Download as pdf or txt
Download as pdf or txt
You are on page 1of 1

Hadith tsika androany insh’Allah

َّ ُ ُ َ َ َ َ َ َ َ ْ ُ ْ َ
‫اَّلل صىل اهلل عليه وسلم‬
‫ قال قال رسول ي‬،‫عن عثمان‬
َ َّ َ ْ َ َ َ ُ َّ َّ َ َ َ ُ َّ َ ُ َ ْ َ َ ُ َ َ َ ْ َ
a

‫من مات وهو يعلم أنه ال يإَل يإال اَّلل دخل اْلنة‬

Tatitra azo avy tamin’i Outhman Radhiyallah ‘anhou,

Niteny i Mpaminany Mouhammad (‫ )ﷺ‬Salallah ‘anlayhi wa salam manao hoe:


«Ny olona izay maty ka nahalala tsara fa tsy misy Tompo mendrika tompoina marina afa tsy Allah dia
miditra amin’ny Paradisa izy»

Référence : Sahih Muslim, Hadith numéro 43. Houkm (fitsarana azy) : Sahih (Marina).

Nb: Ny fahalalana eto dia tsy ny hoe: mahalala tsotra izao satria, na I Iblis sy ireo Shayatwin (Satana)
rehetra dia mahalala tsara an’izany fa izy ireo dia tsy hanaiky nde hanompo azy na koa tsy hanaiky ireo
baikony maro samihafa ho arahina. Noho izany ny fahalalana voalaza amin’ny hadith eto dia ny
fahalalana araka ny voafaritra anatin’ny finoana islam, fanekena ny zo sy adidy miandry azy amin’ny
fahalalany fa tsy misy tompo mendrika tompoina amin’ny marina afa tsy I Allah irery ihany.

Hadith N° 013
١٤٤٥ ‫ربيع اآلخر‬ 032 04 036 92

Hadith tsika androany insh’Allah


ْ َّ ْ‫ت رب‬ُ ‫ قَ َال َسم ْع‬،‫ور‬
ٌ ‫َبِن َمنْ ُص‬ ْ َ َ َ ُ َ ْ ُ َ َ َ ْ َ َ َ ْ َ ْ ُ ْ ُّ َ َ َ َّ َ
ََ‫خ‬
ٍ ‫ِع ب َن يح َر‬
،‫اش‬ ‫ي ي‬ ‫ي‬ ‫ قال أ ي‬،‫ قال أخَبنا شعبة‬،‫لَع بن اْلع يد‬ ‫حدثنا ي‬
‫ِب صىل اهلل عليه وسلم‬ ُّ َّ‫ول قَ َال انل‬
ُ ُ َ ًّ َ ُ ْ َ ُ ُ َ
‫ يق‬،‫يقول س يمعت ع يليا‬
‫ي‬
َّ ‫َع فَلْيَ يلج‬
َ" ‫انلار‬ َّ َ َ َ َ َ ْ َ ُ َّ َ َّ َ َ ُ ْ َ َ
‫ ف يإنه من كذب‬،‫" ال تك يذبوا َع‬
‫ي‬
Tatitra azo avy tamin’I Ali radhiyallah ‘anhou,
Izy dia, naheno an’ny Mpaminany Muhammad (‫ )ﷺ‬salallah ‘anlayhi wa salam niteny manao
hoe:
‘Aza mba mandainga mahakasika zaho, fa n’iza n’iza miteny zavatra lainga mahakasika zaho
(antsitrapo) dia, tsy maintsy hampidirina ao anatin’ny afo be izy’.
Référence: Sahih Boukhari, Hadith numéro 106. Houkm : Sahih.
Nb : Tsy azo atao mamorona Hadith (resadresaka) izay tsy nazahoana loharano marina (Isnad) ary efa
nohamarin’ireo manampahaizana tany aloha sy ankehitriny. Izay sahy moromporona izany dia efa
nanamboatra ny toerana ao anaty afo be. Miditra afo be izany izy.
Hadith N° 014
١٤٤٥ ‫ربيع اآلخر‬ 032 04 036 92

You might also like