhiyallah ‘Anhouma,

Niteny I Mpaminany ( ‫ )ﷺ‬Mouhammad Salallah ‘Anlayhi wa salam manao hoe:


‘Aoka ianao mba hatahotra Allah na aiza na aiza ny toerana misy ianao, ary ampanaraho ny asa ratsy ny asa
tsara, mba hamafana izany ary mahaiza mitondra tena tsara ianao eo amin’ny olombelona’

Référence : Nawawi, Hadith numéro 18 - Tirmidhi, Hadith numéro 1 987. Houkm (fitsarana azy) : Hassan (azo
raisina).

Fanazavana: Raha sendra tafanao haratsiana ianao na fananianao na tsia izany dia miezaha manao asa soa
aorian’izany. Ny fanaovanao asa soa taorian’ny asa ratsy vitanao dia mety hamafan’I Allah ny asa ratsy izay
vitanao. Miezaha mitondra tena tsara eo anatrehan’ny mpiarabelona aminao.

Hadith N° 012
١٤٤٥ُ‫ربيعُاألول‬
ّ 032 04 036 92

You might also like