Download as docx, pdf, or txt
Download as docx, pdf, or txt
You are on page 1of 19

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA

PROJET POLES INTEGRES DE CROISSANCE ET CORRIDORS (PIC2)

Programme de Facilitation des Investissements privés et de l’Entrepreneuriat à


Madagascar (FIEM)
FENETRE MIARY
**********

TOLO-KEVITRA TETIK’ASA

[Lohatenin’ny tetik’asa]

Anaran’ny tompon’ny tetik’asa :


Email :
Finday :
Adiresy marina :
Distrika :
Faritra :

Daty nametrahana ny tolo-kevitra: AA/VV/2021


FANORON-TAKELAKA

I. FILAZANA NY MOMBAMOMBA NY TOMPON’NY TETIK’ASA 1

II. FANAZAVANA MAHAKASIKA NY TETIK’ASA 2

III. FANAMPIM-PANAZAVANA HILAZANA FA AZO RAISINA NY TETIK’ASA 2

III.1. NY MAHA ARA-DALÀNA NY TETIK’ASA ARY FIFANDRAISANY AMIN’NY TANJON’NY PROGRAMMA MIARY 2
III.2. NY HILAZANA FA MITOMBONA NY TETIK’ASA 3
III. 2. 1. FAHATERAHANA ARA-TEKINKA 3
III. 2. 2. FISIAN’NY OLONA MAHAY AFAKA HANATANRAKA NY TETIK’ASA 3
III. 2. 3. FISIAN’NY LALAM-BAROTRA NA NY TSENA 3
III. 2. 4. PAIK’ADY HIVAROTANA 4
III. 2. 5. VINAVINA ARA-BOLA 4

IV. AKON’NY (VOKATRY) TETIK’ASA 5

IV. 1. 1. ASA HOFORININA 5


IV. 1. 2. SOSIALY SY TONTOLO IAINANA 6

V. OLANA METY HITRANGA 6

VI. RAHA HANAO FINDRAMANA VOLA 6

VII. ANNEXES 7
TORO-MARIKA
 Ny antotan-taratasy elektronika milaza ny tetik’asa angatahina famatsim-bola dia azo alaina ao amin’ny
tranonkalan’ ny tetik’asa PIC/FIEM: www.miary.mg.

 Ireo karazam-panotaniana matetika ampetraky ny olona izay efa miaraka aminy valiny dia hita ao anatin’io
trano-kala io.

 Ny fanontaniana rehetra ao amin’ny tolo-kevitra milaza ny tetik’asa dia tsy maintsy valiana araka izay tratra.
Azo atao ny mamerina azy vita sora-tanana, na voa-rafitra boky, na endrika elektronika.

 Ny tabilao rehetra dia tsy maintsy fenoina, ny toro-marika ahafahana manao ny kajy na “raikipohy” dia efa
napetraka mba ho toro-làlana ho an’ny tabilao tsirairay.

 Ny tolo-kevitra milaza ny tetik’asa izay feno ary vita sonian’ny tompony ara-dalàna dia azo averina na
apetraka
o eny amin’ny birao misy ny PIC any amin’ny faritra misy anao “vita boky na amin’ny endrika
elektronika
o na alefa ao amin’ny adiresy mailaky ny tetik’asa: miary@pic.mg
 Misy fiofanana mahakasika ny fameonoana ny « Proposition Initiale » izay karakarain’ny PIC miaraka
amin’ny Centre d’Affaires Régionaux natao mba hanampiana anao amin’ny famolavolana ny tetik’asa.
Manatonà ny birao misy ny PIC any amin’ny faritra misy anao.

TARATASY AMPIARAHINA AMIN’NY TOLO-KEVITRY NY TETIK’ASA


 Dika mitovy amin’ny kara-panondrom-pirenena ho an’ny tompon’ny tetik’asa.
 Fanamarinam-ponenana latsaky ny telo (03) volana izay nomen’ny tomponandraikitra mahefa any amin’ny
toerana misy ny tompon’ny tetik’asa.

 Dika mitovy ny mari-pahaizana farany ananan’ny tompon’ny tetik’asa

 Ireo faktiora « pro forma » ho an’ireo fividianana fitaovana na akora mihoatra ny 200 000 Ariary ka
hangatahina amin’ny PIC ny fividianana azy

 Dika mitovy ny karatry ny mpandoa hetra sy ny karatra statistika raha toa ka efa manana orin’asa ny
tompon’ny tetik’asa.
TOLO-KEVITRA MAHAKASIKA NY TETIK’ASA
I. FILAZANA NY MOMBAMOMBA NY TOMPON’NY TETIK’ASA
 Lazao aminay ny mombamomba anao, ny fahaiza-manao hananao ary indrindra ny traikefanao izay mifandraika
amin’ny tetik’asa izay hapetrakao.

……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….

 Tanisao ireo tombony sy falemena mivantana na ankolaka hanananao amin’ny fanatanterahana ny


tetik’asanao.
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Tanisao ihany koa ireo fahalemenao ka mety hampihisatra ny fandehan’ny tetik’asa ataonao.
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Fenoy ity tabilao ity :
TOMPON’NY TETIK’ASA
Anarana
Fanampiny

Lahy na vavy Lahy Vavy


Daty nahaterahana
Toerana nahaterahana
Laharan’ny kara-panondro
Daty nanomezana ny karatra Ny AA/VV/TTTT
Toerana nanomezana ny karatra Tao……………………
Sampam-pianarana natao
Marim-pahaizana farany
Toeram-ponenana
Laharan’ny Finday
Adiresy mailaka
Mpiara-miobon’antoka amin’ny Anarana sy fanampiny : Andraikitra ao amin’ny tetik’asa :
tetik’asa 1(*) raha misy
Mpiara-miobon’antoka amin’ny Anarana sy fanampiny : Andraikitra ao amin’ny tetik’asa :
tetik’asa 2(*) raha misy
Etc.
RAHA TOA KA EFA ORINASA EFA MIODINA, FENOY IRETO ANDALANA MANARAKA IRETO
Taona nitsanganan’ny orinasa
Isan’ny mpiasa miasa amin’izao fotoana Lahy :
izao Vavy :
Toerana misy ny orinasa
Faritra misy ny orinasa
Vokatra amidy
Vola maty (Ar) 2019 :
2020 :
Orin’asa aradalana Eny Tsia
Karazan’ilay orinasa(**) EI SARLU SARL SA
Laharan’ny karatra Statistika sy daty
nanomezana azy
Laharan’ny karatra fandoavana hetra
Laharan’ny Registre du Commerce des
Sociétés
(*) : Ny mpiara-miobon’antoka amin’ny tetik’asa dia ireo rehetra mandray fanapahan-kevitra mahakasika ny tetik’asa

p. 1
(**) EI : Entreprise Individuelle - SARLU : Société à Responsabilité Limité Unipersonnelle – SARL : Société à Responsabilité
Limité - SA : Société Anonyme

II. FANAZAVANA MAHAKASIKA NY TETIK’ASA


Farito ny tetik’asa angatahanao famatsim-bola sy ny vokatra hamidy.
 Inona ilay tetik’asanao, ary hazavao ny atao amin’io tetik’asa io?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….

 Inona avy ireo vokatra homenao ny mpanjifa? Inona ny mampiavaka ireo vokatra ireo?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Fenoy ity tabilao ity:
TETIK’ASA
Tetik’asa :

Seha-pihariana Agrobusiness

Seha-pamokarana

Famokarana
Fanodinana
Fanaparitahana
Sehatr’asa voakasika
Fanangonana
Service
Zavatra hafa

Vokatra hamidy

Fokontany :
Kaomina :
Toerana hiasana
Distrika :
Faritra :

2021 :
2022 :
Vinavinam-bola maty
2023 :
2024 :

2021 :
2022 :
Isan’ny asa ho voaforona
2023 :
2024 :

Fitsinjarana ireo loharanom-bola ilaina Fitambaran’ny vola ilaina hananganan ny tetik’asa:


hananganana ny teitik’asa Hiantohan’ny PIC/FIEM :
Hiantohan’ny tompon’ny tetik’asa :
p. 2
Hindramina any amin’ny banky (***) :
(***) raha toa ka misy

III. FANAMPIM-PANAZAVANA ILAZANA FA AZO RAISINA NY TETIK’ASA


III.1. Ny mampitombina ny tetik’asa fa mifandray tsara amin’ny tanjon’ny
fandaharan’asa MIARY
Araky ny hevitrao, azo raisina ve ny tetik’asanao ary mifanindran-dalana amin’ireo tanjon’ny fandaharan’asa
MIARY ve ny tetik’asanao ? Hamarino ny valinteny arosonao.

 Moa ve mitondra zava-baovao na hevitra vaovao ny tetik’asanao ?


…………………………………………………………………………………………………………………
…………………………………….
 Moa ve mameno ny tsy ampy eo anivon’ny seha-pihariana na seha-pamokaranaa iray ny
tetik’asanao?
…………………………………………………………………………………………………………………
…………………………………….
 Moa ve hitarika any amin’ny fifanarahana ara-barotra sy fiaraha-miasa amin’ny orinaasa efa misy
ny tetik’asanao ? Ny vokatrao ve hamaly na hiteraka lalam-barotra vaovao?
…………………………………………………………………………………………………………………
…………………………………….
III.2. Ny hilazana fa mitombona ny tetik’asa
III. 2. 1. Fahazoana manatanteraka azy ara-tekinika
Hazavao amin’ny antsipiriany ireo dingana arahina amin’ny fanamboarana na famokarana izay heverinao
hatao.
 Inona avy ireo akora fototra ilainao? Omeo ny fatra ilaina isaky ny akora fototra.
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Hazavao ny dingana harahina amin’ny famokarana na fanamboarana.
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Misy eny amin‘ny toerana heverinao hiasana ve ny akora fototra rehetra ilaina? Raha tsy misy ao dia
aiza no ahitana azy?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Tanisao ireo fampiasam-bola tsy maintsy hatao hanombohana ny tetik’asanao : Asa fanorenana,
fividianana fitaovana, fiofanana, sns…
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….

III. 2. 2. Fisian’ny olona manana traikefa afaka hanatanteraka ny tetik’asa


 Tanisao ireo olona sy ny traikefa ilaina mba hampandeha ny tetik’asanao?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Misy ireo olona ireo ve any an-toerana, raha tsia, ahoana no hataonao?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Asehoy eto ny fandaminana arak’asa apetrakao hitantanana ny orinasa haorinao.
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….

p. 3
III. 2. 3. Fisian’ny lalam-barotra na ny tsena
(a) Ny lalam-barotra
 Farito mazava ny lalam-barotra kendren’ny tetik’asanao.

……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Inona avy no tsy ampy ary ilain’io lalam-barotra io (vokatra, filàna, sns)? Inona no nataonao
nahafantaranao izany?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
(b) Ny mpanjifa
 Iza avy ireo mpanjica mety hampiasa na hividy ny vokatrao (Orinasa , Olon-tsotra, Tantsaha,
Fikambanana, sns.) ?
…………………………………………………………………………………………………………………
…………………………………….
 Araka ny hevitrao, inona no atony ilain’ny mpanjifa ny vokatra vokarinao Porofoy fa hilain’ny mpanjifa ny
vokatrao
…………………………………………………………………………………………………………………
…………………………………….
 Efa nijery na nanatona mpanjifa afaka ny handray ny vokatrao ve ianao? Raha eny, iza avy? Raha misy
fifanarahana efa natao, porofoy izany ( Taratasy faniriana ny hanjifa na taratasy fifanarahana fa hanjifa, sns)
…………………………………………………………………………………………………………………
…………………………………….
(d) Ny mpifanina eo amin’ny tsena
 Efa fantatrao ve ireo mpifaninina aminao eo amin’ny tsenam-barotra izay hidiranao? Iza avy izy ireo? Inona
ny vokatra omeny ny mpanjifa ary ohatrinona no vidiny hivarotany azy?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Fenoy ity tabilao ity
Mpifaninana Vokatra Vidin’ny iray

III. 2. 4. Paik’ady ara-barotra


 Ohatrinona no eritreretianao hamarotana ny vokatrao ?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Aiza ianao no hivarotra?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Ahoana no ataonao hanaparitahana ny vokatrao eo amin’ny tsena?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Ahoana no ataonao mba ho fantatry ny mpanjifa ny vokatra izay vokarinao?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….

III. 2. 5. Vinavina ara-bola


(a) Vola maty na vola miditra na vola lafo
Ny Annexe 1no manome ny andinindiny mahakasika ity tabilao ity fa ny eto dia famintinana ihany:
VOKATRA Vola lafo (Ariary)
2021 2022 2023 2024
p. 4
……
…….
….
Fitambarany

(b) Fandaniana atao hanombohana ny teik’asa : Ori-tsatoka


Jereo. Annexe- 2 no manome ny andinidininy mahakasika ity tabilao ity fa ny eto dia famintinana ihany:
FANOROANA Fandrefesana Volana ahazoana Vidin’ny iray Fitambarany
azy
Fandaniana amin’ny fanorenana/ na fividianana fitaovana, milina
1……
sns
Fandaniana hafa ilain’ny tetik’asa ankoatra ny fanorenana na fividianana zavatra (fampiasam-bola tsy azo tsapain-
tanana hilaina @ tetikasa
3……
sns
Fitambarany

(d) Ireo fandaniana fototra rehefa mandeha ny tetik’asa


Jereo Annexe 3a – 3b – 3c et 3d manome ny andinindininy mahakasika ity tabilao ity fa ny eto dia famintinana ihany:

Fandaniana Fitambaran’ny fandaniana = Vola mivoaka (Ariary)


2021 2022 2023 2024
Akora fototra ilaina
Fandaniana ivelany
Fandaniana hafa
Karaman’ny mpiasa
Fitambarany

(e) Vinavinan’ny mety ho tombony


RUBRIQUES 2021 2022 2023 2024
Vola maty= vola lafo tamin’ny vokatra 1
Vola maty = vola lafo tamin’ny vokatra 2
Fitambaran’ny vola maty
Akora fototra ialaina
Fandaniana ivelany
Fandaniana hafa
Karaman’ny mpiasa
Fitambaran’ny vola mivoaka

Tombony (fitambaran’ny vola maty – Fitambaran’ny vola


mivoaka)

(f) Fitsinjaran’ny fampatsiam-bola rehetra eo am-panombohana ny tetik’asa)


Tsara marihana fa ny Programme MIARY dia tsy miantoka ny fandaniana entina hampiodinana ny orin’asa toy ny
hofatrano, ny vidin’ny jiro sy rano – ny solika – ny kaman’ny mpiasa sns, ary indrindra ny fividianan-tany.
Fandaniana Vidiny MIANTOKA NY FANDANIANA
PIC TOMPON’NY HINDRAMIN
TETIK’ASA A ANY
AMINNY
p. 5
BANKY
Fandaniana atao hanombohana ny
tetik’asa (Famatsiam-bola fototra)
Fividianana akora fototra
Services Extérieures (fandaniana
ivelany)
Fandaniana hafa
Karaman’ny mpiasa
Fitambarany

IV. FIATRAIKAN’NY TETIK’ASA


IV. 1. 1. Asa hoforonina
Omeo ireo asa ho foronon’ny tetikasanao
ASA 2021 2022 2023 2024 TOTAL
Mivantana
1…
2…
Sns
Ankolaka (*)
1…
2…
sns
(*) Asa niforona noho ny fisian’ny tetik’asa ary tsy hiantsorohan’ny tompon’ny tetik’asa ny fandaniana.
IV. 1. 2. Sosialy sy tontolo iainana
Tanisao ireo fiatraikan’ny tetikasanao ara-tontolo iainana sy ara-tsosialy. Inona ny vahaolana arosona hampihenana
ny ako miiba na voka-dratsy ateraky ny tetik’asanao ?
LAFINY AKO (VOKATRA) MIABO AKO MIIBA VAHAOLONA
(VOKA-TSOA) (VOKA- DRATSY) RAISINA HO
AN’IREO METY
VOKA-DRATSY
Sosialy

Tontolo iainana

V. OLANA METY HITRANGA


 Araka ny hevitrao, inona avy ireo mety ho olana na sakana ny fanatanterahana ny tetikasanao mety hitranga?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Hatraiza ny fahasarotan’ny sakana: sokajianao ho « Mora vahana » – sa « Antonony » sa - « Sarotra vahana »
ireo olana ireo?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Inona no vahaolana arosonao hiatrehana ireo olana ireo?
OLANA HASAROTANY VAHAOLANA

p. 6
VI. RAHA HINDRAM-BOLA
 Raha mikasa ny hindràna vola eny amin’ny banky na toerana hafa ianao amin’ny fanatanterahana ny tetik’asa,
inona avy ireo antoka afaka entinao : (Milina, tany, trano, fiara, sns)
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Nindram-bola tany banky na Micro finance ve ianao amin’izao fotoana izao? Raha eny, manomeza fanampim-
panazavana misimisy kokoa.
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….
 Manana fidiram-bola hafa ve ianao?
……………………………………………………………………………………………………………………
………………………………….

p. 7
VII. Annexes
1. Vinavinam-bola maty (Varotra na vola miditra) isan-taona

2021 2022 2023 2024


VOKATRA VOLANA Vidin’ny Fitambara Vidin’ny Fitambara Isa Vidin’ny Fitambara Isan Vidin’ny
Isany Isany Fitambarany
iray ny iray ny ny iray ny y iray
Janoary - - -
Febroary - - -
Martsa - - -
Aza fenoina ny Janoary
Aprily - - -
hatramin’ny volana Aogositra,
May - - -
ho an’ny taona 2021
Vokatra 1 Jiona - - -
Jolay - - -
Aogositra - - -
Septambra - - - -
Oktobra - - - -
Novambra - - - -
Desambra - - - -
Fitambarany isan-taona(**) - - - -
Janoary - - -
Febroary - - -
Martsa - - -
Aza fenoina ny Janoary
Aprily - - -
hatramin’ny volana Aogositra,
May - - -
hoan’ny taona 2021
Jiona - - -
Vokatra 2
Jolay - - -
Aogositra - - -
Septambra - - - -
Oktobra - - - -
Novambra - - - -
Desambra - - - -
Fitambarany isan-taona (**) - - - -
Fitambaram-be (***) 2021 - 2022 - 2023 - 2024 -
(*) Fitambarany isamboklal = Vidin’ny iray x Isan’ny lafo
(**) Fitambarana isan-taona = fitambaran’ny Janoary + … + fitambaran’ny Desambra
(***) Fitambaram-be = Fitambarana isan-taona + Fitambarana isan-taona + …

p. 8
2. Fandaniana hanombohana ny tetik’asa : Orintsatoka (fampiasam-bola fototra)
« Ny orintsatoka na fampiasam-bola fototra dia ireo asa fanorenana, fividianana fiitaovana, milina maharitra taona iray farafahan-keliny vao simba »

SOURCES DE FINANCEMENTS
VOLANA
Vidinny Fitambara
SY TAONA fandrefesan ISA Sahanin’ny Tompon’ny
Fandaniana iray ny Hirahana
HIVIDIANA a (1) tetik’asa Sahanin’n
(2) (3) amin’ny
NA AZY LELA y PIC
ZAVATRA Banky*
VOLA
Fanadaniana amin’ny asa fanorenana , fividianana milina, sy fitaovana hampiasaina
Tany m²
Fanamboarana
Milina 1 Isa - - - - - - -
Milina 2 Isa - - - - - - -
Latabatra Isa - - - - - - -
Seza Isa - - - - - - -
Solosaina Isa - - - - - - -
Etc. - - - - - - -
Fitambarany 1 - - - -
Fandaniaina amin’ny resaka fiofanana, taratasy, fiarovana ny tontolo iainana
Fiofanana - - - - - - -
Taratasy fahazoan-dalana hisokatra - - - - - - -
Fiarovana ny tontolo iainana - - - - - - -
- - - - - - -
Sns …………..
Fitambarany 2 - - - -
Fitambaram-be (fitambarany 1 + fitambarany 2) - - - - -
*raha misy
(3) = (1) x (2)

p. 9
3. Fandaniana mandritra ny fampiodinana ny tetik’asa
a) Akora fototra
AKORA 1 AKORA 2 AKORA 3 Sns
Fat Vidin Fat Vidin Vidin Vidin Fitambar
Taona Volana Fanderefe Fitamba Fandrefe Fitamba Fandrefe Fat Fitambar Fandrefe Fat Fitamaba
ra ’ny ra ’ny ’ny ’ny ambe (**)
sana rany 1 sana rany 2 sana ra anyL 3 sana ra r,nyL( 4
1 iray 1 2 iray 2 iray iray
Janoary
Febroary
Martsa
Aprily
Aza fenoina ny Janoary hatramin’ny volana Aogositra, ho an’ny taona 2021
May
Jiona
Jolay
2021 Aogositra

Septambra - - - - - - - - - - - -

Oktobra - - - - - - - - - - - -

Novambra - - - - - - - - - - - -

Desambra - - - - - - - - - - - -
Fitamabaran’ny Akora
lany 2021 Akora 1 - Akora 2 - Akora 3 - Akora -

AKORA 1 AKORA 2 AKORA 3 sns.


Fitambar
ANNE Fat Vidin Fat Vidin Vidin Vidin
MOIS Fandrefe Fitamba Fandrefe Fitamba Fandrefe Fat Fitambar Fandrefe Fat Fitamaba ambe (**)
E ra ’ny ra ’ny ’ny ’ny
sana rany 1 sana rany 2 sana ra anyL 3 sana ra r,nyL( 4 (**)
1 iray 1 2 iray 2 iray iray
2022
Janoary - - - - - - - - - - - -

Febroary - - - - - - - - - - - -

Martsa - - - - - - - - - - - -

Aprily - - - - - - - - - - - -

May - - - - - - - - - - - -

Jiona - - - - - - - - - - - -
Jolay - - - - - - - -
- - - -

p. 10
Aogositra - - - - - - - - - - - -

Septambra - - - - - - - - - - - -

Oktobra - - - - - - - - - - - -

Novambra - - - - - - - - - - - -

Desambra - - - - - - - - - - - -
Fitamabaran’ny Akora
lany 2021 Akora 1 - Akora 2 - Akora 3 - Akora -
Fitambarany 1 = Vidin’ny iray 1(Prix Unitaire) x Fatra 1 (Qté)

Fitambarany 2 = Vidin’ny iray 2(Prix Unitaire) x Fatra 2 (Qté)

………………………………………….

Fitambaray n = Vidin’ny iray n(Prix Unitaire) x Fatra n (Qté

(**)Fitambaran’ny Janoary = Fitambarany 1 + Fitambarany 1 + …………… (Mahitsy amin’ny


Janoary)

…………………………….

(**) Fitambaran’ny Desamba = Fitambarany 1 + Fitambarany 1 + …………… (Mahitsy amin’ny


Desambra))

Manaova tabilao ho an’ny vokatra vokarina rehetra


Alao tahaka ity tabilao ity ho an’ny taona 2023 sy 2024

p. 11
b) Fandaniana ivelany
Les services extérieurs dia ireo fandaniana handoavana vola any amin’ny orinasa hafa ankoatra ny fividianana akora fototra
FANDANIANA IVELANY
Taona Volana Fitambarany(**)
Fikojakojana* (1) Fiantohana* (2) JIRAMA 3 Etc.
Janoary
Febroary
Martsa
Aprily
Aza fenoina ny Janoary hatramin’ny volana Aogositra, ho an’ny taona 2021
May
Jiona
2021 Jolay
Aogositra
Septambra - - -
Oktobra - - -
Novambra - - -
Desambra - - -
Fitambaran’ny services extérieurs 2021 Fitambarany (1) Fitambarany (2) Fitambarany (3) ……….. ………….

Année Mois Fikojakojana Fiantohana JIRAMA … … … Total

Janoary - - - - - - -
Febroary - - - - - - -
Martsa - - - - - - -
Aprily - - - - - - -
May - - - - - - -
Jiona - - - - - - -
2022
Jolay - - - - - - -
Aogositra - - - - - - -
Septambra - - - - - - -
Oktobra - - - - - - -
Novambra - - - - - - -
Desambra - - - - - - -
Fitambarany services extérieurs 2022 - - - - - - -

* Ohatra
p. 12
Fitambarany (**) / volana = (1) +(2) + (3) + (4) + …….
Fitambarany (1) = Janoary (1) + Febroary (1) + ……………. + Desambra (1)
Fitambarany (2) = Janoary (2) + Febroary (2) + ……………. + Desambra (2)
……………………………………………………………………….
Fitambarany (n) = Janoary (n) + Febroary (n) + ……………. + Desambra (n)

Alao tahaka ity tabilao ity ho an’ny taona 2023 sy 2024

p. 13
c) Ireo fandanaiana hafa tsy maintsy atao
Ohatra azo raisina fa marobe izy ireo ary miankina amin’ny tetik’asa tsirairay: hofa-trano, Fifandraisana, carburants, Kojakoja ao amin’ny birao, sns.
Fandaniana hafa
TOTAL
ANNEE MOIS Kojakoja ao
Fifandraisana* (1) Solika *(2) Etc. …. **
amin’ny birao (3)
Janoary
Febroary
Martsa
Aprily
Aza fenoina ny Janoary hatramin’ny volana Aogositra, ho an’ny taona 2021
May
Jiona
2021 Jolay
Aogositra
Septambra - - - - - - -
Oktobra - - - - - - -
Novambra - - - - - - -
Desambra - - - - - - -
Fitambarany Fandaniana hafa
2021

FANDANIANA HAFA
Année Mois Fourniture TOTAL
Frais de communication* Carburant
de bureau* … Etc. …
(1 *(2)
(3)
Janoary - - - - - - -
Febroary - - - - - - -
Martsa - - - - - - -
Aprily - - - - - - -
May - - - - - - -
2022 Jiona - - - - - - -
Jolay - - - - - - -
Aogositra - - - - - - -
Septambra - - - - - - -
Oktobra - - - - - - -
Novambra - - - - - - -
p. 14
Desambra - - - - - - -
Fitambaran’ny fandaniana hafa 2022 - - - - - - -

* Ohatra
Fitambarany (**) / volana = (1) +(2) + (3) + (4) + …….
Fitambarany (1) = Janoary (1) + Febroary (1) + ……………. + Desambra (1)
Fitambarany (2) = Janoary (2) + Febroary (2) + ……………. + Desambra (2)
……………………………………………………………………….
Fitambarany (n) = Janoary (n) + Febroary (n) + ……………. + Desambra (n)
Alao tahaka ity tabilao ity ho an’ny taona 2023 sy 2024

p. 15
d) Salaires du personnel KARAMAN’NY MPIASA
KARAMA ISAM- FITAMBARAN’NY
ISA ISAN’NY VOLANA
TAONA ANDRAIKITRA BOLANA KARAMA
(2) IASANA (3)
(1) (4)
Tale*
Tomponanaikitry ny famokarana*
2021 Mpivarotra*
Mpiasa madinika*
Mpiandry tanàna*
Fitambarany 2021
*Ohatra ihany ireo
(4) Karama = (1) x (2) x (3)

Alao tahaka ity tabilao ity ho an’ny taona 2023 sy 2024

p. 16

You might also like